Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i caprio, milahatra araka ny daty
caprio ( 06/10/2009 19:49)
fitadiavana
Sao dia mba misy namana mipetraka any allemagne na mafatapatatra ny momba ny fividianana fiara any ato zafady indrndra oooo... tohiny
caprio ( 25/06/2009 22:50)
Roi de la pop Michael Jackson
Nodimandry teo @faha50 taonany ity artista malaza eran-tany ity... tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 16:54
caprio ( 26/01/2009 21:06)
mampatsiahy
mampatsiahy antsika izay rehetra mbola tsy mafantatra fa @izao sahotakotaka any @tanàna zao,dia efa azontsika arahina tsara ao @tvplus ny vao2 rehetra misy any dago, koa ho antsika zay teh hijery iza... tohiny
novalian'i Optik ny 27/01/2009 04:44
caprio ( 18/10/2008 20:38)
Izay tina mitombo-tarehy
Tsy haiko aloha izay hevitrareo,fa za tena mihaiky mintsy fa marina io fomba fitenitsika gasy io we:izay tiana mitombo tarehy,zany we misy tena sipa manja be kanefa ny bandy miaraka aminy raha ny fije... tohiny
novalian'i fijo ny 29/10/2008 21:36
caprio ( 31/05/2007 19:27)
Fanantenan-javatra
mivavaka mandrankariva sika ka manan-tena valiny mahafa-po avy @Atra foana,enao io,izaho ,isika rehetra,dia matetika mangataka foana ka izay no maha-tonga ahy hiteny we fanantenan-javatra ny ankabeaza... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:03
caprio ( 10/12/2006 21:32)
Mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa
Vao hitako tao @vao2 tao fa malaza mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa,koa eo @faritry ny loha eo hiany no misy fihetsika sy misy fomba anasitranany ary efa zava-dehibe zay ho antsika eto D... tohiny
novalian'i bazylou ny 08/01/2007 22:56
caprio ( 28/11/2006 12:27)
film porno gasy
Mavesatra loatra ka tsy mbola zakantsika gasy ny mieritseritra sy mahita olona iray indrindra fa vehivavy milalao film porno,kanefa maro amin-tsika angamba no efa nahita ilay film porno izay nolalaovi... tohiny
caprio ( 21/11/2006 00:07)
miss serasera 2007
vita ny fifidianana miss serasera 2007 ka toy izao ny vao2 voaray avy t@ireo tomponandraikitra nikarakara izany:nizotra atsakany sy andavany ny fifidianana ka tsy nisy ny korontana fa ny ala-bato no t... tohiny
novalian'i fasaly ny 01/12/2006 23:11
caprio ( 16/11/2006 13:11)
Fifidianana miss serasera
Tonga ilay nandrasan-tsika koa samia mandray anjara daholo e! tsotra hiany ny fitsipiky ny lalao,zany we makatsy @fijerena sary hianao dia mifidy vehivavy efatra izay fantatrao fa tsara indrindra dia ... tohiny
novalian'i fanaina ny 21/11/2006 14:45
caprio ( 19/10/2006 22:47)
Jesosy nanao fahagagana
Araka ny voasoratra ao @baibolin-tsika dia ny nanova ny rano ho divay no fahagagana voalohany naton'i Jesosy,tsy haiko anefa izay fahamarinany fa nisy namako arabo zay ary tena mahal... tohiny
novalian'i prime ny 14/11/2006 10:56
caprio ( 03/10/2006 23:21)
Fanasana
Maninona wa isika eto @serasera raha mba mifanasa misakafo,indrindra fa isika izay aty an-tany lavitra aty de ireo izay mba mifanakaiky dia mba mifanasa e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/10/2006 08:32
caprio ( 16/03/2006 05:51)
rugby malgache
Dia mbola mamerina ny fanentanana antsika mpilalao rugby ao cachan indray zany mba ho tonga isaky ny alahady @10h30 de manentana antsika koa izay te andray anjara @izany fa hisy ny fampianarana ho ant... tohiny
novalian'i Roch ny 06/05/2006 05:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0276