the devil wears prada

1. dailynews ( 02/08/2006 16:05)
tsy ratsy ilay tantara
novalian'i miantra ny 21/08/2006 21:16
2. cutie ( 02/08/2006 16:10)
asio extrait kely we :wink:
3. dailynews ( 02/08/2006 16:45)
http://http://www.imdb.com/title/tt0458352/
4. dailynews ( 02/08/2006 16:45)
ahoana ny fanaovana ilay hoe jereo eto ? hmm...
5. xxx ( 02/08/2006 16:47)
http://www.imdb.com/title/tt0458352/
6. cutie ( 02/08/2006 16:57)
hitakole izy, interesting
mety hijery an;io za :lol:
7. Fiffi ( 02/08/2006 17:24)
very interesting !!
cutie: sambatra ndry zany , de tantarao avy eo :)
8. malalatinasoa ( 02/08/2006 21:35)
Ie tsy ratsy mintsy ilay tantara ka. Surtout ho an'i fashionnistas 8). Fa otrany mifarana en queue de poisson fotsiny le zistoara kou...sa??
9. cutie ( 02/08/2006 21:37)
mbola tsy nahita alou za , fa tsy ohtr'zay fona ve refa film holywood :roll:
10. mamzelkely ( 03/08/2006 12:59)
mhh mety ho tsara toko iio film io :)
11. soanja ( 05/08/2006 00:14)
Ohatra ny efa mahazatra ahy izany ny fiodin'ilay film fa ny votoatiny fotsiny no samihafa. Rehafa miditra amin'ny corporate world dia ireny ihany no mitranga. Dia efa betsaka ny film toy izany.
Ny fiafarany dia hoe ny feon'ny fieritreretanao no tokony ho zavatra goavana noho ny vola.
12. Herimiafina ( 05/08/2006 14:42)
Tsara retsy izany film izany ry daily klé. Misaotra e! :-*
13. ponita ( 17/08/2006 13:27)
ny avis-ko momba ilay izy de hoe: oan'ireo sipa mi revy miakanjo de marque genre prada, louis vuitton, chanel sns , de tsara ilay asa
sady averina fona koa ilay izy ao amilay film hoe "beaucoup de filles rêvent d'être à ta place"

fa ho an'ireo zay tsy de miraharaha an'ilay avantage de oe "suivre ton rêve le plus fou"

d'ailleurs raha tsy niasa tao nge sipa tsy nahazo an'ilay place redactrice moa?,

vakio ilay boky fa tsara kokoa noho ilay film, tsy mitovy ny deroulement
14. miantra ( 21/08/2006 21:16)
zaho aloha ilay boky no tiako e!misy traduction français raha misy mazoto.

Fieritreritra kah!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1008