Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bmw307, milahatra araka ny daty
bmw307 ( 20/12/2006 06:27)
analana tô vomaika miha ngeza
inona ary io ô?... tohiny
novalian'i Stretch ny 21/12/2006 23:17
bmw307 ( 20/12/2006 05:07)
voan'ny natao
nieritreritra ny anavotra olona ny secouriste taty aminay ny zoma lasa teo kanjo izy indray no navotana tany andranomasina , saika maty , tsiampy formation angamba de efa nanao pratique sahady ( las... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/12/2006 18:47
bmw307 ( 14/11/2006 22:37)
talenta
anisany manantalenta ihany ny tenanay na eo @famorona hira na eo @feho nefa tsy manana mpanohana de mipetraka e!... tohiny
novalian'i caprio ny 15/11/2006 11:58
bmw307 ( 14/11/2006 22:27)
mitady fiara BMW ve ianao
ato @serasera efa misy saingy mbola marobe angamba ny mbola tsy mahalala... tohiny
bmw307 ( 14/11/2006 22:12)
fitiavana ve sa fanalanandro
misy olona mpiara miasa , izay efa samy manambady,nefa mbola mifankatia de modifanina rehefa mifanena ireo any antsena.... tohiny
novalian'i madera2 ny 01/12/2006 19:35
bmw307 ( 14/11/2006 22:04)
mila namana fa tokantena e!
Ita fa izany no marina enkahitriny , nefa tsimisy manantona.... tohiny
novalian'i pimaso ny 28/11/2006 14:05
bmw307 ( 08/11/2006 00:53)
zazavavindrano
elaniela fa nahita fa tsy nandre intsony fa nisy zazavavindrano niakatra atanety, nefa tsitia vovotany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 07:23
bmw307 ( 14/09/2006 20:31)
inona no mahatonga ny olona ho sarotiavina
misy olona anankiray ohatra mba tena tian'ilay olona anankiray ,nefa de tsitian'ilay olona izay ho tiavina ny hotiavin'iny olona iny? TENA MAHAZENDANA !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2006 07:24
bmw307 ( 11/09/2006 16:37)
tsita fa tazana
misy no milaza fa tsimitombona hono io teny io , nefa aho milaza fa mitombona io .Ohatra fotiny hoe:miarihary ohatriny vay hankandrina , itan'olona fa tsitazantompony.:-D:-D:-D... tohiny
bmw307 ( 20/08/2006 19:29)
sangetaka sa kidikidy sa sangisangy
marobe ny mpisandetaka, ary tsivitsy koa ny misangy , ny kidikidy mafiloatra no mampiady ny mpiranotra. ... tohiny
novalian'i kala ny 29/08/2006 07:01
bmw307 ( 18/08/2006 00:46)
inona ny tsiambara telony
ny serasera dia efa malaza erantany , tsimisy izay tsy mahafantatra @ zany.fa ny tena mahaliana ny maro dia ity , rahoviana vao mety mba azo avoaka @ reny cacanal sat sa mbola eo andamponamboarana a... tohiny
novalian'i bmw307 ny 29/08/2006 11:51
bmw307 ( 17/08/2006 23:29)
mangataka fanazavana
io korintiana faII toko fa 13 andininy fa 13 ka hatr@ 18 io no mba hilako fanazavana fa tsiazoko.... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 11:51
bmw307 ( 17/08/2006 22:53)
mitady sa manary"zavamisy mitranga ireo"
marobe ireo efamanambady dia misaraka, ary marobe koa ireo tsimanana mitsakaraka,aiza no sarotra tanterahina amin'ireo o2ireo?:?::?:... tohiny
novalian'i bmw307 ny 29/08/2006 11:32
bmw307 ( 08/08/2006 22:08)
MANAO AHOANA NY FOMBA ATAO RA MITIA
EFA ELA IZAY NO NAHAFANTARAKO IZANY ATAO HOE FITIA IZANY NEFA HATRAMIN'IZAO AHO MBOLA TSY MBOLA NAHITA TSIRONY IZANY ATAO HOE FITIAVANA IZANY NEFA AHO MBA TEHITIA OLONA (VAVY)... tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 09:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088