MANAO AHOANA NY FOMBA ATAO RA MITIA
1. bmw307
(
08/08/2006 22:08)
EFA ELA IZAY NO NAHAFANTARAKO IZANY ATAO HOE FITIA IZANY NEFA HATRAMIN'IZAO AHO MBOLA TSY MBOLA NAHITA TSIRONY IZANY ATAO HOE FITIAVANA IZANY NEFA AHO MBA TEHITIA OLONA (VAVY) IZANY.
MBA AMPIANARO MITIA AHO IZAY AFAKA MAMPIANATRA AHY TSIMIFIDY.(l)
MBA AMPIANARO MITIA AHO IZAY AFAKA MAMPIANATRA AHY TSIMIFIDY.(l)
novalian'i prime ny 03/11/2006 09:29
3. soanja
(
09/08/2006 02:47)
bmw307:
EFA ELA IZAY NO NAHAFANTARAKO IZANY ATAO HOE FITIA IZANY NEFA HATRAMIN'IZAO AHO MBOLA TSY MBOLA NAHITA TSIRONY IZANY ATAO HOE FITIAVANA IZANY NEFA AHO MBA TEHITIA OLONA (VAVY) IZANY.
MBA AMPIANARO MITIA AHO IZAY AFAKA MAMPIANATRA AHY TSIMIFIDY.(l)
Te hianatra mitia i bmw? Tsotra fotsiny, rehefa hitanao sy miresaka aminao ilay olona tianao hiarahana dia anontanio azy daholo ny zavatr tiany rehetra na ataonao aminy na tiany atao aminao. Rehefa fantatrao io, dia resahinao aminy indray ny mba tianao ataony aminao sy izay tianao atao aminy. Dia eo mitady marimaritra iraisana. Rehefa tsy misy io dia miafy aloha ianao raha tena tinao izy fa rehefa babo izy dia milamina daholo ny zavadrehetra. Manaraka ho azy ilay fahasambarana. Mahereza e. :-*
4. Fiffi
(
09/08/2006 03:34)
bmw307:ka tsy mitovy ange ny fomba fitiavan'ny lhl sy ny vhv eh! samy manana ny azy ny fahalalako azy koh !
EFA ELA IZAY NO NAHAFANTARAKO IZANY ATAO HOE FITIA IZANY NEFA HATRAMIN'IZAO AHO MBOLA TSY MBOLA NAHITA TSIRONY IZANY ATAO HOE FITIAVANA IZANY NEFA AHO MBA TEHITIA OLONA (VAVY) IZANY.
MBA AMPIANARO MITIA AHO IZAY AFAKA MAMPIANATRA AHY TSIMIFIDY.(l)
Tsy aiko aloha raha azo hatao fampianarana io an! fa toa mandeha ho azy io rehefa ...:):*
5. hery
(
09/08/2006 04:32)
Ary sao dia ianao zatra manoratra majuscule loatra ka na manoratra any aminy aza ianao dia majuscule foana? Raha izay dia misy torohevitra hoe tsaratsara kokoa ny manoratra hoe "Je t'aime" noho ny hoe "JE T'AIME" :-)
6. Fiffi
(
09/08/2006 04:41)
hery: ka mety mavesa-danja ho azy angamba le "JE T'AIME fa raha le je t'aime toa tsy hitan'ny maso loatra na tsy midika loatra zay tiany lazaina ? :-D
7. leakim
(
09/08/2006 06:25)
raha tianao izy dia tiavo ,fa ny fitiavana manova zvt be dia be ,tsy maintsy misy zvt miova eo rehefa tojo ny tianao ianao,toetra oh sns... ,satria ny zvt tiana manova eritreritra ,ary ny fitivana mitsiry ka raha mahazo faka izy dia izay no atao hoe fitia miredareda .
9. mandrindra
(
09/08/2006 08:27)
ento aty aloha ilay sipa tian'i bmw307 ho tiavina dia savy dia hanaovana fampiarana, fa tsy mety raha teoria fotsiny satria miova araka ny tsi11 io.
12. cutie
(
09/08/2006 10:19)
Mpandefa : hery [ Valio ] 09-08-2006 09:32:50
Lohateny : Re : MANAO AHOANA NY FOMBA ATAO RA MITIA
Ary sao dia ianao zatra manoratra majuscule loatra ka na manoratra any aminy aza ianao dia majuscule foana? Raha izay dia misy torohevitra hoe tsaratsara kokoa ny manoratra hoe "Je t'aime" noho ny hoe "JE T'AIME"
:-D:-D:-D:-D:-D
15. cutie
(
09/08/2006 12:06)
:-D:-D:-D:-D:-D
tpt vo maraina wa za namaky an'io :-D
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 09-08-2006 16:59:53
Lohateny : Re : MANAO AHOANA NY FOMBA ATAO RA MITIA
cutie: de inona no tiandry ? le lehibe sa le kely ?
tpt vo maraina wa za namaky an'io :-D
17. boubounezy
(
09/08/2006 13:25)
(l)soit naturel!!!... tsisy azoko ambara akotrizay.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*