MANAO AHOANA NY FOMBA ATAO RA MITIA
103. bebegeante
(
20/10/2006 07:20)
faly miarahaba anareo rehetra ny tenako! liana b za vo nahita lé "thème"nareo!
mba te haneho ny hevitro kou za,za alou d vaovao eto é! tsy haiko alou zé efa hevitra tany alou tany fa st voavakiko doly lé izy fa lé voalohany nanipy lé hevitra no hitako d zao ary é:
amiko manokana d mahafinaritra b lé mitia, ie lé mitia no tsara no lé oe tiavina,zay no tsapako hatrizay! toy lé oe aleo manome toy izay mandray é!
lé manome fahasambarana ny hafa, mahita lé olona tianao falifaly mahita anao, eo anilany eo ianao, manome teny mamy azy,...sns tsy voatanisa rehetra...

104. bebegeante
(
20/10/2006 07:28)
mbola za ihany! manjary mandreraka b ny hamaky azy raha labvab sa aôn ozy nareo?! d natao indroa mits!
lé fandeferana sy fifanajana alou d mila mifototra aminio mits lé fitiavané!
raha ny oe mahita tsirony amlé fitiavana alou d mahita tokoa raha mifamaly lé izy (na kou oe "reciproque")!
mba mahatsiaro anao lé olotianao!!!mahafinaritra anie izany é!
mandefa sms anao izy na mandefa mail oe: malahelo b anao za,... (na d lé ahita anao fotsiny aza satria refa mahita anao izy d feno tambitamby, omenao blague kely izy, mila sens de l'humour kou izany fa ts d matotra b foana eny kosa é)!
amiko manokana kou rizareo d ilaina mitsy ny mot douce an!fa ts d kitakita sy teny mafy foana refa miaraka eny, mba ajanony lé kiana lava aminy é!
ok! msoatra betsaka anareo fa b resaka b za é!

105. ninih
(
20/10/2006 09:34)
aleo amela soratra fa nandalo tato fa tena :-D be lotra vao voavaky le izy. mba tsidiho matetika iahny ato ry bmw fa izany defa fitiavana an!
106. prime
(
20/10/2006 10:47)
ninih> mbola nanitsaka olona izy d mtady an'le olona fa le olona tsy mamaly intsony...
108. prime
(
25/10/2006 12:49)
o ry diams a... sao d tsy enao ary le notsahin'i bmw? fa olona hafa? fa miasa saina mafy izy an...:-D:-D
110. bmw307
(
29/10/2006 12:19)
tsy najavona akory aho fa invisible kely fotsiny e! efa tsimanankambara mantsy de aleo indray mitady hevitra afa e! efa nomeko ery ambony anie ny adresse mail ko ratoa ka mbamisy ilavanareo ahy ihany e! fa izaho efa tsy de mandalo eto @ ty serasera ity intsony e!
112. xxx
(
30/10/2006 06:20)
bmw307:de zay zany koh ! fa tsarovy fotsiny fa tsy azo hatao ny manery olona hitia anao ! vokatrin'ny fo ny fitiavana zay no mahatonga azy ho fitiavana ! Ary matoa ny olona nandà de misy antony ao fa tsy hoe safidiananao hoe ity olona ity no tiako de rehefa tsy manaiky izy de hanana na haisiana halahelo be ka hihafara @ tsy fandalovanao eto intsony !
fa izaho efa tsy de mandalo eto @ ty serasera ity intsony e!