Ny toetran'ny lhl manoloana ny vhv
1. travy
(
04/08/2006 04:54)
Izaho de lhl,hoanareo vehivavy ve rehefa tsy misotro taoka ,tsy mifoka sigara ny lhl de tsy maitsy mampirafy na hampirafy
ahoana ny hevitrareo manoloana izany na eto antoerana na any ivelany
ahoana ny hevitrareo manoloana izany na eto antoerana na any ivelany
novalian'i papala ny 26/10/2006 13:33
2. Fiffi
(
04/08/2006 05:01)
misy kosa ny lhl sady tsy mifoka , tsy misotro ary tsy mampirafy an!
Fa ahoana koa zany hoe tsy maintsy mampirafy raha tsy misotro sy mifoka ?
Fa ahoana koa zany hoe tsy maintsy mampirafy raha tsy misotro sy mifoka ?
3. mamzelkely
(
04/08/2006 05:35)
za alou sady mahalala lhl ts misotro ts mifoka ts mampirafy fa accro ana jeu video :^):^):-D:-D
4. travy
(
04/08/2006 05:35)
Fa mahalana kosa ange izany lazainao izany e!fa ny antsika ny bomba fijery de @ankapobeny ange e!
5. travy
(
04/08/2006 05:38)
ny anao kosa angamba zazakely ilay izy ka tsy homeko tsiny ianao raha izany.:-D:-D
6. LEMOTA
(
04/08/2006 08:53)
travy>zà lety sady tsy mifoka, tsy misotro café sy alcool, tsy mihinan-tsakay, tsy mihinam-paraky etc.. fa mahery mikaly be surtout vary lôka, de maninn
7. HESHA
(
04/08/2006 13:00)
Lemota, tokony notohizanao hoe mampirafy ary ianao sa tsia, hihihihi
Io ange le fanontaniana e
Ary ahoana le sady mifoka no misotro no mbola mampirafy ???????
Io ange le fanontaniana e
Ary ahoana le sady mifoka no misotro no mbola mampirafy ???????
8. diamondra27
(
04/08/2006 14:29)
refa tsy mifoka sy misotro izy de manana passion ( mozika; jeux vidéo, fiara, sport,vavaka ...)
9. Lalah
(
04/08/2006 15:27)
Ka i travy zany, aty ivelany ny sipany, matahotra izy sao tsy hahandry an, nefa izy tsy misotro sy migoka koa noho izany izy te hampirafy an de mitady argument aloha izy hanamarinana ny tenany! Re-lanitro o8O8O8O8O8O8O, sao de mba za klo le sipanao e! tonga ianao de amboariko amin ilay fanaovana azy fa mitandrema8-)
10. bonnechance
(
04/08/2006 16:05)
Tena marina fa tsy voatery mitsy hampirafy refa tsy misotro sy tsy mifoka. Io arakaraka ny personnaliten'ny tsirairay sy ny education azony. Misy ol ny ratsy retra ao aminy daholo ary misy koasa ol tena tsara fa zany hoe manana defaut ihany izy fa tsy fositra ho an'ny fiaraha- monina.
11. Lalah
(
04/08/2006 17:08)
travy jereo aloha le sariko fa sao za hoa le sipanao, jereo ao amin momba ahy ao
12. fijo
(
04/08/2006 21:05)
za izao sady tsy mifoka,no tsy migoka no tsy mampirafy fa virja no tsy tia ady fa bonaika.
14. Silo
(
05/08/2006 04:55)
Tsy voatery marina ireo ry travy a!
Misy ny ol tsy manao ireo rehetra ireo saingy vitsy anisa kosa aloha raha ampitahaina @ manao ireo:
Misy lhlhy namako 1 izay nilaza fa hoe: Ny lhlhy hono dia tsy maintsy ahitana ireto toetra 4 ireto: Mifoka, misotro, mampirafy, miloka,
De hoy izy t@ izay; fa raha ireo toetra 4 ireo ny ataon'ny lhlhy 1 de izay izy no atao hoe maditra, fa raha kosa ny 1 @ ireo fotsiny de tsy ditra hono izany.
Mety ho marina ireo nefa mety ho diso koa, satria tsy voatery hanao ireo anie.

15. Herimiafina
(
05/08/2006 11:59)
Fiffi:
misy kosa ny lhl sady tsy mifoka , tsy misotro ary tsy mampirafy an!
Otsan'ny tiko be iznay klé. :roll::roll::°)
16. ikalakintina
(
06/08/2006 17:30)
mamzelkely:
za alou sady mahalala lhl ts misotro ts mifoka ts mampirafy fa accro ana jeu video :^):^):-D:-D
ny akamanjy zany io teneninnjy io!:-*
17. Herimiafina
(
06/08/2006 18:06)
Hono hoa ry ireto! ratsy angaha raha accro amin'ny jeu video klé? Kony? :roll::roll:
18. mamzelkely
(
07/08/2006 10:16)
travy:
ny anao kosa angamba zazakely ilay izy ka tsy homeko tsiny ianao raha izany.:-D:-D
non non ts zazakely mits izy ka matotra be aza izy fa zay ny mba passion-ny eee :°)
ikalakintina:
ny akamanjy zao zany resahanjy zany :-*
ieuu io ny vadibeany faharoa ra ts vôlou :roll::-D:-D:-*:-*
20. miangalyandria
(
08/08/2006 20:54)
herimiafina : ka matetika pantouflard ny olona accrona jeux vidéos dia mahasosotra ny miaraka sy miara-miaina aminy koa ! amiko aloha an