Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka ( 04/08/2006 08:09)
Inona ny vokadratsin'ny fako manerana ny tanàna
Mba manontany re inona ny vokadratsin'ny fako miparitaka manerana ny tanàna eo amin'ny fahasalamana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2006 20:56
patrick2002 ( 04/08/2006 08:05)
Ny malagasy ve misy taranaka JUIFS
Mba lasa ny fisainako rizareo,ka mametra-panontaniana io lohateny io, satria betsaka ny namana no somary namaly ahy t@ ilay hoe fantaro israely tao @ fivavahana sy finoana ,ka dia liana tokoa izaho no... tohiny
novalian'i seraphin ny 19/08/2007 15:04
eisy ( 04/08/2006 06:54)
Jereo tsara de mitandrema....
Tampoka tsy maha.... http://www.filecabi.net/video/flatten45.html... tohiny
novalian'i mamps ny 21/08/2006 21:06
baomijijy ( 04/08/2006 05:33)
Fa nahona wa e!
fa nahona wa no tao vao manomboka ny volana de misy oul mahazo isa bdb sahad, ao anatin'zany ny itony we bizoroka ono e, sa we ry zareo konekté eto fon 24/24 ? ngah? fa de gaga iany ny tenanay, ts we... tohiny
novalian'i andry08 ny 24/08/2006 17:30
travy ( 04/08/2006 05:01)
fitiavana tsy fantatra hoe ahoana
izaho de lhl,ka manontany anareo rehetra aho hoe "NY TIA VE TSY MAINTSY MAHANDRY IZAY HATONGAVAN'NY TIANA NA RAHOVIANA NA RAHOVIANA" "METY HO ZAKAN'NY SAINA VE NY ZVT METY MISY NEFA NEFA TSY HI... tohiny
novalian'i stayer ny 06/09/2006 18:52
travy ( 04/08/2006 04:54)
Ny toetran'ny lhl manoloana ny vhv
Izaho de lhl,hoanareo vehivavy ve rehefa tsy misotro taoka ,tsy mifoka sigara ny lhl de tsy maitsy mampirafy na hampirafy ahoana ny hevitrareo manoloana izany na eto antoerana na any ivelany... tohiny
novalian'i papala ny 26/10/2006 13:33
hery ( 04/08/2006 04:32)
Ambiance namana serasera eto Roma
Araka ny hitanareo atsy ambadika atsy http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4487fdf9c690c dia tonga soa amantsara eto Roma ny namana serasera vitsivitsy hihaona sy hifankahalala. Efa be... tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:49
soanja ( 04/08/2006 03:28)
Ny Fiforonan'ny Fanahy (Jiosy)
Ny fiforonan'ny Fanahy (Jiosy) [b]Araky ny eritreretin'i Rabbis tamin'ny andron'ny Talmudic dia toy ny namoronana an'izao tontolo izao ihany, no namoron'Andriamanitra koa ny olombelona. Amindry za... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 07:58
vale ( 04/08/2006 00:11)
Blaogy.com?!
Miarahaba ny tompon'andraikitra! :) Tsy mety sokafana hoà ny blaogy.com izao sa misy fanamboarana ve? fa toa lasa page introuvable?! sa sao dia ny pc-ko ary no manondrana?:idea:???! :)merci ô!!!!... tohiny
novalian'i soanja ny 09/08/2006 13:49
marinho ( 03/08/2006 19:48)
mitady ny ton'ny hiran'ambondrona
zafady so de mba misy manana ny ton le hiran ambondrona le titre hoe"Naleonao" hisaorana mélou !!!:wink:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 07:35
soanja ( 03/08/2006 18:04)
Nofy misy dikany.
Talohan'i papanay maty dia nanonofy azy nirotsahan'ny fotoka na vovoka be dia be avy eny amin'ny valindrian'ny ny trano eny ambanivohitra ireny aho. Dia maty izy 4 andro tafaran'io zah efa natahotra b... tohiny
novalian'i nofyy ny 29/07/2021 20:02
kiali ( 03/08/2006 15:41)
plouf! plouf! plouf!
tairo indray aza ny lalao eh! plouf! plouf! plouf! iza no tiko aminareo vehivavy(pissoa, cutie, fiffi,vale,fasaly sns...) ito no tiko fa matavitavy!:-D:-D:-D iza aza ohhh?????... tohiny
novalian'i kala ny 29/08/2006 07:37
Hubert ( 03/08/2006 14:27)
Jardin suspendu
An'isany zavatra mahaliana ny mikasika ilay jardin suspendu tany Babilone (Irak); nefa...toa mahagaga fa tsy misy hambara amin'ny fisian'io Marina ireo historien Grec; fa hono2 avy t@ ireo soldat nahi... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:51
soanja ( 03/08/2006 14:00)
Mofo sakay
Inona avy (sakafo) no tsara azo anamboarana mofo sakay dia mba ahoana azafady no fanaovana azy? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 14/08/2006 09:42
Herimiafina ( 03/08/2006 13:36)
PPE-Anti VIH, mba mandaitra ihany ve e!
Resaka fiarovana amin'ny otrikaretina VIH (Virus Immuno-defiscience Humaine) tompon'andraikitra amin'ny aretina SIDA. Misy ity fanafody tsy fanafody (tsy fantatra tsara tsony) ity PPE-Anti VIH ity ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2006 21:01
tsoupou ( 03/08/2006 13:07)
VAKANSY sy SERASERA
03/08/06, andeha vacances za (sady miasa kely iany) manomboka ny 04/08/06. Malaelo saady a ry reto a :cry: :cry: :cry:, tsy mba misy connexion any am tany alehako :cry: :cry: :cry:... tohiny
novalian'i mimich ny 10/08/2006 10:55
soasoafy ( 03/08/2006 10:15)
tahotra-henatra
inona no maha-samihafa ny ol sarotahotra sy sarokenatra ary inona no itovizany ?... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:13
boubounezy ( 03/08/2006 09:50)
GUERRE ANY LIBAN
andao tsika serasera raoull mba anao plisy plisy anafarana ny AKAMATINA sy YONIKAFOPLA ravaviny fa sô maty any liban any zareo fa nisy oull gasy mipetraka any izay tato @ serasera iany no nafatarana ... tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 11:30
xxx ( 03/08/2006 09:49)
Anjara
nisy niresaka tatsy amin'ny ilany tatsy hoe anjara, angatahina amin'Andriamanitra sy ny sisa, tenenina ao daholo izay tianao rehetra, ny sahaza ve sa ahoana ? Dia ity misy tantara kely iray tantaraiko... tohiny
novalian'i majesty ny 07/08/2006 03:56
kd ( 03/08/2006 09:30)
Koto no nanao ny nataony dia Lita sy ndrema no mahita loza!!
Maninona kay nareo vhv no milaza hoe "les mecs sont tjrs les mêmes"tena resy lahatra @ zany ve nareo... tohiny
novalian'i kanto10 ny 26/10/2006 00:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.778