Liste des messages
Liste des messages, inserés par doria, par ordre de date
doria
(
28/01/2012 19:14)
mb ampio azafady
Mnao ahoana daholo nareo !
za te hiala tsy ho mpikambana ato aminy serser a intsony nefa tsy itako aiza no ,klikena mba hialako ato.
...
suite
doria
(
26/08/2009 16:34)
koh-lanta
Aminy zoma ny fotoana é! ho any mpankafy koh-lanta rehetra.
Hanao ahoana indray ty saison ty ???? iza no favori nareo zao ??...
suite
répondu par nathie86 le 01/09/2009 06:28
doria
(
15/12/2008 10:54)
mba atoroy oe
manao ahoana ,
za mba atoroy le fanafenana solon'arana le xxx iny zany fa tsy aiko ny manao azy.
misotra ...
suite
répondu par xxx le 17/12/2008 15:34
doria
(
03/11/2008 11:06)
mila havitra
Miarahaba anareo ,
Misy olona te andeha hody nefa tsy manambola , de manontany izy oe afaka mangataka aminy fanjakana frantsay ve izy mba ahazo le aide au retour .De inn avy no tokony ho atao amizany...
suite
répondu par doria le 04/11/2008 08:58
doria
(
12/10/2008 09:50)
klip
Ary nankaiza le klip ny serasera toa tsy hita intsony za za no tsy mahay inn ????...
suite
répondu par tsiambaratelo le 13/10/2008 09:30
doria
(
12/04/2007 14:21)
patisserie rakotovao
Manao ahoana daholo !
asa raha ato no tokony hametrahako an'ity na aiza , fa mba mitady ny adiresy web zareo za raha misy mahafantatra .
Raha misy afaka manoro mpanao gateau mariazy tsara enareo de ...
suite
répondu par nathie86 le 13/04/2007 11:59
doria
(
05/08/2006 12:23)
mondial prox
Hono ho oa é! efa nisy taminareo teto ve nividy zavatra t@ mondial prox ??? de mba voaray soamatsara ve ze nalefa na entana na bon d'achat ????
tsy zany manko fa misy fianakavina marary de oe saika ...
suite
répondu par Fiffi le 10/08/2006 11:34
