Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
btiz
(
22/07/2006 06:13)
hiran'ny system of the down
mba omeo ny tononkiran'ny "jet pilot" sy toxicity" azafady :D:)...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 02/08/2006 10:50
mahni
(
22/07/2006 05:43)
MBA VONJEO!!! Visual Basic 3
mba vonjeo fa mila logiciel VB3 za fa misy code sy form ary module tsy mety mivoha am VB5 sy 6 aty amiko nefa mihatra aman'aina mitsy satria tsy ho vita ny mémoirako. tsy koi na vidiko aza. ty ny ...
tohiny
novalian'i fraz ny 28/07/2006 09:47
tsoupou
(
22/07/2006 03:46)
HIP HIP HIP
Indray andro tany afrika, nandé nanao safari bandy betsabetsaka dé ny iray lé bégue reny.
Tampoka teo
Bègue : hip ... hip ... hip
Rehetra : hourra
Bègue : hippopotame. Tonga dé nototoanlé ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 01/08/2006 10:39
tsoupou
(
22/07/2006 03:38)
RENDRIKA ...
Hainareo mo oe maninona refa misy sambo rendrika dé tenenina oe [b]Les femmes et les enfants d'abord[/b]???
Satria an, refa lanin'ny requin ireny dé voky iz dé tsy misy requin mihinana tsony ny ba...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/08/2006 09:08
tsoupou
(
22/07/2006 03:33)
KENDAO AMZAO ...
Tany afrika tany no niseho ny tantara, leo be ny vitsika amlé hitsahin'ny élephant foana ny fourmilière.
Dé nivory daolo ny vitsika fa oe hotafihina lé élephant.
Raha iny natory iny lé éleph...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/08/2006 09:12
tsoupou
(
22/07/2006 03:28)
SÔSISY KELY
Nisy bandy roa lahy lé mpamono kisoa reny niresaka indray mandé
Mpamono kisoa 1 : Novonoin-drabainay lé kisoa lahy be 150kg tao am tanà na dé nazaoan-lery sôsisy 100 kg. Dadany be an ???
Mpamon...
tohiny
novalian'i Achia ny 23/07/2006 17:03
tsoupou
(
22/07/2006 03:19)
10 000 Ar
LéZan : Toc toc toc
LéTôro : Mandrosoa ô !!!
LéZan : Aona leity a, inn ny vaovao ???
LéTôro : Tsisy leitsy a, inn ny aléan-là aty maraina lé
LéZan : Ndao hanao pari fa tsy hain-là ny a...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 29/07/2006 10:24
tsoupou
(
22/07/2006 03:14)
SIRAMAMY
Indray andro tany an-tsekoly (tsy teny vontovorona intsony an),
Hoy ny mpampianatra : Mamorona fehezan-teny misy oe "SIRAMAMY"
Tsisy nananga-tà nana mitsy dé tsy maintsy nanondro le mpampianatra : ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 24/07/2006 05:51
tsoupou
(
22/07/2006 03:11)
ELVIS PRESSES-LES
[b]Ty ry reto tsy mety ra tsy am teny frantsay satria jeux de mots a, azafady am Ra-Hery sy Dadabe[/b]
Un jour Elvis vit une fille et lui dit : Tu sais, tu as de beaux yeux toi !
Elle répondit : Oh...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/07/2006 12:39
tsoupou
(
22/07/2006 03:07)
TENY VONTOVORONA ...
Nisy mpianatry vontovorona 2 niaraka, lé bandy bossiste be rent iz mitsam, lé otran adaladala kely reny (:-$)
Mpianatra 1 (sady lasam-borona) : Ary taiza leity no nahitan-là an'iny beka iny
Mpian...
tohiny
novalian'i pissoa ny 27/07/2006 13:12
tsoupou
(
22/07/2006 03:02)
3 x 3 FIRY ???
Mbola resak'adala iany
Nisy adala 3 hatao examen farany hijerena oe iza no avoaka
Dokotera : Firy ny 3 x 3 ???
Adala 1 : 1345
Dokotera (miteny amin'ny infirmier) : Tena mbola gaigy i léio fa mija...
tohiny
novalian'i onjah ny 27/07/2006 13:20
Rafotsy
(
21/07/2006 16:00)
Fotoanany courgettes izao
Manao ahoana daholo indray !
Ity omeko recette courgettes farcies :
- courgettes izay tiana ary sasana 2 sens longueur dia esorina @ sotrokely ilay pulpe ao anatiny dia teteina madinika
- voatabia...
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 04/08/2006 17:39
titis
(
21/07/2006 15:21)
mety hisy ve?
Misy lehilahy gasy tsy mifora ve?dia raha misy inona no mety ho antony?...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 16:40
lemenakely
(
21/07/2006 13:18)
BASIC INSTINCT!!!!
Mafà na tokoa ny andro. Raha ny eto FRANTSA fotsiny dia mahatratra 37°refa atoandro ny andro, ka tsy omena tsiny ireo andriambavy lanitra indrindra fa ny vazaha no tsy manao kilaoty intsony ny ankabe...
tohiny
novalian'i Ralay ny 23/07/2006 04:26
daran
(
21/07/2006 13:11)
Manana fanahy ny biby
Efa novakinareo ve ao @ Mpitori-teny 3:19-22? Ahoana ny hevitrareo ny amin'io?...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 11:38
rrgmt
(
21/07/2006 12:51)
Voambara am-pahabemaso ilay mpaminany sandoka
Arak'ireny gazety malagasy ireny dia faminaniana sandoka ny an'i Mailhol sady fitsetsefana ireo mpanara-dia aminy, izay maizina am-pototry ny mazava...
tohiny
novalian'i prime ny 15/09/2006 10:12
iaviantsoa
(
21/07/2006 12:18)
frigidité
Fa inona kay ny mahatonga ny frigidité, microbe sa zavatra hafa mihitsy, possible ve hoe vhv tena active amin'ilay taranja lasa tsymazoto intsony, ary rahoviana no atao hoe tratran'io ny vhv iray,...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:23
nenipita
(
21/07/2006 11:46)
hafatra ho an'i mamzelkely
salut njy, ahoana kay no fomba ahafahako miditra ao amin'ny dinika manokana oh : reny serasera fa tsy mety tafiditra mihitsy za, mbola tsy neken'ny mpampndrindra hono ka ahoana no fomba tokony hataoko...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 24/07/2006 05:17
mandrindra
(
21/07/2006 11:30)
bisikileta
mahafinaritra ny tour de france tamin'ity indray mitoraka ity fa hatramin 'izao dia mbola tsy fantatra hoe iza no ahazo azy. ny telo voalohany dia segondra vitsivitsy monja no manelanelana azy ireo. Ã...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/07/2006 07:39
miranto
(
21/07/2006 10:28)
maninona raha tsy mandainga e!
za zany efa in-3 izay no tratran' ity olona mandainga ity e,nefa tato @ serasera tato ihany no nihaonanay, toy izao le izy:
nifankahita tato izahay ary nifanao fotoana de raikitra fa nifankatia, mil...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/07/2006 20:23
