Zoaiezy aniverisera elà !

1. Stretch ( 28/05/2007 18:31)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img267.imageshack.us/img267/5452/tristanyg5.png[/IMG][/URL]
novalian'i sitlo ny 02/06/2007 01:26
2. sitlo ( 28/05/2007 18:38)
:-D mersy njy
eritaona marina moa izay no nahafantarako ny serasera :°)
3. Stretch ( 28/05/2007 18:41)
azafady fe ela beuuuuuuu ko le sary vô mivôka an !
maha be suspensa beuuuuuu !
tssssssssssssssssssssssssssssssssssss !
:*
4. Stretch ( 28/05/2007 18:46)
5. sitlo ( 28/05/2007 18:56)
amin'ny voaloha ihany no ela kah, rehefa tafiditra any am temp files dia mandeha haingana amin'izay.
:* :oops: :* :-$
6. Stretch ( 28/05/2007 18:59)
ha ha ha ha ha
de refa manao ba ve te boramena beuuu ôtran'io :-D
7. sitlo ( 28/05/2007 19:09)
ye, miakatra kely ny tongotra ila [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif[/IMG] "tin"
8. Stretch ( 28/05/2007 19:11)
waaaay , io ko ve refa manao ba miainga tongotra ilany ,
gaigy ndray zany , efa tena tiko elana mintsy io refa le manao bezoro am le fitiavako kely zay a !
:{
fa tsy maintsy tafaainga fôna le tongotra ilany :-D
9. sitlo ( 28/05/2007 19:17)
hummmmmm 8)
10. majakely ( 29/05/2007 07:34)
tsy aleo ve nataonareo tan am msn izy ity???:lol:
11. diamondra27 ( 29/05/2007 10:22)
sitlo: tratry ny fitsengerenan'ny taona nahaterahanao ianao.
Enga anie ka ho lava andro iainana
Atra anie homba anao mandrakariva @izay zavatra rehetra hataonao
Dia mirary soa ho anao hatrany hatrany

:-*:-*:-*:-*

miala tsiny raha miditra manapaka ny feeling eto
;-);-):-$:-$
12. xxx ( 29/05/2007 10:29)
diamondra27:

sitlo: tratry ny fitsengerenan'ny taona nahaterahanao ianao.
Enga anie ka ho lava andro iainana
Atra anie homba anao mandrakariva @izay zavatra rehetra hataonao
Dia mirary soa ho anao hatrany hatrany
fa i diamondra27 zany anie tena tara train be e!efa im-piry no narabaina teto ny fitsingerenan'ny taona nahaterahan'i rasitlo sady ma vakio fa
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 28-05-2007 20:38:48
Lohateny : Re : Zoaiezy aniverisera elà !
mersy njy
eritaona marina moa izay no nahafantarako ny serasera
sa mila solomaso indray e?


13. pimaso ( 29/05/2007 12:39)
joyeux anniversaires
ho tratrin'ny 2e année indray e!
;-)
14. sakaizakely ( 29/05/2007 16:42)
ka raha samy miakatr'ila daholo ny tongotrareo mitsam' rehefa mibiz, tsy hiara-hikarapoka @ tany eo ?
:-D:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 29/05/2007 16:52)
amin'izay miraikitra tsara :-D, misy ianarana kosa izany koa.
16. Stretch ( 29/05/2007 20:37)
eny wa nareo ko zany tena mbô ratsy fanà mintsy de irinareo hitsingidina mintsy zay an !


mitsingidingidina daôly , mitsingidingidina daôly
mitsingidingidina daôly mitsingidingidina daôly mitsingidingidina daôly mitsingidingidina daôly mitsingidingidina daôly mitsingidingidina daôly mitsingidingidina daôly
mitsingidingidina daôly
mitsingidingidina daôly
:°) mitsingidingidina daôly :°)
ozy francis zay fa tsy koi.
17. Stretch ( 29/05/2007 20:39)
majakel:
tsy aleo ve nataonareo tan am msn izy ity???


aiza aky zany msn , any Neucha ve zany :?:
18. sakaizakely ( 29/05/2007 21:05)
Stretch> za tsy mba ratsy fanahy fa mampitandrina aza kou, hoe tandremo tsy hitsingidingidina fa manjary rava ny kaôzy

ampenaro misavasava ny tanana de mijanona hoazy le tongotra :°):°):°)
19. Stretch ( 29/05/2007 21:09)
eny ara fa hanao cours zany zay mitsam amn'iny ,
cours ho an'ny tanana :-D
20. Stretch ( 29/05/2007 21:10)


[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img365.imageshack.us/img365/8172/isika2pq7.png[/IMG][/URL]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2003