fitiavana sa fatsorana sa adalana?

21. diamondra27 ( 09/08/2006 10:53)
bbnz:tsisy fisaorana e!
22. arson ( 11/08/2006 05:47)
bbnz:ataovy ze mety fa tonga zanety e!
misy aiza otrizany indray re olona o!:{:{:{:{:{=D=D=D=D
23. boubounezy ( 11/08/2006 09:00)
arson misôtra @ fankasitrana e!
24. bmw307 ( 17/08/2006 23:25)
boubouzeny a! fanga ianao mbola tsy maharaka an'io koa! ny fitiavana dia mifono zavatra marobe. io zavatra voalazanao io de tsimaintsy miaraka ao anatin'izany fitiavana izany.matoa ianao mitia dia tsarovy fa tsimaintsy ihainanao daholo ny zavatra rehetra izay miserana "matoa ianao mandefitra @ olona anankiray de fahatsorana izany ,ary matoa ianao matoa ianao manaja ny olona anankiray de fitiavana ihanikoa izany.(l)(l)(l)(l)
25. arson ( 18/08/2006 13:36)
=D=D=D=D=D
26. bmw307 ( 19/08/2006 00:24)
misaotranao ry arson :}:}:}:}:}:}:}:}:}:}
27. HESHA ( 21/08/2006 13:17)
boubounezy, misaotra fa le faniriana de efa tsara.
Fa zao, ny vola hono manova zavatra be am fiainana ny fananana azi be na keli ka mivavaha mafi mba ho tonga eo aminao izi alou zani.
De mivavaha kou mafi mba ho lay fanirianao no tanterahina amini marina refa eo izi fa sao dia miova priorite njy
Dia mivavaka ho anjy zay retsa reo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0938