Eloy Eloy sabaktany!
1. Stretch
(
21/08/2007 16:19)
Eloy Eloy sabaktany !
izany hoe raha adika : Atra ô ! Atra ô ! nahoana no mahafoy ahy Hianao ?
(Marka 15 , 34)
Mba te hanotany aho , fantatro fa mahala ny betsaka aminareo , teny Armeniana ve io ilazany Jesosy azy io ?
Misaotra :D

novalian'i fijo ny 28/08/2007 23:26
2. menalamba
(
21/08/2007 16:54)
Tsy teny Armenianina fa Aramenianina (Araméen=langue sémitique ancienne),fa ny armenianina dia avy any Armenie any asia andrefana ary ny teniny dia"indo-européenne(Caucase)".Vitsy sisa ny olona miteny io fiteny arameanina io @ izao fotoana izao ,ny kurdes any avaratry Irak no mbola misy miteny io fiteny io.Raha mijery ilay film"passion du Christ" ianao doa @ teny arameanina daholo izy io,mila mafimafy fo mijery azy fa izaho aloha dia nitsangam-bolo tanteraka...:-/
3. simplex
(
21/08/2007 17:54)
milay kosa an,
teny 1 d mahalaza fehezan-teny gasy ^:^^:^
tenin'A/tra zany ny arameana? :@
Stretch:sabaktany zany midika hoe nahoana no mahafoy ahy ianao?
Eloy Eloy sabaktany !
izany hoe raha adika : Atra ô ! Atra ô ! nahoana no mahafoy ahy Hianao ?
teny 1 d mahalaza fehezan-teny gasy ^:^^:^
tenin'A/tra zany ny arameana? :@
5. fijo
(
21/08/2007 21:24)
ka jesoa anie sady jiosy tsy kristianina ,no tsy niteny jiosy e.ny teniny aza efa very,ka maika fa izy
7. Kwasi
(
22/08/2007 03:11)
Ny fiteny arameana no fiteny t@ iny faritry palestine iny t@ izany fotoana izany. Koa satria Jesosy teraka sy lehibe tany dia io no teny itenenany. Sur aho fa raha taty madagasikara izy dia niteny gasy.
8. niryna
(
22/08/2007 04:14)
Kwasi:
Ny fiteny arameana no fiteny t@ iny faritry palestine iny t@ izany fotoana izany. Koa satria Jesosy teraka sy lehibe tany dia io no teny itenenany. Sur aho fa raha taty madagasikara izy dia niteny gasy.
Ary mbola miresaka antsika rehetra amin'izay teny tiana hiantsona sy hiresahana Azy koa Izy.
Antsoy Izy fa miandry antsika hanatona sy hametraka ny fiainantsika iray manontolo ho tantanany:D
Ho Azy irery anie ny voninahitra ^:^
11. gasynamana
(
22/08/2007 22:06)
Misy olona ato tsy iady hevitra no ataony fa hanaboka ny lazain'ny hafa fotsiny. De mba inona hono no tanjony amin'izany? Mba misy zavatra fantany ve sa de te hiteniteny foana fotsiny? Raha handragitra ny hafa no atao de lazao. Fa raha resaka serieux kosa aoka mba atao resak'olon-dehibe fa tsy resa-jaza miala sakana.
12. fijo
(
22/08/2007 22:12)
ka aiza ny vazivazy eo e;teny jiosy aza eo akaikiny eo tsy hainy,teny gasy tsy mbola nodiaviny aty ve ahoana no ahaizany azy?????sa tsy mino lalina toa anareo de manafoka izay????
13. gasynamana
(
22/08/2007 22:16)
Nahoana no asahianao milaza fa tsy mahay teny Jiosy izy? Mba omeo porofo kely hoe?
14. fijo
(
22/08/2007 22:22)
raha nahay teny jiosy izy ry namana dia nampiasa io teny io.tsy nisy trace nahitana fa nampiasa io teny io izy fa teny arameaa foana no nampiasainy.tsy hainy izany ilay teny.ka io aza tsy hainy,moa fantany akory va fa misy madagasikara????
15. gasynamana
(
22/08/2007 22:30)
Raha izay ny fahalalanao dia tsy ampy izany fa ampio kely. Anontanio ireo namana eto hoe tamin'ny teny inona no nanoratana ny Boky mirakitra ny tenin'Andriamanitra novakian'i Jesoa. Na koa hoe ho an'ny vahoaka iza no nanoratana azy izay. Izay dia ampy.
Dia amin'ny manaraka mandiniha aloha vao milaza zavatra
Dia amin'ny manaraka mandiniha aloha vao milaza zavatra
16. fijo
(
22/08/2007 22:43)
ny tantara taty aoriana no natao tamin'ny teny jiosy.izany hoe nadika,fa i lery dia teny arameana no nampiasainy.rehefa ao anat sarotra ny olona dia ny tenny no ampiasainy.teto ve izy teny jiosy no nampiasainy???
17. gasynamana
(
22/08/2007 22:58)
Mba mandalina aloha e!
Azonao jerena amin'ny google anie hoe teny inona no nanoratana ny testamenta taloha e. Io no boky novakian'i Jesoa.
Azonao jerena amin'ny google anie hoe teny inona no nanoratana ny testamenta taloha e. Io no boky novakian'i Jesoa.
18. fijo
(
22/08/2007 23:05)
ny testamenta anie ry akama ka tsy lery no nanoratra azy e,ny taty aorinany no nanoratra azy.angano natambatra ireny
19. gasynamana
(
22/08/2007 23:22)
Jereo ny daty.
Aza zatra manafangaro zavatra fa tsy mety. Samihafa ny Baiboly kristiana sy ny boky nisy ny tenin'Andriamanitra novakian'i Jesoa. Io dia efa nisy talohan'i Kristy. Efa voasoratra mialoha.
izaho koa tsy miteny hoe i Jesoa no nanoratra an'io. Sa nisy nilazako an'izany teo?

20. ikaretsaka
(
23/08/2007 04:16)
simplex:
tenin'A/tra zany ny arameana? :@
Teny nampiasaina tamin'izany andro izany ka
ohatra hoe raha miteny amin'ialahy @ teny gasy Andriamanitra amin'ny alalan'ny nofy ohatra, na nisehoan'i Jesoa ialahy (tsy hay izany fa mety possible, iza no mahalala?) dia tsy handeha hiteny ialahy ary tsisy hino an'ialay hoe teny gasy ny tenin'Andriamanitra satria izy niteny t@ teny gasy fony niresaka t@ ialahy