fahazoana lalana
1. salmo
(
19/12/2006 17:34)
Teny Malagasy sy Frantsay ihany ve no mahazo hatao eto?
ohatra anakiroa:
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4540b385d2aed
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4579289d063e4
Amin'ny fitenenany tsirairay aoka mba hisy fanajahana fa tsy milay zany manavakavaka fitenenana zany, fa ny anay tonga de any ampotiny no kendrenay:-P. amin'izay mahatsiaro tena :D

novalian'i bmw307 ny 20/12/2006 06:21
6. xxx
(
19/12/2006 19:46)
adiny firy zao nolaniana hitadiavana an'reo ohatra anakiroa ireo :roll:
tsy efa nahavita nanoratra t@ teny gasy? :-P

9. bmw307
(
20/12/2006 06:21)
ndao mahazo fa izaho tsy hanaraka , de mazaho ny lavitra arahin'ny fangaraka