Night club

1. Stretch ( 09/12/2007 16:49)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ying+yang/video/x28wc4_ying-yang-twins-ft-pitbull-shake_music


zany ndray no ôtrany mbô tiko zao zay hiarak'amiko,
zay tsy tia dia miala tsiny fa ny feeling tsy afaka hitovy dôôly. SIXT
répondu par sakaizakely le 10/12/2007 09:30
2. Stretch ( 09/12/2007 17:19)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Chiens_et_chats/21.gif[/IMG]
3. bonbongasy ( 09/12/2007 19:01)
revy masaka zany refa tsy manapotika fiainana fotsiny
sady aty aminay koa tsy misy afa tsy io no azo atao refa soirée week end
fa isika anie mifanalavitra be, sa miara minight an'eritreritra:lol::-D
4. sakaizakely ( 10/12/2007 09:30)
revy samy manana ny azy :D:D:D

fa mba tiako ho fantatra hoe maninn kay @ klipy am zao fotoana ny vhv tsy maintsy manao fihetsika lubrik sahala am te hasiana zany foana :cry::cry::cry::cry:

pour l'image de la femme :roll::roll::roll::roll:

ny lhl nefa tsy manao effort esthétique mits fa azo lazaina fa poubelle boyz aza

aiza doly ny chiennes de garde n'i mai 68 am zao e :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.138