rivotra maloto (tsy heno fipoaka)

21. lapino ( 17/12/2006 04:43)
:-$ http://www.kurde.pl/katalog/bak/no-farting.jpeg :D:D
22. Achia ( 17/12/2006 08:49)
toerana aiza no ahitana io paneaux io ry lapino ?
23. simplex ( 17/12/2006 12:28)
Achia,
eny @ toerana misy an'ity :roll:;-)
24. Achia ( 17/12/2006 16:49)
:-D:-D fa nga hitamaso ilay iray refa madeha
25. simplex ( 17/12/2006 19:47)
:D za nga mpanao an'io 8):-P
26. Achia ( 18/12/2006 10:24)
ary mety tsy de salama loatsa zany enao a ! :°)
27. simplex ( 18/12/2006 11:52)

ny saiko mintsy no tena tsy salama ngambany,
zany hoe salama ihany ah fa le izy tsy mande setroka fa tonde... :roll::°)
28. Achia ( 18/12/2006 16:21)
fa nga ny gijo :@:@:@ kaika moa ianao mihaninkazo ko za ko no be fanontaniana eo :°)
29. simplex ( 18/12/2006 19:38)
ary aza mandefa rivotra ry Achia, za ndray no menatra 8):°)
30. Achia ( 19/12/2006 18:06)
Ianao koa ty toa lalina , ianao zany le mamontoka ambavan'olona a!?
31. simplex ( 19/12/2006 19:14)
k ra vao misy fofona mivoaka d misy zavatra miketriketra zay ao akaikiny kou :roll::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0559