Taniravo

21. ni81 ( 23/08/2008 09:00)
misaotra betsaka nikah tsy ampy fer a , efa nanao cure( infusion) , miverina manao analyse dia tsy ampy ihany .
nefa ilay comprimé tsy miasa amiko mintsy , marikoriko be fotsiny isa maraina mamoaka azy .
Lentille no nasain'ny Dr nohaniko matetika araka izay azo atao t@ io tsy fahampiana fer io, ary efa somary milamina @ zao fotoana izao satria vao namerina nanao analyse aho t@ volana juillet teo.
22. fahamarinana ( 23/08/2008 10:02)
:arrow: oah zalahy,misy raha tokoa tsika vehivavy amin'ilay envie an...ilay cornichons 1 bocal koa no clown...ny ahy ohatran' tsy tsaroako ratsiana zvtr zany...ny tadidiko dia ilay kizitina sy be commande : maniraka olona foana ny sasatra dia mankafy ny hakamoana... :) (l)
23. endrika01 ( 23/08/2008 10:04)
Ny any Nenitoanay ndray,kapila tafotrano io no nahalasa adaladala azy,tsy izy no bevohoka fa ny zanany vavy.Tena angoniny anaty sac a main ny mintsy.Ny naha afaka azy t@io ratsina io de notairina,miafina izy refa le mamba be te ihinana iny,de narahiny iraitampo taminy!Izy nipetraka variana mihinana iny tairina @zay ,fa tena tsy tia mainty anio kapila io tsony:-P zany hono no fanao anreny ratsiana ireny:D:D:D
24. fahamarinana ( 23/08/2008 10:09)
:arrow: endrika :nila sacoche mihintsy zany kapila zany,marina tsy valaka ihany mitondra azy mandra-pihinana azy.. :-D (l)
25. ni81 ( 23/08/2008 11:05)
Ny any Nenitoanay ndray,kapila tafotrano io no nahalasa adaladala azy,tsy izy no bevohoka fa ny zanany vavy.Tena angoniny anaty sac a main ny mintsy.Ny naha afaka azy t@io ratsina io de notairina,miafina izy refa le mamba be te ihinana iny,de narahiny iraitampo taminy!Izy nipetraka variana mihinana iny tairina @zay ,fa tena tsy tia mainty anio kapila io tsony zany hono no fanao anreny ratsiana ireny
Toa mitovy ihany ny fanaovana kapila tafon-trano sy ny biriky (tanimanga nodorana).
26. Stretch ( 23/08/2008 15:47)
tena mavarina marina io ratsina io klé , misy ilay mihinana savony dia we , malamalama be hono le zaza nony nivoaka
mba azonareo antsaina moa izany we minana savony , le ndraindray aza ny sakafo refa misy tsirona savony iny tonde betsaka ny tsy minana fa we makaloiloy.

;-) vehivavy ? ? ?
tsy mahazo ny lehilahy ve zany phenomene zany ?
27. nikah ( 25/08/2008 10:36)
marina ny tenin'i ni81,t@ za voa koa de tsy tapaka nihinana lentille,dia persil ary epinard.Fa ny 1 semaine voalohany de tena nivalana foana satria tsy nahazaka ilay lentille,fa tsy maitsy hoe notohizana satria mahasalama.
28. tsiambaratelo ( 11/09/2008 20:46)
Stretch:

tena mavarina marina io ratsina io klé , misy ilay mihinana savony dia we , malamalama be hono le zaza nony nivoaka
mba azonareo antsaina moa izany we minana savony , le ndraindray aza ny sakafo refa misy tsirona savony iny tonde betsaka ny tsy minana fa we makaloiloy.

;-) vehivavy ? ? ?
tsy mahazo ny lehilahy ve zany phenomene zany ?

Savony???Ratsiana savony:D hafa ndray zany:-P
29. tsiambaratelo ( 11/09/2008 20:48)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0449