Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
litakelinineny
(
01/08/2006 07:48)
tsy hita intsony ireo zay tokony ho namana
efa ela izay no mba nanandramako niditra tamin'ny serasera ary efa naharay presudo sy ny teny miafina aza aho saingy tsy nety foana. Eny e Efa tafiditra aho izao saingy indray toa "litakely bongo maso...
tohiny
novalian'i arson ny 18/08/2006 07:14
LazaDaddy
(
01/08/2006 07:37)
Tandremo ny fitaka
i Satana dia mpamitaka. Amin'ny maha [b]fitaka[/b] ny ataony dia avy ao am-piangonana ihany izy no miainga. Avy ao no amolavolany fampianaran-diso sy "teolojianina vilana", raha tsy izay tsy hisy voaf...
tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 10:52
Pynnokio
(
01/08/2006 05:57)
mampa-ngoda
Hono hoa re olona, ny olona toa variana @ zavatra mampahia fa mba ahoana kosa ny fomba mahangoza haingana ao anatin'ny 1-2 volana fa de misy olona mitady fomba tokoa anie fa ts mety tafa mihitsy....
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 21:19
hery
(
01/08/2006 05:45)
Andriamanitra sady Ray no Reny (ho an'ny Kristianina)
Mahita ilay zavatra nolazain'i Soanja ato amin'ity lohahevitra ity aho dia mahatsiaro ny fampianarana ihany koa... fa Andriamanitra dia sady Ray no Reny (Araka ilay voalazan'ny gasy hoe Raiamandreny) ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 16/08/2006 18:32
Fiffi
(
01/08/2006 05:09)
Andriamanitra namorona ny olombelona....
[b]Andriamanitra namorona ny olombelona , ny olombelona namorona ny ady.[/b]
[i]La paix c'est comme un cadeau , un cadeau si merveilleux , la paix , c'est comme un cadeau , un cadeau qui vient de...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 11:57
soanja
(
31/07/2006 23:27)
Andriamanitra dia Reny koa fa tsy Ray ihany (Jiosy)
[b]Tamin'ny andron'ny Kabbalah (Medieval Jewish nandinika ny Talmud sy ny Torah) izay niforona tany Provence sy Espana tamin'ny taon-jato faha 13 dia nihevitra fa sarom-patarina Andriamanitra ka sarot...
tohiny
novalian'i prime ny 21/08/2006 12:01
kitjo
(
31/07/2006 18:09)
Fisaorana
Kory aby
Tafaverina soa amantsara aty Singapour aako zao io d izao vao afaka manoratra ho anareo rehetra
Misaotra betsaka indrindra t@taratasy, antso, famangiana sns nataonareo fa manana namana ...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 02/08/2006 06:25
Fanja1
(
31/07/2006 11:38)
TEXAS. L’un des 22 boursiers malgaches à l’université
http://www.midi-madagasikara.mg/...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 09:34
xxx
(
31/07/2006 09:22)
@nareofitiavana ve ny tsy fahatokisana
manana namana tsotra za lhl,de mpiarmianatra amiko izy io@plus manbady noefa lehibe niantso ahy t@phon izy de notapahiko satria teo nyvadiko de noraisiny ho sipako de tsy nahatoky ahy izy @nareo ahoan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 15:47
xxx
(
31/07/2006 09:03)
ahoana no fandraisanareoan'ity
mba misy question ity ny olona manmbady ve tsy mahazo miresaka @lehilahy intsony na de resaka madio ary mba valio eh!...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 03/08/2006 12:11
ravatorano
(
31/07/2006 08:33)
nirehitra ny birao iray tetsy anosy tribonaly
Le bureau des juges incendié
le quotidien du 31/07/2006
Incendie criminel. C’est le premier constat qui a été fait hier après que le bureau des juges en charge de l’affaire évasion à la m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/08/2006 10:07
fek
(
31/07/2006 07:21)
fitiavana ve?
mahalala olona betsaka aho amin' izao fotoana izao fa tsy manao mariage raha tsy efa bevohoka le vehivavy ka manontany hoe bevhoka vao manambady sa manambady de bevohka sa zay ndray no lamaody?...
tohiny
novalian'i arson ny 04/08/2006 12:17
ravatorano
(
31/07/2006 04:12)
fitsangatsanganana any toamasina ataon 'ny namana serasera
Fitsangatsanganana any Toamasina hataon 'ny namana serasera Dagoeto Madagasikara.
Raha niatrika ny fivoriany ny mpitantana ny fikambanana namana serasera Dago dia nanapa-kevitra fa hitaona ny namana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2006 22:31
LazaDaddy
(
31/07/2006 00:28)
Mower
mba ampindramo "tondeuse à gazon" rey olona fa dia efa mila hitovy halava @ volon'i cutie (hahaha!) ny bozaka eo an-tokontaninay o!. Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/08/2006 00:20
cutie
(
30/07/2006 20:53)
ho iray (pazzapa 3)
sao de misy mahay ny tonony io hira io.
Misaotra mialoha:*
...
tohiny
novalian'i cutie ny 01/09/2006 15:41
Fiffi
(
30/07/2006 19:24)
Fiharabana
[IMG]http://membres.lycos.fr/dgdd/07/GS_ce5e9781ae34858302d341c24c909fc1.png[/IMG]
Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy misy hakanavaka indray .:) :-*:-*:-*
De bonnes vakansy indray iza...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 04:45
pissoa
(
30/07/2006 18:50)
Teny Malagasy: "k"
Misy lalana ve ny famakiana ny "[b]k[/b]" amin'ny teny Malagasy?
Tsy mitovy mantsy ny feo rehefa mamaky ny hoe
mangatsi[b]k[/b]a na mozi[b]k[/b]a (ohatra) sy ny hoe alo[b]k[/b]a na tolo[b]k[/b]o.
...
tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:07
xxx
(
30/07/2006 12:29)
Embona 4 real
Coup de gueule atsipy any an-dranomasina,
Veloma ry Dago, tany nahalatsahan'ny tavony, nahalehibe, ary koa hilevenana. Na aiza na aiza misy ahy tsy adinoko ianao.
Veloma ry Dada sy Neny, Ray a...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 13:14
mi
(
30/07/2006 11:42)
lahy sy vavy
Mitovy ve ny tokony hitondran'ny lahy sy vavy ny fitiavana? sa ny an'iza no manatombo?
[u]Raha eo @ vokany ndray de ahoana???????[/u]
...
tohiny
novalian'i rasoul ny 04/08/2006 09:06
dasy
(
29/07/2006 17:21)
valiny fanadinana bac 2006
misy mahalala ny site hazaona ny resultat bac malagasy 2006 teo ve nareo...
tohiny
novalian'i pissoa ny 06/08/2006 09:53
