¿Marina ve zany?

1. salmo ( 14/12/2006 10:40)
Malgache:
Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanan'i Davida, dia Kristy Tompo. Lioka 2; 10

Catalan:
No tingueu por. Us anuncio una nova que portara a tot el poble una gran alegria: avui, a la ciutat de David, us ha nascut un salvador, que és el Messies, el Senyor.



novalian'i niryna ny 23/12/2006 04:27
2. dailynews ( 14/12/2006 14:41)
tsy tena azoko loatra ilay fanontanian i salmo fa ny mba azoko lazaina dia hoe: raha mino an Atra ny olona iray dia midika izany fa mino izay lazainy fa tsy mino ny fisiany fotsiny(satria na ny devoly aza mba mino ny fisiany koa) donc raha nilaza io ny TA dia marina izany io.
sa hoe tianao fakafakaina io??
3. Rasiligaoma ( 14/12/2006 15:21)
aiza no tian'i salmo ahatongavana?
4. salmo ( 14/12/2006 15:40)
dailynews> eo amin'ny final
5. salmo ( 14/12/2006 15:43)
i Rasiligaoma no tiko tenenina fa tsy i dailynews

Rasiligaoma!!

aho:
eo amin'ny final
6. gasyjean ( 14/12/2006 16:49)
salmo:

i Rasiligaoma no tiko tenenina fa tsy i dailynews

Rasiligaoma!!

aho:
eo amin'ny final




Salamo! fa inona ity lazain'ngahy eee¿¿????
7. Rasiligaoma ( 14/12/2006 17:52)
ka ilay final mihitsy no tsy azoko hoe aiza/inona ?
salmo:

eo amin'ny final
8. dailynews ( 14/12/2006 18:53)
za koa aza mba gaga ry rasiligaoma, tsy hay mihitsy hoe inona ity eo @ final.....mba manadala angamba izy ???
9. cutie ( 14/12/2006 21:09)
dia Kristy Tompo. Lioka 2; 10

io zany le final koa :-D:-D:-D:-D
10. mpanota ( 15/12/2006 08:53)
Dia maninona anefa izany eh
Efa tamin'ny andro 0 izany fa tsy ho rahampitsy intsony eh
Dia ho ampina indray izany ny andro sabata , tsy haiko raha nisy nanafara hoe mankamasina @ andro sabata+ noely na vao noforonon'ireo mpanao interpretation diso baiboly koa io , eny eh fitadiavam-bolan'ny fiangonana sy ny mpaokatra kilalaon'ankizy no fahafataranay izany noely izany :twisted:
11. prime ( 15/12/2006 11:53)
salmo:
Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanan'i Davida, dia Kristy Tompo. Lioka 2; 10
...Marina ve izany hoy ianao... diso angaha no fahitànao azy?
12. salmo ( 15/12/2006 14:16)
prime:
diso angaha no fahitànao azy?


ie, tsy mampino. hasivo profo alou!
13. prime ( 15/12/2006 14:37)
Porofo inona no tianao ho hita? Jesosy teraka, sa Jesosy nandalo teto an-tany?...
14. salmo ( 15/12/2006 15:15)
:-w:-w
15. Fiffi ( 15/12/2006 17:49)
salmo:
ie, tsy mampino. hasivo profo alou!
vakio ny baiboly ! Voasoratra ao daholo ny porofo rehetra .


16. cutie ( 15/12/2006 21:24)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. ikaretsaka ( 15/12/2006 21:26)
porofo arantsivy
18. vale ( 18/12/2006 18:26)
:-D:-D:-D:°)
19. prime ( 20/12/2006 15:25)
salmo> avelao hihomehy izay hihomehy fa porofo inona hoy aho no ilainao?:)
20. niryna ( 23/12/2006 04:27)
Mpanota kosa hoy aho tsy manantsaina afatsy ny manatsikera foana,fa lasan\'ny pasitera daholo angaha ny volanao? Angaha ianao nandeha niangona dia nisy nanery nandoa vola.Jereo ao anaty baiboly na TT na TV fa voasoratra ao daholo.TT izay nilaza fa norombahiny ny akanjoko ,no lokany fa tsy norovitiny, nofatsihany ny tongotro.Vakio Daniela mpaminany.Raha omena porofo ao anaty baiboly ianao dia tsy ho tapitra ity.Vakio tsikelikely ireto ary mivavaha mba omen\'Atra fahalalana sy finoana ianao.Lk 2:8-11(io ilay tadiavinao),Lk 1:28-33,Lk 2:1.3-7,Lk 2:39-40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5919