revy masaka zany refa tsy manapotika fiainana fotsiny
sady aty aminay koa tsy misy afa tsy io no azo atao refa soirée week end
fa isika anie mifanalavitra be, sa miara minight an'eritreritra:lol::-D
fa mba tiako ho fantatra hoe maninn kay @ klipy am zao fotoana ny vhv tsy maintsy manao fihetsika lubrik sahala am te hasiana zany foana :cry::cry::cry::cry:
pour l'image de la femme :roll::roll::roll::roll:
ny lhl nefa tsy manao effort esthétique mits fa azo lazaina fa poubelle boyz aza
aiza doly ny chiennes de garde n'i mai 68 am zao e :-D:-D:-D:-D:-D