Iza ary no tena manintona ny bandy kokoa e!????
1. fasaly
(
02/08/2006 15:44)
Misy foana ny sipa bonaika , maotina , mangatsiaka be tsy dia hay hoe ahoana no handraisana azy
misy indray anefa ny sipa tena "vivante" ny fiantsoana azy, pelika, tia miresaka be, mpandrehitra mihintsy aza, raha ianareo bandy no mifidy sipa hiarahana dia toa iza no akaiky kokoa ny safidinao sy akaiky ny feeling???????:roll:

novalian'i andry08 ny 12/09/2006 13:24
3. fasaly
(
02/08/2006 15:54)
:-D:-D:-D:-Dka izay injinja no anotaniako eto nge e! sady tiko ho fatatra hoe fa maninona no safidiny lay izy ohatra:wink::-w
5. fasaly
(
02/08/2006 16:30)
:-D:-D:-D:-Dtenambola tsy harako njay io vaika io fa vaovao amiko ka aleo handrasantsika miaraka eto cutie a! de mba hilaza ny tena safidy sy ny anton'ny safidiny izy sy zay bandy ho tonga hilaza ny safidiny eo:°):°):-D
6. xxx
(
02/08/2006 16:35)
miandry an'i vaika zany e :D:D
vaika, tonga de apetrao kou ny fomba fi-aborder-na azy isan-tsokajiny :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. fijo
(
02/08/2006 16:57)
i virja ihany ity e,ny tena moa tsy dia mahay io zavatra io,fa raha za klo,dia aleoko le mody maontina ireny e.le pelika ireny anie matetika tsy TDM e.:-$:-$:-$
11. fasaly
(
02/08/2006 18:03)
fiffi: Tong De Manao ny dikan'io:-D:-D:-Dfangah tsy mahery lay virja tsika io e! tsy tia pelika fa maotina tonga de manao:-D:-D:-D:-D
cutie: ié hendrasatsika eto aby zay fidobok'ireny raha mahay raha ireny i fijo io zao efa teja mahery mahitsy, sipa bonaika maotina hono nefa tonga de manao:roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D
cutie: ié hendrasatsika eto aby zay fidobok'ireny raha mahay raha ireny i fijo io zao efa teja mahery mahitsy, sipa bonaika maotina hono nefa tonga de manao:roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D
13. Vaika
(
02/08/2006 19:29)
Ilay sipa mpandrehatra aloha matetika tena tonga de jackpot be mihintsy e ! Tsy mila misahirana mampiasa saina fa samy kôpy hoe samy mangididy de raikitra.
Ny sipa mody môntina koa indraindray misy manafin-talenta mihintsy. Fa aza tratran'ny sipa intellectuelle ihany fa tena mampiteny irery kle : ianao efa poritra de poritra, manontany tena hoe : "ary toa tsy mandaitra akory ilay dite aphrodisiaque le ?" Ianao amin'io efa mangovin-govitra mihintsy satria tena ao tsara mihintsy kay ilay dite, fa i kalakely mihintsy no tena mody tsy maharaka ilay revy dia mbola mivalapatra ihany amin'ny resaka mampiasa saina be, ny andro amin'io efa haraina mihintsy.
Ka rehefa atao ihany safidy dia aleo ihany ny sipa intéllectuelle fa.... intéllectuelle de la foufoune !:°):°):°)
Fa raha ny tena marina ry fasaly dia arakaraky ny toetran'ny tsirairay sy ny tanjonao amin'ny sipa ihany no mibaiko ny safidinao fa raha venansa be kosa aloha le sipa fa bonaika loatra dia tsy hisy mpijery akory e !

15. miangalyandria
(
02/08/2006 20:02)
gravy zany valinteninao izany vaika a :P tena mahery vaika mihitsy !
16. patrick2002
(
02/08/2006 20:26)
io aloha araky n'izay valeur moral nomena an'ilay bandy ihany eh! rehefa tao an-trano izy voapepo foana hoe tsy tsara ny vehivavy sexy ,ny anabaviny voateny foana raha vao manao akanjo mifinjifinjy dia mazava loatra fa hankahala vehivavy sexy izy.
raha ny fitaizana azony kosa mifanohitra an'izany ohatra hoe revue vehivavy actrice, posteur an'i Madonna mameno trano mazava loatra fa mirevy sipa sexy ilay bandy ,ary reviny ny sipa pelika.
raha ny fitaizana azony kosa mifanohitra an'izany ohatra hoe revue vehivavy actrice, posteur an'i Madonna mameno trano mazava loatra fa mirevy sipa sexy ilay bandy ,ary reviny ny sipa pelika.
17. Vaika
(
02/08/2006 22:03)
cutie : :oops::-D:-D:-D
miangaly : :@ relax fa fiainana dôly zany sa ahoana ?
miangaly : :@ relax fa fiainana dôly zany sa ahoana ?
18. fasaly
(
03/08/2006 04:05)
tena efa nahita marina mitsy i vaika sady nilay be lay fanazavàna:-D:-D:-D
patrick misy sipa mpandrehitra natioraly fa na de hatao aza hoe zanaka pasitera an! ohatra:wink::wink::wink:
patrick misy sipa mpandrehitra natioraly fa na de hatao aza hoe zanaka pasitera an! ohatra:wink::wink::wink:
19. iaviantsoa
(
03/08/2006 05:03)
Io reto to miankina @ le bandy marina a, raha bandy mangididy zay dia tsy maintsy hoe ze mora alaina no alainy , raha bandy misaina de ohatr'izay koa fa sarotra be ny mahita an'zany hoe sipa maontina be nefa le bandy tena manao ze mety (raha tsy oe maontina ety ivelany fa ambadik'izay metisy karana), fa ny sipa tkoa nge misy tena ohatran'ny katsatsaka mihitsy e, tsy azo tairina fa ra vo taitra dia miridana e
20. cutie
(
03/08/2006 10:18)
fa ny sipa tkoa nge misy tena ohatran'ny katsatsaka mihitsy e, tsy azo tairina fa ra vo taitra dia miridana e:-D:-D:-D:-D