tsy hoe tsy malala fomba
1. unjila
(
24/07/2006 18:17)
de tena akory atao fa tena drabadraba ihany kay mo mila mi -presenté hoe vaovao za ka dia manatena ny fanapianareo é
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:18
5. labelkely
(
27/07/2006 07:54)
:-D eka le tonga soa le iha , de mazotoa moa le nareo , de tsika iaby
7. arson
(
01/08/2006 12:18)
tngaso enao de mazotoa miforum e! zay eto mahay mandray be daholo.
tsy de misy anampiana firy fa de ze hay kely no atoro e:hitanao ireo soratra @ sisiny be2 ireo de misafidy ao enao ze laninao.
mazotoa homana e!
:miam::miam::miam::miam:
tsy de misy anampiana firy fa de ze hay kely no atoro e:hitanao ireo soratra @ sisiny be2 ireo de misafidy ao enao ze laninao.
mazotoa homana e!
:miam::miam::miam::miam: