talenta

1. bmw307 ( 14/11/2006 22:37)
anisany manantalenta ihany ny tenanay na eo @famorona hira na eo @feho nefa tsy manana mpanohana de mipetraka e!
novalian'i caprio ny 15/11/2006 11:58
2. Fiffi ( 15/11/2006 05:59)
maninona raha manantona an'ireny olona efa malaza ireny ? raha tsy manao an'zany manko enao de tena ho tafapetraka eo marina...
3. caprio ( 15/11/2006 11:58)
bmw307:andao ary mba amorona tarika isika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1898