Fanantenan-javatra
1. caprio
(
31/05/2007 19:27)
mivavaka mandrankariva sika ka manan-tena valiny mahafa-po avy @Atra foana,enao io,izaho ,isika rehetra,dia matetika mangataka foana ka izay no maha-tonga ahy hiteny we fanantenan-javatra ny ankabeazan\'ny hilan-tsika an\'Atra kanefa toa ho diso fanantenana hiany isika raha mitoetra ao anatin-tsika io fanantenan-javatra io satria hoatra fotsiny raha izay marary rehetra mivavaka @Atra no hositraniny daholo dia hisy ve ny maty?hoy ny tompo we: raha mino enao de ho hitanao ny voninahitr\'Atra,koa raha tena mino marina isika de na tsy mbola misokatra aza ny vavan-tsika dia fantatr\'Atra ny ilain-tsika rehetra,koa andaho mba hisaotra an\'Atra mandrakariva isika refa mivavaka ka anandrana tsy hangataka intsony fa isaotra foana isa-maraina isa\'andro eny fa na isa-tsegondra aza satria araka ireo voalazako ireo dia zava-poana ny fangatahana lava @Atra satria raha tena mino marina isika dia tsy izay sitra-pontsika intsony no mitranga fa ny sitra-pon\'Atra ka izay no maha-tonga antsika kristianina diso fanantenana,ary tsarovy fa Atra ao anaty baiboly dia nampanantena paradisa iray ho an\'izay mino koa azo hinoana zany ny mety hisian\'ny fahorina mandrakizay ho an\'ny kristianina iray ety an-tany fa kosa efa nomanin\'Atra ho azy ilay paradisa andrasantsika,koa tsakotsakoy dinidiniho fa za akory tsy milaza we marina ireo voalazako ireo fa fandinihina fitsiny ny ahy dia zarako @nareo hisaorana anie Atra nahafahan-tsika rehetra mifandray eto
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:03
2. pissoa
(
31/05/2007 19:47)
Amiko indray ! heveriko fa sitrak'Andriamanitra ny hangatahantsika Aminy. Andriamanitra mantsy dia RAY koa amin'ny zanany rehetra. Ka toy ny hifampiresahana amin'i Dada sy Neny (ny raiamandreny ety antany izany) mikasika izay mba faniriana kely, no tokony hiresahana izany amin'Andriamanitra ihany koa. I Kristy rahateo nampianatra antsika hangataka na dia efa fantatry ny Ray aza izay ilaintsika.
Tsy mijanona eo nefa ny tokony hifandraisantsika amin'Andriamanitra. Ray tena Ray Izy, saingy tsy Ray fotsiny ! Mbola misy hoe Andriamanitra, Tompo, ... Isika koa tsy "zanaka" fotsiny fa zanaka tiana sy zakana tia ! :wink:
PS : caprio an ! manamora ny famakiana sy fahazahoana ny hevitra ny fampiasana mari-piatoana :oops:

3. ikaretsaka
(
01/06/2007 04:12)
dia ataovy ao an-tsaina foana koa ny hoe
"tsy voatery ho izay tiantsika sy mifanaraka @ sitrapontsika no omen'Andriamanitra antsika, fa izay fantany fa ilaintsika hahasoa antsika bebe kokoa ao Aminy"
"tsy voatery ho izay tiantsika sy mifanaraka @ sitrapontsika no omen'Andriamanitra antsika, fa izay fantany fa ilaintsika hahasoa antsika bebe kokoa ao Aminy"
4. booboo
(
01/06/2007 09:09)
Caprio > tena tsy voavakiko hatr@ farany fa mba avereno dia asio teboka sy faingo sy ny tariny raha mety azafady indrindra :°)
5. caprio
(
01/06/2007 10:15)
Miala-tsiny indrindra fa lava loatra ilay izy, ka tsy vitako intsony ny mari-piatoana sy ny hamerina azy eto,koa mba ezao kely fotsiny izay mba azonareo e!
marina fa tokony angataka mandrankariva isika,kanefa mieritseritra za we:sao de mba io fangatahan-javatra lava io ary no maha-tonga antsika anantona an'Atra
marina fa tokony angataka mandrankariva isika,kanefa mieritseritra za we:sao de mba io fangatahan-javatra lava io ary no maha-tonga antsika anantona an'Atra
6. marozevo
(
01/06/2007 10:35)
Na koa tokony hianatra mivavaka isika.
