fitiavana sa fatsorana sa adalana?
1. boubounezy
(
06/08/2006 07:21)
ony wa ry zareo ra oatra za miteny @nareo fa za té anankarena fa io, arena tiko ho ananana io dé tsy tiko anaovana fiainana fa mba tiko anaovana asa sou ho any mahantra any dago ny tena tanjoko anaovana foyer sns...zay ny matonga lé fanotanina eo ambony wé fitiavana sa fatsorana sa adalana sa efa naturel kou?
novalian'i HESHA ny 21/08/2006 13:17
2. MCZ
(
06/08/2006 07:41)
boubounezy> @ko alony dia fitiavana hanampy ny sahirana ny anao , tsy hadalana velively koa satria hody ventiny ny ranonatsakaina ary hivaly soa ny soa hataonao @ ireo mahantra ireo hoy ny teny @ soratra masina , raha tena sitrakao avy ao amponao ny hanao anio hetahetanao io.
3. Rafotsy
(
06/08/2006 07:42)
Izany aky no atao hoe fitiavana , na amour de son prochain na koa hoe compassion , ny fitiavana no mahatonga io fanirina io satria mahatsiro indry hoe tena mahantra ny manodidina ary tena ontsa ny fondry mijery izany , eo ilay compassion !
Kanefa na izany aza tsy mila miandry hanakarena vao manao satria , ohatra ity , na tapa mofo fotsiny aza no azondry omena dia efa zava - dehibé @ ilay mandray ! Ny nécessaire ndry no nozaraindry ary tena misy lanjany !
Zah rehefa misy namana hoe sahirana , dia ny courses ko de la semaine no zaraiko 2 , ary izay eo no ataoko ampy na misy aza ny azo hividianana !:-*

5. Herimiafina
(
06/08/2006 12:35)
boubounezy:
ony wa ry zareo ra oatra za miteny @nareo fa za té anankarena fa io, arena tiko ho ananana io dé tsy tiko anaovana fiainana fa mba tiko anaovana asa sou ho any mahantra any dago ny tena tanjoko anaovana foyer sns...zay ny matonga lé fanotanina eo ambony wé fitiavana sa fatsorana sa adalana sa efa naturel kou?
Arakarak'ilay olona manao ilay action, ilay manana harena io.
-Raha adala tokoa ilay tompon,ny harena dai adalana ilay fanomezana.
-Raha tsotra dia fahatsorana.
-Raha olona be fitiavana dia tena fitiavana tokoa.
Fa io dai miankina aminao sy izay ao andohanao.
Raha olona matotra ianao dai ataoko fa be fitiavana raha manao izany! :wink:
6. malalatinasoa
(
06/08/2006 12:55)
Tsy adalana mihintsy, fa saingy tsy mila mpanan-karena vao afaka manampy ny mahantra.
Manome fotoana kely azy fotsiny, manoro sy mizara ary mampianatra izay kely ananana dia efa ao tsara...:D
Manome fotoana kely azy fotsiny, manoro sy mizara ary mampianatra izay kely ananana dia efa ao tsara...:D
7. vale
(
06/08/2006 13:04)
boubounezy> atokisako njy @ izay!!:wink::wink:, fitiavana ky izany a, ary leo ataony olona hoe volan'adala eee, sns, toa izay tsy hanao soa:wink::-*:-*:*
8. boubounezy
(
06/08/2006 15:30)
misôtra nareo retra fa tena marina dôly ny teninareo fa zao za tsy niandry hoe manankarena fa ny tanjoko dé ra millionaire za dé anaovako projet be ho any tsy manana fa za dé manao otrany rafotsy no sady manao courses manokana ho any namako zé sahirana retra ka mbola nitaraina t@ko ary ny fiainako njay ambany njavatra, dé mandinika za zany dé ozy ndray za wé ary tsy ho vitako ny faniriko zay mba té anangana trano bé any dago amojeko reo tsisy trano. dé tsy itako fa tena sairantsaina be iany ny tenako fa ra ny @ko alou dé tsisy zavatra tiko eto ambony tany ra tsy mizara @ oull zay ny tena fasambarako.ny vola @ko tô tsy mba ho fasambarako mintsy.asa kou nefa na za lé efa nisy fijalina iany kou t@ fiainako fa nefa efa hatraminy nahakely ahy mintsy ny toetra ty mizara.
10. Herimiafina
(
06/08/2006 15:57)
Mba omeo amin'izany fanampiana izany re ry boubou fa noana klé! :-*
12. simplex
(
06/08/2006 16:57)
boubounezy:
ony wa ry zareo ra oatra za miteny @nareo fa za té anankarena fa io, arena tiko ho ananana io dé tsy tiko anaovana fiainana fa mba tiko anaovana asa sou ho any mahantra any dago ny tena tanjoko anaovana foyer sns...zay ny matonga lé fanotanina eo ambony wé fitiavana sa fatsorana sa adalana sa efa naturel kou?
sali boubounezy,
Tsy voatery hoe hanana nge indry e, tsy voatery manao transit any @-ndry le harena fa tonga de alefa directement any @ mahantra:D
Ny vola sy ny fitiavana mantsy mitovitovy ihany, samy mahatonga ny ol hanao zavatra tsy mba fanaony :°):°). Ka ra vao tsy olona mahafehy tena tsara de mivadika zavatra hafa be le izy. Enfin, volanao ihany io fa zany hoe las a mivadika indray le tanjona @ zay...
Fa tsara be le hevitra, miandry an'ilay action sisa de efa ok. Ny tena tsara ary, ra mba mitarika ny hafa hanao torak'izany koa. De mbo mitambatambatra @ izay ngozangoza :-*:-*:-*
mazotoa,
14. zandrikely
(
06/08/2006 17:09)
boubou : fitiavana zany sady enao ko efa nahita ny any @ tanana dia misaina izany , fa io anie tsy mila miandry millionnaire enao na sosy be vao anao zavatra fa manao zay mba vita aloha hanombohana azy
15. arson
(
07/08/2006 12:46)
amiko aloha de fitiavana handray anjara eo @ hafa izay
otranilay lazainy ao hoe hanampy ny mahatra.sady fitiavana be zany no finiavana te hampisondrotra ny hafa.
otranilay lazainy ao hoe hanampy ny mahatra.sady fitiavana be zany no finiavana te hampisondrotra ny hafa.
16. bobone
(
08/08/2006 05:14)
misoatra anao fa tena amiko manokana de fitiavana izany! tena faly aho raha manana toetsaina tahaka izany daholo ny Malagasy mipetraka any an-dafy!
Marina fa na de tsy ampy aza ny eo an-tanana de io kely io no ahiratra e!
hoy ny tenin'ny soratra masina hoe" izay mahazo maimaim-poana de aoka hizara maimaim-poana!
izay manome no omena , sns e!
Mahafinaritra akia!
asan'ny Tompo ny manome ny mahatra akia!
Tompo homba anao