fifandraisana am internet am ankizy
1. salmo
(
21/12/2006 22:11)
Ny fanaovana xxx eto dia tsy fantatra mintsy oe: paikan'antitra hamolanana bandikely sa sipakely sa inn no tena marina?
oh: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c70cd0fae6
Nefa ny serasera dia natokana ho any mpiteny gasy kilonga sy vaventy, nefa tsy fahamarinana no mameno ny firenena.
oh: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c70cd0fae6
Nefa ny serasera dia natokana ho any mpiteny gasy kilonga sy vaventy, nefa tsy fahamarinana no mameno ny firenena.
novalian'i Stretch ny 25/12/2006 14:08
2. salmo
(
21/12/2006 22:43)
Aiza i Fiffi lay mpiaro be ny xxx rehetra ato?.? mba valio ihany aho sao makary avy eo :-P:-P:-D:-D
3. Stretch
(
21/12/2006 23:09)
Salmo> io dinika io v tsy irony ilay dinika fanalana andro rony e!
ry zareo ilay efa leony ny tontolo andron'ny corvé dia ireny mba fantany fa mahavery dia azy.
Sa ahoana hoy isé?
ry zareo ilay efa leony ny tontolo andron'ny corvé dia ireny mba fantany fa mahavery dia azy.
Sa ahoana hoy isé?
4. Fiffi
(
22/12/2006 07:52)
salmo:ohatran'le hoe "isaorako an'Andriamanitra fa tsy gasy intsony zah" ve ?
Nefa ny serasera dia natokana ho any mpiteny gasy kilonga sy vaventy, nefa tsy fahamarinana no mameno ny firenena.
Aiza i Fiffi lay mpiaro be ny xxx rehetra ato?.? mba valio ihany aho sao makary avy eoheu....tena tsy hitako zay hankarary ahy @ zany an ! Mbola betsaka lavitra noho izany no mety hankarary eto @ fiainana fa tsy izao zavatra lazainao zao an ! Raha ny xxx indray de jereo ange ity eh ! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4558f75bf268f
5. salmo
(
22/12/2006 08:47)
Fiffi> enao zany lay ti midialogue sy mandresy lahatra am ankizy de avy eo makatsy:?:
sôde loza zany, raha toa ka tsy manaiky ny lehibe ao aminy:?:
sôde loza zany, raha toa ka tsy manaiky ny lehibe ao aminy:?:
6. Fiffi
(
22/12/2006 08:59)
salmo:Tia mi-dialogue aho ary tia manampy namana.....saingy kosa tsy fombako zany mandresy lahatra ny ankizy zany !!!!!
Fiffi> enao zany lay ti midialogue sy mandresy lahatra am ankizy de avy eo makatsy:?:
sôde loza zany, raha toa ka tsy manaiky ny lehibe ao aminy:?:
De avy eo mankaiza ry salmo ? :roll::roll: loza ahoana ? :roll::roll: hum.......tandrintandremo hiany ny zavatra lazainao ry salmo an ! tsy zazakely akory zah an ! Tsy te-ho tezitra koh zah fa fotoanan'ny fiheritreretahn-tena sy fihomanana isika zao ary tsy lavitra ny Noely ka.....
7. salmo
(
22/12/2006 09:22)
Fiffi> mba valio ary aho am fiarovanao ny xxx.
-Iza ilay xxx nanao oe : salmo tiako enao.
-Mihoatra ny +18 ve izy?
-Lhl sa Vhv?
-Tena tsara tokoa ve ny nataony xxx raha toa ka tsy ampy taona aho.
-Manaiky ve enao hanohana azy, raha toa ka ho hatao ny fitediavana oe: iza lay olona?

8. sitlo
(
22/12/2006 16:20)
Izaho koa ange nataon'ny xxx tamba-be mihitsy fa tsy nasiako ilana eh
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m457c56abd8634
:-D
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m457c56abd8634
:-D
11. dailynews
(
22/12/2006 17:23)
ny ahy fotsiny ny ordinatera dia tsy tokony hapetraka any anatin ny chambre ny ankizy fa tokony hapetraka @ toerana poblika ao antrano: tahaka ny lakozia, salon, trano fisakafoanana... satria mantsy raha vao irery any anaty chambre any ny ankizy sy mihidy ao dia be dia be loatra ny loza manatona azy ary matetika tsy mahay manda izany izy ireo fa mbola tanora fanahy tokoa.
14. salmo
(
22/12/2006 18:22)
Fiffi:
tsy zazakely akory zah an
ôtrany mbola zazakely enao, satri na dia ny famalianao olona aza; tsy de azo lazaina oe: olon-dehibe tokoa enao, na dia admin sy mpitondra eto aza. Fa ny vatana sy ny taona fotsiny no manamaro ny isa.
Ny soratrao sy ny hevitriny dinikao fotsiny de misy kely fahasarotam-piaro zay hataoko am hafa, sy ny hataony hafa amiko. Enao mety tsy mahita, fa izaho sy ilay olona maromaro mahita.
¿mbola manana hevitra ve enao, hamaliana ahy?
17. diamondra27
(
23/12/2006 08:02)
salmo:
Ny fanaovana xxx eto dia tsy fantatra mintsy oe: paikan'antitra hamolanana bandikely sa sipakely sa inn no tena marina?
oh: http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c70cd0fae6
Nefa ny serasera dia natokana ho any mpiteny gasy kilonga sy vaventy, nefa tsy fahamarinana no mameno ny firenena.
TSSSSS salmo za tsy tafiditra mijery fa tsy mahazo alalana hono e!
misy visa A ngah ao?
19. Fiffi
(
23/12/2006 21:10)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG]