Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kelly13 ( 03/08/2006 09:21)
rafozana sy vinanto
Asa aloha raha efa nisy io lohahevitra io tato ka miala tsiny! ka inona loatra no tena tsy mampifanaraka ny vinanto sy ny rafozana? indrindra fa ny rafozambavy sy ny vinanto vavy! asa ianareo raha nan... tohiny
novalian'i ninih ny 11/09/2006 11:16
xxx ( 03/08/2006 08:39)
ahoana no atao mba hialana @tahotra diso tafahoatra
za reto izay ataoko de to mampanahy hoe sao de tsy mety foana nefa tena tspako fa manimba ahy be le izy hany ka na zvt tsy misy dikany ary de matahotra aho de lasa mmmiteraka blem hoahy ihany. Mba ... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:10
LazaDaddy ( 03/08/2006 08:09)
iza no inoanao?
mino va ianao fa Andriamanitra nahary izao tontolo izao tao anatin'ny enina (6) andro, araka ny voalazan'ny Baiboly fa tsy araka ny voalazan'ny siansa (evolution)? [u]Tonga dia omeko ny valiteniko ... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 07:46
Fiffi ( 03/08/2006 07:07)
Hody ireo nitsoa-ponenana.
Injay ary ? Inona koa no tana ho lazaina amin'izany ? Fanontaniana be mpametraka ny mety hiverenan'ireo nitsoa-ponenana tany ivelany momba ny zava-doza nitranga tamin'ny 2002 ireny. Dia inona n... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 12:13
pissoa ( 03/08/2006 06:47)
Sarin'ny namako
Manahoana Mety ho azo atao ve hoe rehefa mijery ny [i]sary rehetra[/i] ao amin'ny namana - dia hita ao koa ny sary nampidirin'ireo namana nifidy ahy? Tsy hoe sarotra akory ny mijery azy amin'iza... tohiny
novalian'i pissoa ny 29/08/2006 13:46
rabaradaka ( 03/08/2006 06:26)
Rahoviana indray no hisy fihaonana
Fotoana fialan-tsasatra izao, mba malaladalaka ny fotoana, tsy tsara ve raha mba asiana fihaonana na fiarahana miaraka kely ? Ndao moa e... tohiny
rabaradaka ( 03/08/2006 06:24)
Hilatsaka sa tsy hilatsaka dadatoa e
Tsy haiko fa nanafatra ahy dadatoanay hoe hilatsaka ve sa tsy hilatsaka dadatoa Ravalomanana. Mba valio moa e... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:21
Fiffi ( 03/08/2006 04:34)
Fandefasana hafatra.
Nandefa hafatra aho , misy le hoe "andraso kely" nefa de mijanona eo mandritrin'ny 5mn de hidiko indray aloha de manokatra serasera indray , de mijery aho fa tsy misy lasa ireo hafatra ? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 09:54
jentilisa ( 03/08/2006 03:51)
miisa 11111 ny isan'ny namana
mba hafa koa ity hitako amin'izao 8 ora sy 25 minitra androany 3 aogositra 2006 izao. Miisa 11111 ny isan'ny namana. Iray anankidimy ry zareo a!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 03:51
soanja ( 03/08/2006 03:36)
Ireo filana hofenoina vao afaka hiteny hoe Sambatra
Inona avy moa ireo zavatra izay tadiavintsika vao mety hahatsiaro sambatra isika. Sarotra be ny mamaly an'izany saingy ity olona iray ity, Maslow, dia nametraka ity antanan-tohatra ny filan'ny olombel... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2006 04:53
LazaDaddy ( 03/08/2006 03:27)
ho antsika Kristianina
Am-pitiavana, Aoka re ny fiainantsika no ezahintsika ampanarahina ny Tenin'Andriamanitra; fa tsy ny Teniny no [i]amboamboarina[/i] hifanaraka @ fiainantsika :) Tsy noho ny herin'ny tenantsika, f... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 13:45
xxx ( 02/08/2006 19:03)
fanontaniana
manana olona tiana za , ny olana d izahay mifanalavitra toerana , zany we 400km eo , tia b za aloha ilay bandy t@ voloany , nefa taty aoriana d mahita zavatra niova za, satria samy tsy d nisy firy int... tohiny
novalian'i miraymel ny 25/11/2007 13:15
dailynews ( 02/08/2006 16:05)
the devil wears prada
tsy ratsy ilay tantara ... tohiny
novalian'i miantra ny 21/08/2006 21:16
fasaly ( 02/08/2006 15:44)
Iza ary no tena manintona ny bandy kokoa e!????
Misy foana ny sipa bonaika , maotina , mangatsiaka be tsy dia hay hoe ahoana no handraisana azy misy indray anefa ny sipa tena "vivante" ny fiantsoana azy, pelika, tia miresaka be, mpandrehitra mihin... tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 13:24
tomJoad ( 02/08/2006 15:27)
tondropeo voanakazo voarara
Salama daholo, Sao dia mba misy afaka mampiditra ny tondro-peo gitara an'i hiran'i Mahaleo 'voankazo voarara'. Mankasitraka sady mankatelina maialoha. Tom... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/08/2006 03:32
xxx ( 02/08/2006 14:31)
lasa ny saiko
Rehefa tena dinihina ny fiainana dia mampalahelo. Ny hafaliana ohatra ny sarotsarony fotsiny. Aiza kay no misy ny fiadanana? vola? tovovavy? ... sa ny fanantenana ny paradisa? sa ......:cry::cry::cry... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/08/2006 18:19
liliana ( 02/08/2006 12:32)
Olon-droa
inona no mahatonga ny olana tsy mety matotra @ izay ataony? :(nefa ny tenany efa lehibe ihany... tohiny
novalian'i arson ny 07/08/2006 12:50
lemenakely ( 02/08/2006 12:04)
PARAKY sy ny rora-paraky mila fiheverana!
Mbà zavatra iray isan'ny mampanontany tena ahy koa ity resaka paraky ity misy tokoa moa ny mandray azy ity na lahy na vavy na antitra na tanora indrindra any ambanivohitra .Fa na eny an-drenivohitra ... tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 12:44
rolland1000 ( 02/08/2006 11:23)
fanontaniana mila valiny
nandinika aho ary nijery ireny site momba an'i Madagascar ireny , nitady izay mba misy ny halaviran'ny làlana misy eto Madagascar nefa dia tsy nahita mihitsy , raha mba fantrareo ny halaviran'ny Tana... tohiny
novalian'i Zina ny 08/08/2006 19:47
travy ( 02/08/2006 10:37)
misy olona nofisina de mety hanofy ve izy
izaho de lahy ,ary manofy olona niaraka tamiko efa ela be za 1996 no niarahanay,ary 2ans ny niarahanay.Tsy mifankahita taminy mihitsy aho,ary tsy mahalala ny misy azy,nefa de manofy azy matetika ko... tohiny
novalian'i arson ny 07/08/2006 12:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6576