Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fens
(
29/07/2006 13:38)
Hifidy sa tsy hifidy 3 dec
zao ry zareo an! ahoana ny hvitrareo, hifidy ve sa tsy hifidy? ny antony de zao: hifidy enao toa ohatran'ny hoe manosika olona hihinana ny harenao! (le fananana iombonanana io ohatra: volampanjakana) ...
tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 15:11
fens
(
29/07/2006 13:33)
Vonjeo!
Zao ry reto an! misy mahita fika ve nareo fa izahay mijaly raano refa ririna de tsy afaka manondrka voninkazo mitsy de mampanaelo be le izy! ka so de misy fika oe mba tsy ahafaty le voninkazo na tsy ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 13/08/2006 16:37
fek
(
29/07/2006 08:47)
lalin-tsaina
lalin-tsaina tokoa ve ny ankizy sa ny lehibe no ratsy sainae?vakio ange ity blague ity e
Le petit Thomas demande à sa maîtresse s'il peut lui
parler après le cours.
Elle accepte.
Al...
tohiny
novalian'i kala ny 25/09/2006 13:46
safid
(
29/07/2006 06:49)
mitady namana lahy entre 37 à 40ans
Bonjour, je un homme de 37 à 40ans ...
tohiny
novalian'i volana1 ny 06/09/2006 13:53
Herimiafina
(
28/07/2006 22:12)
Vaha-olana any anaty nofy!
Asa ianareo raha efa tratran'ity zavatra mahagaga ahy iray ity?
Rehefa misy probleme manahirantsiana ahy amin'ny lafiny fianarana, ohatra probleme matematika tsy mety voavaha ary mampiari-tory, ka ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:18
soasoafy
(
28/07/2006 13:16)
Spectacle NJILA
Aty Majunga aho zao nefa te hijery spectacle NJILA @ 05-06 Août ka hono oa ry zareo zay aty Tana, efa mivoak ve ny billet? de ohatrinona ny reservations? ary ny place tsotra? aiza avy no toerana mety...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 21/08/2006 14:07
tsoupou
(
28/07/2006 12:50)
KILALAO
Lalao ity ry reto a, hisy fanontaniana maromaro reto (asiako numéro dé nareo mamaly fa za sûr oe diso ny 70% valim-panontanianareo)
1- 3 x 4 ???
2- 6 X 6 ???
3- La capitale du Japon ???
4- La v...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 01/08/2006 10:28
tsoupou
(
28/07/2006 12:21)
HAMANGY FAHORIANA
Nisy ramatoa efa maty vady 2 taona izay, tsy nivoaka ny trano mitsy izy, sady tsisy namana fa mbola misaona ihany, manao akanjo maintsy foana. Tenenin'ny zanany foan izy hivoka fa tsy mety.
No-prése...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 04/09/2006 15:21
soasoafy
(
28/07/2006 12:13)
mpivady manao cinéma
Mety hisy @zao fiainana sarotra izao ve ny mpivady mody misaraka, nefa tsy misaraka akory fa entina hitadiavana interêt aman'ol fotsiny le fisarahana?
Ohatra ny lhl mody any @ fianakaviany de mody m...
tohiny
novalian'i vale ny 31/07/2006 16:11
tsoupou
(
28/07/2006 12:06)
KAY ZANY ENTANA
Nisy EPP zay, nandé tany ny inspecteur enseignement, hijery ny fomba fiasa tao. Natahotra be lé maitresse 1 satria ao aminy no ho visité-na nefa ao aminy misy bandy kely zefa be, i Toto io.
Nafara...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/09/2006 13:52
tsoupou
(
28/07/2006 11:54)
TSY VADIKO IO
Indray andro, niresaka izy mitsam tao an-trano
Vavy : Hitanao, tsy marary tsonitsony ny lohako zao
Lahy : Hay, fa inona no nataonao ???
Vavy : Natoron'ny namako hypnotiseur a dé nadé nankany dé ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 04/09/2006 15:24
tsoupou
(
28/07/2006 11:07)
IZA NO DISO ???
Tantara marina niseho teny @ côtes de Newfoundland (canada) t@ octobre 1995. Resaka nifanaovan'ny Amrikana sy kanadiana io :
[b]Amerikana[/b] : Miviliana nareo 15 degrés Nord mba tsy hifandona tsik...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/08/2006 09:04
MTN
(
28/07/2006 09:30)
Nahazaka PDG
-zany hono dia PDGn'ny sekoly Anjekakio ny sipan-dry y?
-ndreiss, aoka fotsiny (sady mijery hoho)
-fa angaha moa misy PDG ny sekoly ohatran'io?
-ye koa, prof de gym tany Ambodikorofy izy taloha....
tohiny
novalian'i MTN ny 07/08/2006 18:12
diamondra27
(
28/07/2006 08:03)
île 2 tentation
ahoana ny eritreritrareo raha misy le oe: île de tentation any dago e! sa eto @ serasera, lol
:-D:-D:-D
...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:41
pili
(
28/07/2006 07:48)
comment savoir k'1 homme est vraiment amoureux?
slt à tous,mba saika hannotany anareo ah ry reto oe ahona kay no tena ahafatarana ny lhl reefa tena amoureux izy?za mants zao misy oul miaraka amiko 3 ans1/2 zay zao no niaraka:-* d nefany nandritran...
tohiny
novalian'i Fomena ny 06/09/2006 09:23
xxx
(
28/07/2006 06:40)
Lehilahy gasy miaraka amin'ny vazaha
Ahoana ny tena fandehany ho anareo lehilahy miaraka amin'ny vahaza (vavy). Inona no lesoka sy tombony hitanareo ? Ahoana ny fikotiana azy raha oharina amin'ny vehivavy gasy ?
...
tohiny
novalian'i nambina ny 13/08/2006 18:05
hery
(
28/07/2006 06:14)
CelTel - Orange : Fampitahana
Misy fampitahana tsy miankina (tsy manohana na iza na iza) izay napetrak'i Jentilisa ao amin'ny blaoginy http://jentilisa.blaogy.com/post/122/1521
Inoako fa hanampy antsika any Madagasikara hifidy a...
tohiny
novalian'i simplex ny 28/08/2006 13:06
elsami
(
28/07/2006 05:05)
Tokantrano kristiana sy ny Film X
Mety aminao tokantrano Kristiana ve ny fijerena azy ireny . Azo kilasiana toy ny asan-devoly ve izy ireny sa azo raisina ho toy ny fanentanana mba hahatsaratsara kokoa ny firaisana hampifamatotra bebe...
tohiny
novalian'i vakiniadiana ny 17/08/2006 10:45
elsami
(
28/07/2006 05:01)
Misy vokadratsiny ho an'ny mpivady ve ny fijerena film X
Mety hisy vokadratsiny ihany izy io satria tsy miainga avy amin'ny andaniny na ny ankilany ny filàna fa entanin'ilay Film ka mety hampihena ny filàn'izy ireo raha mizatra mijery an'izay izy ireo fa ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 29/07/2006 15:28
mandrindra
(
27/07/2006 21:29)
dobo filomanosana
nanasa namana avy any amin'ny firenena maro ramalagasy fa te hampidera ny dobo filomanosana tena moderna. izay rehtra tenenina dia mivadika an'izay ho azy ny ranon'ny dobo.
nihazakazaka malaky ary il...
tohiny
novalian'i cutie ny 01/08/2006 21:07
