mba atoroy oe

1. doria ( 15/12/2008 10:54)
manao ahoana ,
za mba atoroy le fanafenana solon'arana le xxx iny zany fa tsy aiko ny manao azy.
misotra
novalian'i xxx ny 17/12/2008 15:34
2. fahamarinana ( 15/12/2008 11:57)
:arrow: :) hoavy eo ny mpahay azy f'aza manahy. (l)
3. xxx ( 15/12/2008 12:53)
rehefa hanoratra ianao dia miseho ery ambony ery ny ps nao = mpanoratra. Misy flèche kely eo ankavanany misy safidy hafa ao hoe tsy lazaina. Dia iny no clikenao. Mivadika xxx ho azy no mipoitra avy eo. Andramo fa tsotra eh
4. xxx ( 15/12/2008 14:06)
rehefa natao ny andrana d mety tsara e!! misaotra an iiii....
5. xxx ( 15/12/2008 16:33)
Mba manandrana aho e
6. xxx ( 15/12/2008 17:30)
aiko @zay na dia tsy napenarin'ny Noue sy Tywa sy Fahama anà aza. Merci xxx an!
7. Zozoro ( 15/12/2008 18:19)
Dia tena tsy azoko mihintsy ilay fandehan-javatra. i xxx ihany ve no doria ? sady mamaly no manontany ? Izaho ve no tsy maharaka ? Ahitsio aho raha diso. :) :)
8. doria ( 15/12/2008 18:56)
Zozoro:

Dia tena tsy azoko mihintsy ilay fandehan-javatra. i xxx ihany ve no doria ? sady mamaly no manontany ? Izaho ve no tsy maharaka ? Ahitsio aho raha diso. :) :)



misotraZozoro fa zay vo haiko , tsy za reo xxx reo é! :P
9. xxx ( 15/12/2008 19:18)
Tsy hoe xxx ihany no mamamly fa i xxx ihany koa! :oops:
10. xxx ( 15/12/2008 20:00)
hahahaha!! sambany za vo nanao de nahay koa!
11. xxx ( 15/12/2008 20:53)
hi! hi! hi! ha! ha! ha!
:P :P :P :P :P
12. Zozoro ( 15/12/2008 20:56)
Misaotra fa hitako ilay clé
Tsy ratsy fa ho lasa xxx daholo ny rehetra dia tsy hifankafantatra
re hi! hi !hi! ha ! ha! ha ! :P :P :P :P :-D :-D :-D :-D :-D :P :P :P
13. hery ( 16/12/2008 09:13)
:-)

Fa aza adino fa ny mpandrindra ny dinika isaky ny hamalianao dia mahita mivandravandra hoe iza ilay xxx :-)

Ohatra zao le xxx eo @ n. 9 io lol
14. fahamarinana ( 16/12/2008 09:44)
:arrow: :-D :-D :-D xxx5 : tonga dia tratrako hoe iza...mila vanona amin'ny tywa sy noue ary zà ndray an.. :°) (l)
15. xxx ( 16/12/2008 12:05)
inona ary izany ?
manontany i xxx, dia valian'i xxx. Dia tsy mahazo ilay resaka i xxx raha tsy efa hazavain'i xxx?
Nefa tsy inona xxx
Ny xxx ho'aho xxx ihany
tsiky dia ampy =)) =)) =)) :p :p :p :snif: :snif: :snif:
16. xxx ( 16/12/2008 14:01)
Fa : aza tenenina @izy 2 vavy fa matahotra angaredona ny tenanay. :-D
17. fahamarinana ( 17/12/2008 07:53)
:arrow: ndao fa tsy lazaiko ary.. :wink: (l)
18. xxx ( 17/12/2008 08:12)
xxx:

Fa : aza tenenina @izy 2 vavy fa matahotra angaredona ny tenanay. :-D


Fa nahoana no matahotra angaredona e :lol:

Faha : njy miray tsikombakomba @ i xxx a :-D :-D :wink:

19. xxx ( 17/12/2008 15:34)
Zà koa mba te ihafina tahaka anareo retra fa tonga d kobo b @ ilay kibo kouh! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1082