Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
boubounezy
(
06/08/2006 07:21)
fitiavana sa fatsorana sa adalana?
ony wa ry zareo ra oatra za miteny @nareo fa za té anankarena fa io, arena tiko ho ananana io dé tsy tiko anaovana fiainana fa mba tiko anaovana asa sou ho any mahantra any dago ny tena tanjoko anao...
tohiny
novalian'i HESHA ny 21/08/2006 13:17
kelly13
(
06/08/2006 06:15)
ho an'i vaika
joyeux anniversaire ankia ry malala aaaa!!:* :* :* d ho tratra ny ela indrindra!!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/10/2006 16:20
Lalah
(
05/08/2006 22:53)
Milay le clipn Yahoo an, mba mijereva anie e
Mbo nampidiriko eto ihany sao mba misy liana nefa mbola tsy nahita. Le clip amin i Yahoo e!, tsara daholo ny hira ao zay mankafia hirahira vazaha,
Mankao amin ny google de jereo yahoo music video, d...
tohiny
novalian'i cutie ny 08/09/2006 20:39
diamondra27
(
05/08/2006 20:44)
10 août
mbola ho tsaroana ve ny zava-niseho t@io fotoana io? Ny rà mandriaka sy ny forongony...
tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:36
kyps
(
05/08/2006 18:30)
zay vo tafiditra e!
sali doly ! tena milay le serasera e! de faly tafiditra tsara eto zany! mbola ho fenohina ny momba fa aleo kalou hitazana kely ! :)...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/09/2006 23:25
Herimiafina
(
05/08/2006 17:56)
Fromage de tête.
Te hanamboatra aho fa mba atoroy re e!
Dia mba hatoroy koa hoe aiza no misy tete de cochon fa zah tsy mahita! Kony? :miam:...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 25/08/2006 11:11
Herimiafina
(
05/08/2006 15:30)
Nakaiza ireto akamako ireto e?
memerz, pika, pitchou, zama91, sns....
Mba ilazao vaovao fa manina e! :roll:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2006 16:30
Herimiafina
(
05/08/2006 14:35)
Ny fimenomenomana!
Hoy ity mpandinika iray henjana:
[i]"Ny fimenomenoman'ny olona no mari-mpandrefesana iray hahafantarana fa mandeha tsara ny politika iray naroso"[/i] Chrys Argyris (Professor of Governement, harvard ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/08/2006 12:06
Herimiafina
(
05/08/2006 14:09)
Fomba filalaovana olona!
Hoy ilay Mpampianatra/Mpikaroka amin'ny resaka sosialy (sociologie) sady lehibean'antoko politika malaza, izay, mantsy anay fony mbola mpianatra teny Ankatso fahiny:
"misy fomba anakitelo hahafahan...
tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 20:15
doria
(
05/08/2006 12:23)
mondial prox
Hono ho oa é! efa nisy taminareo teto ve nividy zavatra t@ mondial prox ??? de mba voaray soamatsara ve ze nalefa na entana na bon d'achat ????
tsy zany manko fa misy fianakavina marary de oe saika ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2006 11:34
ttittie
(
05/08/2006 12:18)
mety ho sitrana ve ny asthme?
manao ahoana daholo mba naiky te hahafantatra aho hoe mety sitraninina ve izy io izaho manko mananjanaka 3 taona izy zao ary t@ izy 6 volana no voa nefa h@ zao dia mbola manao traitement mahery be ne...
tohiny
novalian'i bobone ny 28/08/2006 06:12
diamondra27
(
05/08/2006 08:58)
tena serieux 'ty an!
efa nisy nanandrana ve le oe: mi-tel sa mandefa sms @ le n° de mahazo scooter ?
atsy @ lalao serasera no misy an'io, de marina ve io sa resabe fotsiny e!...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/08/2006 11:31
yonikafopl
(
05/08/2006 05:10)
Liban
Tsy misy tokony hahataitra sy hampikoropaka ny zava-misy aty Liban. Ity misy vavolombelona iray.[quote]http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=354[/quote]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 07:28
ssounn
(
04/08/2006 23:51)
mitady an i raharimalala charline "farakely"
salama daholo
sao mba misy mahalala i raharimalala charline dit
farakely mpianatra sy interne tao @ lycee mantasoa
vers 1975-1977
misaotra mialoha @ valiny...
tohiny
novalian'i ssounn ny 06/08/2006 20:45
diamondra27
(
04/08/2006 16:00)
manonofy miteny
tohin'ny resaka nofy izy ity.
Misy olona sasany manonofy miteny , de rehefa valiana ny teniny de tohizany le izy.
Inona no mahatonga izany? De inona no tokony atao? fa raha izany no hoe: misy se...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 09:52
boubounezy
(
04/08/2006 15:59)
sakafo anniversaire
:D anniversairako zao @ alahady dé anao beinget de crevette sy salade ny entrée, dé poisson farcie(saumon entier)tsisy tolana, zay ny principale, (misy vary sy mofo), boissons vin blanc demi-sec na...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 20/08/2006 02:33
Fiffi
(
04/08/2006 13:15)
Fahasahiana manao hoe TSIA !!
Misy namako zay mahita hevitra foana izy hahatongavany aty amiko . Tsy misy maharatsy an'izany aloha fa mahafinaritra hoe mba misy namana mamangy.
Saingy zao: ohatra @ 8ora alina izy miantso hoe ho...
tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:16
saho
(
04/08/2006 12:43)
Ny mahasamihafa ny Fitsarana(Justice) sy ao anaty Bible
Dia hanao ahoana re raha tsy hisy tokoa ny Fitsarana ilana vaolombelona eto @ ity tany ity...Dia ahoana raha hanao ny danin'ny kibony daholo ny mpangalatra isan-karazany, ny mpanao ratsy rehetra tsy i...
tohiny
novalian'i marimarbellanda ny 13/08/2006 18:22
xxx
(
04/08/2006 11:48)
fomba
mba tanisao ry zareo ny fomba tokony hatao rehefa eny imasom-bahoaka a!
ohatra hoe: invité mamonjy ireny fety misy olona ambony ireny
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 20:50
diamondra27
(
04/08/2006 08:41)
inona ny mahasamy hafa ny manala azy sy ny mampiresaka
misy olona miteny hoe: za mnala azy fotsiny eto @ internet, ny sasany indray milaza fa mampiresaka fotsiny izy; de lasa ny eritreritro hoe: mitovy ve ireo sa tsia?
Misokatra ny ady hevitra ...
tohiny
novalian'i fiderana ny 20/09/2006 06:11
