dikanteny ???
2. Fiffi
(
02/05/2007 20:12)
:roll: tena samy hafa be miintsy io....ny don de fanomezan-javatra ..ohara vola na sakafo ...
Ny talenta indray de don koh fa....natao hoe nomen'Andriamanitra don (mahay mitsabo ohatra...mahay mitendry zava-maneno tsy nianatra ...mahay manao dessin tsy naka tahaka fa iny ny tanany manao zavatra de vita tsara ny hataony.....

3. kally
(
02/05/2007 22:44)
Ny fanomezam-pahasoavana tsy arahin-talenta dia zava-poana : zavatra samy hafa mifanakaiky sy mifameno ireo.
4. ikaretsaka
(
03/05/2007 03:49)
ny don = tsy ny nianarana fa hay ho azy.
fa ny talenta=mila ampitomboina sy enarana.azo ho azy koa io fa avy eo no developpena
ohatra hoe @ resaka zava-kanto fotsiny.
misy manana don tonga dia hainy tsy nianarany ilay 'art'
misy nahay kely dia iny no nohalalalininy dia lasa talentany dia lazaina heo 'manan-talenta' ilay olona

5. mandrindra
(
03/05/2007 08:54)
ny don lety ho lasa talenta, ffa ny talenta tsy voatery ho don.
ny don dia voajanahary.
ny don dia voajanahary.
6. Vahinala
(
03/05/2007 09:55)
Samy "don" no anarany fa tena samy manana ny heviny tokoa arak'io azavainy fiffi io.
9. Stretch
(
03/05/2007 18:44)
io ary angé wa fa nareo ko aza misaotaka e !
tsy hitako be ihany zay marina,
ndraindray izy io zvt ray ihany nefa koa ohatra ny tsy mitovy ndray [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/confusion.gif[/IMG]
ohtra ary :
misy rangahy 1 tsy nianatra medecine izy fa vao raisiny tananany na horiny ny marimarina kokoa ny tananao folaka dia sitrana.
(mazava zay ilay don)
misy ramatoa 1 omena valonan-damba , nangatahina izy mba hanaovana akanjo tohitena io lamba io.
izy koa tsy nianatra , ary vitany akanjo toy ireny eny am magazay reny io lamba io , maka arak'heviny moa no filazany azy (neninay io)
ka eo manan-talenta sa don ?

10. kelly13
(
03/05/2007 18:47)
manana don zany neninareo
fa mba lalina indray iny kestiô njy iny ry stretch ka saika nilentika aho 8)o^o
fa mba lalina indray iny kestiô njy iny ry stretch ka saika nilentika aho 8)o^o
12. sitlo
(
03/05/2007 19:08)
[center]---:b---[/center]
[center]io zao manan-talenta amin'ny fitrangana lela[/center]
[center]---o^o---[/center]
[center]dia io ndray manana dents be anaky telo[/center]
[center]io zao manan-talenta amin'ny fitrangana lela[/center]
[center]---o^o---[/center]
[center]dia io ndray manana dents be anaky telo[/center]
13. Stretch
(
03/05/2007 19:20)
za ngà nantany lohanao vilany tany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Langue/banananana.gif[/IMG]
16. Stretch
(
03/05/2007 21:14)
tena mahatsiravina mintsy ngé ky ry melody e !
resaka cherieu tsara eo de avadiny fotsiny lay sizé.
zao tsy mitohy tsony lay fanazavana.
nefa ny sizeany tsisy mamadika.
resaka cherieu tsara eo de avadiny fotsiny lay sizé.
zao tsy mitohy tsony lay fanazavana.
nefa ny sizeany tsisy mamadika.
17. melody
(
03/05/2007 21:17)
eny wa...izaho anefa saika hampiditra teny 1 nefa misy dikany 2, ohatra: lolo, iza no afaka hanome ny dikan'ireo, fantatrindry ve ry stretch?
18. Stretch
(
03/05/2007 21:30)
lolo le misidina ve sady lolo paty , lolo koa ny matoto , de misy lolo sy ny tariny ko.
lolo ko ny ol refa matahotra ny le we maty lolo mintsy a tam n'iny klé.:°)
lolo ko ny ol refa matahotra ny le we maty lolo mintsy a tam n'iny klé.:°)
20. melody
(
03/05/2007 21:37)
stretch sy Fiffi: =D kitanreo @ izany aza fa bdb nydikany, ny ahy 2 ihany no fantatro amin'ireo ambony ireo