Taniravo
1. Stretch
(
22/08/2008 14:55)
tam za bevohoka efa folo taona lasa zany dia ratsiana taniravo tsy laitra mihintsy aho , faly mihintsy ilay mpivarotra fa ny arizato tamzany isan'andro ny laniko , ka loza ny mahazo ahy zao fa te hihinana mafy mihitsy a , za io tsy bevohoka an , nefa aty am misy a tsy misy e , manandrana lakré a fa tsy mitovy tsy tiko , inn ny mahatonga izany envie zany ry reto ny zokiko vavy koa mihinana biriky ilay menamena ireny , inn ny mety mahasolo taniravo ? ilay fofony mintsy ny tena tsy afako . :?
novalian'i tsiambaratelo ny 11/09/2008 20:48
2. fasaly
(
22/08/2008 15:31)
ié! misy ramatoa izay nihinana biriky mena tamin'izy bevohoka fa zay rindrina biriky hitany dia loadoaka dool :-D
fa in izany tany ravo?????ka atao akory raha tsy mahita fa mba manembina fotsiny izany te hihinana ko! tsy de hitako hoe inona no mahatonga ilay hoe te hihinana tany ravo fa manembina fotsiny hoe te hihinana de zay angamba...toy enao tsy nihinana ravitoto elabe dia hoe te hihinana mafy aho anefa aty aminay tsy misy ravitoto... :-P

4. ni81
(
22/08/2008 17:31)
fa in izany tany ravo?????Tany fotsifotsy efa voavoatra (boribory somary nofisahana) amidy eny @ mpivarotra raokandro any dago.
5. fahamarinana
(
22/08/2008 17:40)
:arrow: ni :tsy ilay fanao amin'ny tarehy any atsimotsimo any koa ve io ?
simplex : :-D :-D (l)
simplex : :-D :-D (l)
6. ni81
(
22/08/2008 17:44)
ni :tsy ilay fanao amin'ny tarehy any atsimotsimo any koa ve io ?ireny mihitsy e! ny sasany manao masonjohany, ny sasany manao raniravo.
7. fasaly
(
22/08/2008 17:46)
ni81: otran'ny azoko antsaina lay izy otran'ny la creé fa mamovoka be otran'ny biriky maina ireny misy fofona be
fahamarinana: masoanjoany ve izany fatao am tarehy izany, raha eny ireny toa otran'ny tapakazo kikisana am vato vao manome vovoka sa?
fahamarinana: masoanjoany ve izany fatao am tarehy izany, raha eny ireny toa otran'ny tapakazo kikisana am vato vao manome vovoka sa?
8. fahamarinana
(
22/08/2008 17:49)
:arrow: fasaly : ié,ilay masonjoany toa kikisana zay fa ilay tany ravo toa tany mihintsy raha tsy diso aho..(l)
9. ni81
(
22/08/2008 18:15)
ni81: otran'ny azoko antsaina lay izy otran'ny la creé fa mamovoka be otran'ny biriky maina ireny misy fofona beIreny mihitsy.
Mba ho mora hivarotana azy angamba no nanaovany azy fisaka miendrika boribory e! Ary ny masonjohany dia hazo, ary kikisana dia lasa vovony ary asiana rano kely dia atao @ tarehy.
10. fahamarinana
(
22/08/2008 18:23)
stretch:
tam za bevohoka efa folo taona lasa zany dia ratsiana taniravo tsy laitra mihintsy aho
:arrow: mba lasa ny saiko oah,tsy lasa mamotsifotsy ve ny tarehy sa tsy misy effet-ny ? dia nohanina sec be ohatr'izao ve tamin'izany...dadany koa ilay ratsiana io an...raha biriky angamba dia goaka mbanin'ny rindrina,hitanareo ve ireny trano ao 67ha ireny e,hita eo ilay biriky... :) (l)
12. fahamarinana
(
22/08/2008 18:29)
:arrow: raharaha koa ny fanadiovana vava amin-izany;marina moa !! (l)
14. tsidina
(
22/08/2008 19:08)
ndry tsy hahita taniravo aty zany, fa de manafara any dago e,
fa tsy misy effet @ fahasalamandry ve zany ?
Mba tiko ho fantatra ny toetry ny zanaky ndry syny fahasalamany @ zao , satri nahalany betsaka taniravo. De salama tsara ve izy fony izy mbola kely?
fa tsy misy effet @ fahasalamandry ve zany ?
Mba tiko ho fantatra ny toetry ny zanaky ndry syny fahasalamany @ zao , satri nahalany betsaka taniravo. De salama tsara ve izy fony izy mbola kely?
