inona ny tsiambara telony

1. bmw307 ( 18/08/2006 00:46)
ny serasera dia efa malaza erantany , tsimisy izay tsy mahafantatra @ zany.fa ny tena mahaliana ny maro dia ity , rahoviana vao mety mba azo avoaka @ reny cacanal sat sa mbola eo andamponamboarana azy VE?
novalian'i bmw307 ny 29/08/2006 11:51
2. Fiffi ( 18/08/2006 04:36)
Raha degroupé ny faritra misy ny tanàna misy anao de tsy mila canalsat handoavam-bola be enao satria ao anatiny mahatratra 400 mahery ny chaines!
3. bmw307 ( 18/08/2006 23:47)
misatra anao ry fiffi a! fanontaniana tsetratsetra tsiharitra fotsiny anie niahy iny e!
4. Fiffi ( 19/08/2006 07:36)
5. bmw307 ( 20/08/2006 11:43)
ary to tsiky tokana fotsiny no omenao ahy , anjay kosa e!:-D
6. prime ( 25/08/2006 13:22)
:-D
7. bmw307 ( 29/08/2006 11:51)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1295