Eloy Eloy sabaktany!

21. niryna ( 23/08/2007 04:24)
fijo:

teny jiosy aza tsy hainy ko aiza no ahaizany teny gasy ry niryna??????

Atra velona Izy,afaka miantso azy na amin'ny teny inona ianao na amin'ny teny inona.:D


22. menalamba ( 23/08/2007 07:53)
fijo:

ny tantara taty aoriana no natao tamin'ny teny jiosy.izany hoe nadika,fa i lery dia teny arameana no nampiasainy.rehefa ao anat sarotra ny olona dia ny tenny no ampiasainy.teto ve izy teny jiosy no nampiasainy???


Vao namaly tery amboalohany aho dia efa nanazava fa ny teny arameanina dia teny "semites" tranainy.Dia mba jereo ny dikan'io teny io ry fijo ao@ dikisiônera ry fijo fa mahamenatr'olona miteniteny foana ianao.Raha kamo moa ianao handalina izany dia azavaiko tsotsotra fotsiny ho fantatrao fa teny jiosy tranainy ny teny arameanina:^):°)
23. fijo ( 23/08/2007 21:26)
ny arameanina dia efa nisy niaraka tamin'ny jiosy ry menalamba.fa tsy hoe nisy aloha ny arameanina vaoo nisy ny jiosy.samy nanana ny teniny ireo.ny iray tao akaikin'i sirie ny iray tao palestina na israey izao.
gasnamana,aza hadino f boky mirakitra tantara maro no nangonina nanaovana ny boky fa tsy tenin'andriamanitra izany.izay dia tsy hionoako.marina fa abrahama no nino voalohany fa tokana andriamanitra fa tsy midika izany fa misy na niresaka taminy io.niala tamin'nyfinoan'ny maro fotiny izy."ny maro izy nio taloha fa samy manana ny andriamaniny ny rehetra"andriamanitry ny ady,ny orana,ny varatra sns
24. gasynamana ( 24/08/2007 20:26)
Resaka teny no resahana eto ry fijo fa aza afangaro ny resaka.
Fa hanampy anao andinika dia mba jereo kely aloha hoe: teny inona no nampiasan'ny jiosy?
25. fijo ( 24/08/2007 21:55)
nisy jiosy niteny arameanina nisy tsy nahay.arakaraky ny faritra nisy azy io.
26. menalamba ( 25/08/2007 17:58)
Bontolo bé ny firesakao izany ry fijo !Raha nametraka fanontaniana tery @ voalohany ny namana dia ny tenin'i Jesoa no nanontaniany,dia nazavaina fa teny arameanina.Ka tianao loatra angamba ilay mikalizy araka ny nahazatra anao tao Mahajanga ,ka lasa mivoana any @ tsy izy ny zavatra lazainao sy ny valin-teninao.Mba ahafahanao mahalala bebe kokoa indray dia mbola homeko hovakianao indray ity raha mazoto ianao
http://fr.wilkipedia.org/wilk/Araméen
27. fijo ( 28/08/2007 23:26)
inona aloha le hoaviako a fa toa resaka pub be fotsiny no itako????
kalizy lehiroa tsimaintsy madeha fona e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.44