mampatsiahy
1. caprio
(
26/01/2009 21:06)
mampatsiahy antsika izay rehetra mbola tsy mafantatra fa @izao sahotakotaka any @tanàna zao,dia efa azontsika arahina tsara ao @tvplus ny vao2 rehetra misy any dago, koa ho antsika zay teh hijery izany dia mandehana ao @http://www.auzoma.com dia jereo fa misy we tvgasy ao,dia mazotoa daholo manara-baovao any @tanàna fa mangotraka be mintsy any zao
novalian'i Optik ny 27/01/2009 04:44
4. ifiona
(
26/01/2009 21:20)
misaotra @ fampahalalana! tena mitaintaina momban'ny toe draharaha any mihitsy izahay ankehitriny, mba hiangaviana raha azo atao ny manome vaovao foana, indrindra ho anay aty ivelany!
7. Optik
(
27/01/2009 04:44)
Zah lereto kivy a.
Zay angamba vô tena vita tanteraka ny momba an'i Madagasikara.
Zany emotion t@ 1896 nahalasa zanatany antsika zany no tsy hitako.
Zay angamba vô tena vita tanteraka ny momba an'i Madagasikara.
Zany emotion t@ 1896 nahalasa zanatany antsika zany no tsy hitako.
