mila namana fa tokantena e!
1. bmw307
(
14/11/2006 22:04)
Ita fa izany no marina enkahitriny , nefa tsimisy manantona.
répondu par pimaso le 28/11/2006 14:05
4. degree
(
15/11/2006 02:26)
=))=))=))Ise osa angaha voron-kely tanteran-kanina ka miandry mampisanasana vava fotsiny eo ? Raha ohatra ise milaza hoe mba tadiavo ankoho vavy any antsena any aho dia mety ho azoko satria ao no misy hisafidianana ary matavy be daholo.
ny tiako ambara sao mora tezitra eo indray, manaova ry ty "toy ny zanak'akoho mainty a ! mirehareha @ mazava mba ho hitan'ny Papango a!"
ka raha tsy mahita namana vavy kosa ary zah;mba mety ve ny lhl ........,?
TSY maninona ary fa tadiavako fa ao aminay misy en vrac=))=))=))=))=))

5. Fiffi
(
15/11/2006 06:01)
degree: mba hataovy serié kosa fa mba mampalahelo izy eh ! raha manana bobaka be enao de mba présenteo aminy eh !
6. fasaly
(
15/11/2006 06:51)
bmw: ato am forum be namana vavy ary hahazo bdb enao fa mazotoa miforum:wink:
8. dadou
(
15/11/2006 08:44)
raha tsy mahazaka leisy makorela alaina a :):(:?(l):-/:evil::*:*;-):-o:-P8-)
11. iriko
(
15/11/2006 10:15)
eh!!! dadou kosa de masiaka fiteny loatra, maninona izao raha mangina fotsiny rehefa tsy mahita...:x
12. Aino
(
15/11/2006 10:55)
Mpandefa : bmw307 [ Valio ] 14-11-2006 23:04:14raha namana tsotra dia mety ahazo be dia be enao!!:°)
Lohateny : mila namana fa tokantena e!
13. booboo
(
15/11/2006 11:29)
Ita fa izany no marina enkahitriny , nefa tsimisy manantona.
Bmw307 > ao fa zà mazoto hanantona. Inona no tian'ingahy koukou, ahantoko @ noeud coulant sa noeuds hafa (haiko aby manko) :twisted::twisted::twisted:. Efa hoe manatona fa manantona zany
14. HESHA
(
15/11/2006 11:34)
zany bmw zany ve de mbola tsy misy manatona ihany ?
soloy 2cv oe jerena ndray ny resultat ?
soloy 2cv oe jerena ndray ny resultat ?
15. ari.malala
(
15/11/2006 11:37)
booboo> :-D:-D:-D:-D
Bmw307, fa namana toy inona no tianao e, anoraty alo ny ankizy d hitanao eo ze mamaly anao ko :) d mahazoa izay irina e :-*:-*:-*
Bmw307, fa namana toy inona no tianao e, anoraty alo ny ankizy d hitanao eo ze mamaly anao ko :) d mahazoa izay irina e :-*:-*:-*
17. titimms
(
15/11/2006 17:52)
jereo re any @ sary dia anoraty izay tina e. Tsy ahazo 1 ao ve enao farafaharatsiny.
19. antsafa
(
15/11/2006 19:53)
fanga ela tsy mapezy? mandehana any a taninarenina na tsaralalana raha any tana ianao , raha a majunga mandehana any @ BTM na parcage, raha a tamatave mandehana any@ stade na garoutier. fa any no hahitanao malaky.
De mahaiza mifidy fa hanao ny safidy!
De mahaiza mifidy fa hanao ny safidy!