Zoaiezy aniverisera elà !

21. sakaizakely ( 29/05/2007 21:27)
Stretch> :-D:-D:-D:-D
mety mihitsy ilay ankanjo ambony malaladalaka io an. pratika be :-P

Ary kay ve Sitla bôgogosy hoatran'io e !

Eeeeeee ! Avia aty ampianariko tsy manainga tongotra ra Sitla a ! rehefa mahay tsara de averiko am Stretch
22. sitlo ( 29/05/2007 21:30)
Ary kay ve Sitla bôgogosy hoatran'io e ! 8-) :-D

stretch> Manao izay hanapaka lalandra an'olona mihitsy :wink: :}
23. sakaizakely ( 29/05/2007 21:45)
Sitla> k'hita kou

mba omeo sary
ataoko ambany ondana a

zarazarao e !!!!
24. sitlo ( 29/05/2007 22:04)
lol :-D, niampy ray ndray koa :-D
aleo aloha feno folo :-D
25. sitlo ( 29/05/2007 22:51)
fa nahay kosa aloha ny nanao ny sarin'ilay tovovavy fa ilay tovolahy tsy dia ao tsara. Mety efa nanomboka noana izao izy tamin'io. ;-)
26. Stretch ( 30/05/2007 05:28)
azafady am zay tapaka lalandrà e !

:-D sakaizakely> mahazo mindrana ngé ndry fa za tsy mbô sarotiny zany e !
ny a refa miverina tiko fôna 8) cool 8) zen

slito> tena efa nôna be mintsy lery io fa mapifilafila le jôba :°)
27. kelly13 ( 30/05/2007 08:43)
aleo aloha feno folo


za ny fahafolo zany hé hé hé
28. sakaizakely ( 30/05/2007 09:10)
de kevokevoka ery le Sitla kanefa malaky misitrika raha vao kitikitihina :-D:-D:-D:-D:-D

kelly sy stretch> ndao hanao rodobe any @ Sitla hijerena raha tena be detanty marina

zay te hiaraka charter aminay tongava misoratra anarana :-D:-D:-D:-D:-D
29. kelly13 ( 30/05/2007 09:15)
sakaizakely>vonona lalandava za ka :-D
30. Stretch ( 30/05/2007 11:36)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/w%E9w%E9-158.gif[/IMG]

mamay amzany elà anio ry slita !
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/grimaces-87899.gif[/IMG]
ary aza mitsoka fa za tsy hamely mafy.
31. sitlo ( 30/05/2007 11:58)
Dain kosa ity ndry, dia azafady fotsiny ve raha mahita olona tapaka lalandra :wink:

kelly13, stretch, sakaizakely> :-D, tongava eo ange eh, aleo izany tonga dia hikotrana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/0004.gif[/IMG], fa inona aloha ny lokon'i krekter eh
32. sitlo ( 30/05/2007 12:00)
i krekter --> ilay kraktera :wink:
33. Stretch ( 30/05/2007 12:09)
:-o f'angà tena tapaka mintsy ny lalandrany le zanak'ol :( ?
de inn zany zao ny tokony ataoko am zany :?

fa tsy ratsy kosa klou le kotrany elà an !
na ambany fotsiny no mihetsika :-D
34. sitlo ( 30/05/2007 12:12)
hhahaha, kotrana mandritra ny iray volana io :lol:, kotrana mister bean laden
35. Stretch ( 30/05/2007 12:22)
tsy milay ndray ra zany ko ,
zany ben laden zany ngé fantomasy e !
de ra zany izy ndry tsy ho hita mintsy na ametahana

de hangaina fotsiny eo ny atakinay 8-)
36. sitlo ( 30/05/2007 13:01)
na inona na inona ataky eo, za efa vonona. be detanty :-D
37. Stretch ( 30/05/2007 13:34)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Films_et_TV/bart-simpson4.gif[/IMG]

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Films_et_TV/bardack01.gif[/IMG]:mamay elà ry simpsona !
efa ho avy eo ko ry zodiaque(kelly :°))
38. kelly13 ( 30/05/2007 13:51)
hihihihihih, sady be detanty no malandina zany ra sitlo! :°)

tsika ry stretch tsy matahotra ze ben laden any a, tsika manana arme fatalitika 8):°)
39. sitlo ( 31/05/2007 01:21)
zay koa tsy matahotra fa ze mivoaka ray maty. miaramila bdb

[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Sport_et_loisirs/banandance.gif[/IMG][/center]
40. Fiffi ( 31/05/2007 06:20)
sitlo: :-w :wink::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2271