Jereo ohatra ilay vavaka nampianarin'i Jesoa. Inona no voalohany ? Fangatahana ve ? Tsia!
Notre Père...
Que ton nom soit sanctifié
Que ton règne vienne
Que ta volonté soit faite sur la terre comme au ciel.
Hatreo aloha dia tsy misy fangatahana na iray aza.
Izay vao mitohy :
Donne-nous notre pain quotidien
Pardonne-nous nos offenses comme nous pardonnons
Ne nous soumets pas à la tentation
Délivre-nous du mal.
Raha dintinina dia izao : Ny atao hoe mivavaka dia midera (louer), mibanjina (contempler), mankalaza (célébrer), misaotra(rendre grâce) ary farany vao mangataka izay fantatry ny Ray fa mahasoa.
Ny olana manko dia milaza isika (izaho anisany anh) fa mivavaka rehefa misy mahamay sy misy zavatra ilaina.
Dia raisiko ilay voalaza momba ny zanaka teo : Ny zanaka tsy mpangataka fa OLON-TIANA, sady tompon'adidy aman'andraikitra tanteraka ao an-tranon'ny rainy.

7. johnnyandri
(
01/06/2007 11:42)
Amiko indray dia tsy ratsy akory ny mangataka fa mba tokony ho fantarina izay angatahina ary hahafantatra koa raha mendrika ny hangataka isika.
Vavaka:Andriamanitra izaho miankina amin'ny teninao sy amin'ny soa nataon'i Jesoa Kristy, koa MANANTENA ny fitahianao ety an-tany sy ny fahafinaretana any an-danitra aho, raha manaraka ny didinao.
Vavaka:Andriamanitra izaho miankina amin'ny teninao sy amin'ny soa nataon'i Jesoa Kristy, koa MANANTENA ny fitahianao ety an-tany sy ny fahafinaretana any an-danitra aho, raha manaraka ny didinao.
8. marozevo
(
01/06/2007 22:38)
Tena tsy ratsy mihitsy anie ilay mangataka e... Tsy aleo ve mangataka toy izay manao an-jolofo. Ny mangataka rahateo porofon'ny fitokisana. Fa ny tiako ho lazaina fotsiny dia hoe tsy tokony hoe mangataka foana, fa mba midera sy mitsaoka ary misaotra koa.
9. ikaretsaka
(
03/06/2007 12:09)
fa misy ndray ny manao fomban-tsaka... meo meo meo dia mahazo dia veloma hatreo.
dia raha tsy mahazo ilay tadiavina dia veloma razezo fa lasa zahay!
dia raha tsy mahazo ilay tadiavina dia veloma razezo fa lasa zahay!
10. xxx
(
03/06/2007 13:53)
Nisy mpianatra iray nanatrika fanadinana.Ity mpianatra ity dia tena mpivavaka mino fa Andriamanitra dia mahay manova zavatra sy manome izay ilaintsika rehetra. Dia rehefa vita ny fanadinana dia tadidiny fa diso ny fehezanteny iray nosoratany tany. Nivavaka mafy izy, ary tsy natory andro aman'alina fa nivavaka ary nifady hanina mihitsy aza izy; mba tsy ho iny diso iny no tsy ahafahany....................Mangataka anareo rehetra aho hanome ny valiny hoe inona no mety hitranga taorian'io fanadinana nataony io sy ny fifandraisany @ vavaka nataony? Miandry ny valiny avy aminareo am-paharetana.
11. marozevo
(
03/06/2007 23:03)
diso ny fehezan-teny iray nosoratany....
Izany hoe tsy nahazo maximum izy, fa tokony hihoatran'ny moyenne ny naotiny. Ka tsy tokony hisy olana ka....
Sady tena miombon-kevitra aminy aho amin'ilay hoe "Mba tsy ho iny diso iny no tsy hahafahany".