15. kelly13
(
22/08/2008 20:23)
taniravo=tanifalifaly hihihi, tô tsisy an'ireny marina aty ry kala hitatra fa ny manafatra sisa no azondry atao! fa aôna kou zany envie tampotampoka izany? hein hein hein,sao d misy bibikely maniry kou ao aminjy ao ? :°)
16. Stretch
(
23/08/2008 08:34)
fahamarinana:
mba lasa ny saiko oah,tsy lasa mamotsifotsy ve ny tarehy sa tsy misy effet-ny ? dia nohanina sec be ohatr'izao ve tamin'izany...dadany koa ilay ratsiana io an...raha biriky angamba dia goaka mbanin'ny rindrina,hitanareo ve ireny trano ao 67ha ireny e,hita eo ilay biriky...
-tam vô teraka izy dia feno atrotro , zany oe feno fotsitsifotsy be , de avy eo izy mazavazava noho izahay sy ny dadany ny volotavany ôtrany zanabazà ka nanahirana tam fianakam's ny dadany oe , zaza akelakelatrano , mais afin . . .
-de tena nohanina seka tokony an , efa tsy andriko ny hatongavany lay ramatoa avy any an-tsena satria mpivarotra anana teo an tanana no anafarako azy isa maraina.
- ny effet tam le zaza ndray dia tsy hitako oe inn izy salama be , mikohakohaka ny mpahazo azy fony kely , ny zavatra nomarihiko fotsiny tsy nitovy ahy izy za fony kely folaka fôna , malemy lohalika izy tsy mbola henoko oe folafolaka zany .
- tama ilay keré tany an tsimo reny aza hitako tam vaovao (journal tv ) fa hohaninjareo miaraka am vômadilo lay tany ravo ataony pate am rano.
- tsy mankarary ny taniravo fa calcium, fa ny habetsany laniko kosa klou tena efa nihoatra ny nety , fa ratsiana misy namako aty ratsiana cornichon grave fa ray bocal par jour tsy ampy azy . (l)
17. nikah
(
23/08/2008 08:38)
Stretgh!Misy vitamine tsy ampy ao aminao fa mandehana manao analyse.
Taloha za tena mpihinana fotsimbary be mihitsy,ary tsy andalovana mihitsy refa mandalo mpivarotra vary eny antsena .Indraindray za tena mangataka refa mahita le vary mena reny tadidiko tsara,de mody miteny @ lay mpivarotra aho hoe ratsina de manome kely eran\'ny tanana ry zareo.Ary koa mihinana tanimena ,sy ny fofon\'ireny tanimena ireny tena tiko be refa aviavy iny ny erika.
Dia nieritreritra foana t@ zay fa hoe fahazarandratsy,toy ny olona mifoka sigara sns...Nisy fotoana ary aho voatery nandeha Dr ka nampanaoviny analyse,ary nilaza ilay Dr fa anemique za,nanao traitement karazana vitamine rehetra zao,ny tsapako t@ zay raha vao nihinana ilay vit sy Fer ,sy cal teo @ 1 semaine teo aho dia niafana ilay fitiavako fotsimbary,naharitra teo @ 3 mois teo anefa ilay traitement ary de tena afaka tanteraka aho @ zao.
Donc,sao dia mba mitovy ihany ilay cas tsika ka mandehana manao analyse. :* :* :* dia bonne chance e!

18. Stretch
(
23/08/2008 08:40)
tsidina::wink:
ndry tsy hahita taniravo aty zany, fa de manafara any dago e,
fa tsy misy effet @ fahasalamandry ve zany ?
Mba tiko ho fantatra ny toetry ny zanaky ndry syny fahasalamany @ zao , satri nahalany betsaka taniravo. De salama tsara ve izy fony izy mbola kely?
hay ndry ny hohaniko dia nety = (l) vovon dronono
fa natahotra fadirany a oe hatavy vel am ty vovon dronono ty , envie mahatsiravina.
tsy hanafatra any dago zany a fa ataony ny ol any we efa lasa adala :{
ny zanako ndray klou de salama be tsy misy ohatra azy , tsara nify be izy mihoatra amiko , efa madmzel be mazava volokoditra koa izy mihoatra anay r.a.d ny
19. Stretch
(
23/08/2008 08:43)
kelly13::-D :-D :-D refa lasa bibibe de aterioko any am dry ry raterezy a , any misy taty mpanolo cousy :°) :°)
taniravo=tanifalifaly hihihi, tô tsisy an'ireny marina aty ry kala hitatra fa ny manafatra sisa no azondry atao! fa aôna kou zany envie tampotampoka izany? hein hein hein,sao d misy bibikely maniry kou ao aminjy ao ?
20. Stretch
(
23/08/2008 08:49)
nikah:
Donc,sao dia mba mitovy ihany ilay cas tsika ka mandehana manao analyse. dia bonne chance e!
misaotra betsaka nikah :-* tsy ampy fer a , efa nanao cure( infusion) , miverina manao analyse dia tsy ampy ihany .
nefa ilay comprimé tsy miasa amiko mintsy , marikoriko be fotsiny isa maraina mamoaka azy . :x