patisserie rakotovao

1. doria ( 12/04/2007 14:21)
Manao ahoana daholo !
asa raha ato no tokony hametrahako an'ity na aiza , fa mba mitady ny adiresy web zareo za raha misy mahafantatra .
Raha misy afaka manoro mpanao gateau mariazy tsara enareo de isaorana betsaka , eto tana.
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 11:59
2. sitlo ( 12/04/2007 15:30)
patisserie ravoatavo no hitako, fa tsy manana website izy
3. fasaly ( 12/04/2007 16:24)
euh! zà mahalala namana tena mahay gatô ! nianatra patisserie taty ivelany izy de zao izy any dago miasa am reny fa raha mahaliana de anoraty aho de anoraty izy e!:wink:
4. dadie ( 12/04/2007 18:34)
ao am clafouti anga ratsy ? io no itako manao gato tsara koa alo e [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG]
5. Fiffi ( 12/04/2007 19:44)
tsara ho fantatra zany...
6. dadie ( 12/04/2007 20:25)
fiffi:-*
7. Fiffi ( 13/04/2007 05:45)
:):-*:-*:-*
8. mzuri ( 13/04/2007 05:57)
patisserie rakotovao izany aloha eo ambonin'ny pharmacie d'ankadifotsy e (etage ambony), ny mpanao gato fantatro ho mahay koa dia i clafoutis(ambohimanarina), ny sweety pastry(67Ha, Soanierana, ambatoroka) koa toa tsy ratsy...
9. nathie86 ( 13/04/2007 08:43)
ary mad delice:?::?: nga moa:roll: aoka ihany
10. doria ( 13/04/2007 10:55)
Miarahaba anareo !
misaotra fa misy ho dinihina reo valiny avy aminareo ,
le clafoutis aloha defa ho lafo be knou!
11. nathie86 ( 13/04/2007 11:59)
tsy ampy reo, tsy dia misy ho dinihina loatra :-*:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4605