Ny toetran'ny lhl manoloana ny vhv
21. mamzelkely
(
09/08/2006 06:18)
HM non ka ts ratsy le izy fa na izany aza refa trop de trop ka fa zany we enao ko anga afaka miara-milalao aminy ee
fijo ko izy aza efa milalao ko inn njay no ampilalaoviko azy eo:-D:-D
miangalyandria ts de manin ihany le izy refa hainy ny limite we toko ny hijanona amizay :lol:
fijo ko izy aza efa milalao ko inn njay no ampilalaoviko azy eo:-D:-D
miangalyandria ts de manin ihany le izy refa hainy ny limite we toko ny hijanona amizay :lol:
22. papounette
(
10/08/2006 11:43)
:oops:Ny lhl sady tsy mifoka no tsy migoka hono de any @ sexe ny azy no lasa ny vice ny.
Tsy haiko ny fahamarinany.
Tsy haiko ny fahamarinany.
25. mandrindra
(
22/08/2006 14:58)
izaho sady misotro, no mifoka, no mizara fitiavana. dia inn ny olana?
26. booboo
(
22/08/2006 15:13)
ngah niova hevitra ndray dokon'ingahy no mahazo mifoka ? hihihihihihi.
34. mimich
(
24/08/2006 07:42)
malaza mihitsy izao ditén'i mandrndra sy fijo za an!! ny lohahevitra rehetra tato ho ato de nahitana azy avokoa . mba tantarao tsra anay fa za atao ankamantatra eee:?::?::?:
35. mandrindra
(
24/08/2006 08:47)
mimich, araka ny efa nolazaiko tary ambadika tary dia io no rano mahavelona. dite tsy misy fanagarony io fa tena diététetika be
39. papounette
(
26/08/2006 07:49)
8O8OFa maninn no miafara @ resaka dité fôna le resaka?Fa dité inn alo ty resahanareo sao de mba le dité fantatro....fihinanana refa hanao long voianjy?:°):°):°)