rivotra maloto (tsy heno fipoaka)
1. salmo
(
14/12/2006 17:24)
mety iza no bleme kokoa; ¿bandy mitsotsoka mora2 sa joba mandefa mora2?
novalian'i simplex ny 19/12/2006 19:14
2. simplex
(
14/12/2006 17:28)
:-D:-D
danza be kou iny daka tsy hita mason'la iny kle :-D
nga tsy hoe kapok'olo-tiana ka na marary aza hiafiana :°);-):-P:D:D
danza be kou iny daka tsy hita mason'la iny kle :-D
nga tsy hoe kapok'olo-tiana ka na marary aza hiafiana :°);-):-P:D:D
6. kelly13
(
14/12/2006 20:12)
rivotra tsy tana tsy mahabe fahotana fa regilemantan'ny fahasalamana :-D
7. nanoukely
(
14/12/2006 21:11)
salmo:
mety iza no bleme kokoa; ¿bandy mitsotsoka mora2 sa joba mandefa mora2?
de rehefa tratra enao @manaraka de ataovy hoe hummmm saika hanapoaka an =))=))
8. xxx
(
14/12/2006 21:18)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 14-12-2006 21:12:09
Lohateny : Re : rivotra maloto (tsy heno fipoaka)
rivotra tsy tana tsy mahabe fahotana fa regilemantan'ny fahasalamana
fa maha be vatanorona ihany koa ka,tena mivonto minsy
10. kelly13
(
14/12/2006 21:45)
d ra tazomina d mahabe vata-.... kou, aleo mba ny vatakorona no lasa ngôda tpoy izay ilay 1 hihihi
12. lapino
(
14/12/2006 23:18)
salmo:
mety iza no bleme kokoa; ¿bandy mitsotsoka mora2 sa joba mandefa mora2?
ny sipa no menatra kokoa am'zany , na dia tsy izy aza ilay mandefa :-D:-D
14. salmo
(
15/12/2006 10:44)
lapino:
ny sipa no menatra kokoa am'zany , na dia tsy izy aza ilay mandefa
Tandremo sao miatsaravelatsihy
20. simplex
(
16/12/2006 21:45)
:D:D
rivotra maloto no nahatonga azy tsy -nety, lasa tsy menamenatra ry -no refa mitsifotra :°)
rivotra maloto no nahatonga azy tsy -nety, lasa tsy menamenatra ry -no refa mitsifotra :°)