koh-lanta

1. doria ( 26/08/2009 16:34)
Aminy zoma ny fotoana é! ho any mpankafy koh-lanta rehetra.

Hanao ahoana indray ty saison ty ???? iza no favori nareo zao ??
novalian'i nathie86 ny 01/09/2009 06:28
2. nathie86 ( 28/08/2009 06:36)
in zany koh lanta????
3. Lejoba ( 28/08/2009 23:29)
nathie86 : ny koh-lanta dia fandaharana mandeha @ fahitalavitra eto France, téléréalité.
Olona maromaro, zaraina ho sokajy roa ary apetraka @ nosy kely tsy amelàna sakafo . Samy manao izay hivelomany @ alalan'ny fihinanana izay hitany : biby, zava-maniry (mbola tsisy nihinan'olona aloha hatr@ izao :lol: ^^ ).
Misy fifanintsanana toy ny pazzapa ireny, dia izay tavela farany ao mahazo vola
4. nathie86 ( 01/09/2009 06:28)
Lejoba:

ay v eh, za v mahalala, ôtrany tiako zany nohon'ny pzp hihih, merci pr l'infos eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2928