Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Oully ( 25/07/2006 17:13)
Concert HANTATIANA
Antsan-kira ho fiderana an’Andriamanitra sy ho fitoriana ny Filazantsara hiarahana amin’i HANTATIANA, eto Paris. Daty : 5 Aogositra 2006 Ora : 8 ora alina Toerana : Institut Biblique de Nog... tohiny
soanja ( 25/07/2006 14:43)
Iza moa Andriamanitra?
Ity dia ho an'i Rakaroka izay nanontany ny momba an'Andriamanitra tamiko. Santatra fotsiny ity fa mbola be ny tohiny fa lava loatra azafady indrindra. Nomeko hevitra vaovao satria afaka manampy izay t... tohiny
novalian'i prime ny 27/09/2006 08:54
xxx ( 25/07/2006 13:38)
mitady olona hivantanana
Misy Mgasy telo mianaka( mpampianatra any Dago izy mivady)nahazo green card. Tsy manana olona hivantanana . sao dia mba misy afaka afaka mandray azy ianareo any Amerika? Mba lazao eto azafady. Misaotr... tohiny
xxx ( 25/07/2006 13:33)
mila fanampiana avy aminareo ao Paris
Misy doko Mgasy te-hanokatra cabinet medical ao Paris. Sao dia mba misy afaka manampy azy ianareo izay toerana tsara tokony halehany na manampy ara-toro-hevitra.Misaotra mialaoha... tohiny
novalian'i Mitah ny 03/08/2006 14:07
Aino ( 25/07/2006 13:29)
tsy kilalao izy ity eh!!
ny fitiavana ry zareo tsy kilalao ka aza de manao kitohatoha ah, misy moa ny lhl sasany efa manambady amandranaka mbola lasa ihany mitady ary @hafa, asa mihintsy izay tena eritreritrareo izay anisany ... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/07/2006 05:25
xxx ( 25/07/2006 13:19)
mitady olona hivantanana
Misy malagasy telo mianaka nahazo green card any Dago koa mba mitady olona aty Amerika hifanakalozana. Sao dia mba misy afaka mandray hivantanana Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/08/2006 03:39
jajaf401 ( 25/07/2006 09:33)
LIBAN ???????????
Ra tsy diso zaho maro be gasy any amizao ankatoky ny hotakotaka misy any zao; toy ry Akamatiana oh, Asa na ahoana marina ny momba io ady io toa tsy mety vita ?? Ny faharoa: toa malaladalaka ihany n... tohiny
novalian'i xxx ny 01/08/2006 17:40
manitou ( 25/07/2006 05:31)
Spectacle NJILA
Salama daholo e! za ry reto an tena mpankafy NJILA h@zay ka h@zao, de tena manantena fa ho tsara be mitsy io fampisehona @ 5 sy 6 aout io ao @ palais des sports, sao de mba misy tena fan NJILA koa ian... tohiny
novalian'i joto ny 01/09/2006 13:49
LazaDaddy ( 25/07/2006 03:03)
Fantaro Israely
Miisa foko 12 ny firenena Israely, taranak'i Jakoba. Ny foko 2 monja amin'ireo anefa (Joda sy Benjamina) no antsointsika ankehitriny hoe "firenena Israely", izay fihevitra DISO satria tsy ampy. Mbo... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:12
fens ( 24/07/2006 19:09)
SIG
Ngô de misy mahay SIG ka afaka mampianatra e! na manana logicile ohatra hoe ArcView dernière géneration? mbô vonjeo fa te hivotra e!... tohiny
novalian'i fens ny 22/08/2006 12:48
xxx ( 24/07/2006 19:00)
Mila namana!
Za zany de bandy sarokenatra, voadona ara-pitiavana de mba mitady namana e:... tohiny
novalian'i miyah ny 31/07/2006 15:20
unjila ( 24/07/2006 18:17)
tsy hoe tsy malala fomba
de tena akory atao fa tena drabadraba ihany kay mo mila mi -presenté hoe vaovao za ka dia manatena ny fanapianareo é... tohiny
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:18
pili ( 24/07/2006 18:06)
crème aux oeufs!
sali daolo an,hono oa ry reto ,sao d mba hainareo kay ny manao crème aux oeufs:roll:,fa ndray mandé zay mants zahay invité d io ny déssert,tiko b mints le izy nefany ah ts sahy naka recette tany a... tohiny
novalian'i vale ny 28/07/2006 10:06
kiali ( 24/07/2006 16:11)
president
hilatsak president zah ry reto fa ba mila fanohanana avy aminareo an! raha lany zah de : kala= vadin'i president hery= piraiministra fasaly= maitressen'i president pissoa= ... tohiny
novalian'i kala ny 18/08/2006 12:23
Fanja1 ( 24/07/2006 15:57)
Sans papiers: Nicolas Sarkozy veut fermer la "parenthèse"
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138713&onglet=FranceMonde&position=1 [img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-07-24T161809Z_01_NOOTR_RTRIDSP_1_OFRTP-FRANCE-SARKOZY-IMMIGR... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 15:08
kala ( 24/07/2006 13:04)
Tonga soa ndray hilalao
:wink:Rehefa samy hilalao ihany tsy aleo ve ny an'ny tena no andrianina ê! Anagramme hoe. Andao andrama amin'ny teny gasy fa aoka kosa mba tsy hasiana teny ratsy moa ê! Atomboko aloha zany dia toh... tohiny
novalian'i kala ny 19/09/2006 14:23
booboo ( 24/07/2006 10:09)
Olana isaka hiditra forum
Tsy mety tafiditra ato @ forum mihitsy zaho isaka ny avy mampiditra ny ps-ko + mot de passe-ko :?:?:?. Tsy maintsy miditra ary @ " namana " foana ve vao ho mety ? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i hery ny 24/07/2006 14:48
sendranoro ( 24/07/2006 08:50)
4eme album Tovo j'hay
efa nivoaka ilay 4eme album tovo j'hay ka ho antsika izay mpankafy azy dia ny site auzoma.com no efa mivarotra io album io sahady. Dia amin'izay amin'ny vidiny mora ê 15€ fotsiny. Tamin'ny site wan... tohiny
Fanja1 ( 24/07/2006 08:11)
Nahita ny tsy fahita. Rangahy nampiasa ody fitia, lasa nivoa
Rehefa tsy nanaiky azy ilay tovovavy dia nitadiavany hevitra mihitsy kanjo nifototra tany aminy indray izany. Tena nahita ny tsy fahita araka ny fitenenana tokoa ity rangahy ity, satria na dia efa ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 08:44
rabaradaka ( 24/07/2006 06:35)
Toa mivarilavo ny fanabeazana olom-pirenena eto amintsika
Raha mijery TV ianao dia mahita fa tsy ahitana endrim-panabeazana mihitsy fa lasa pub sy film ary horreur avokoa. Any an-dakilasy indray tsy mampita fahaiza-miaina intsony ramose sy madama fa dia ny l... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 04:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8295