Iza ary no tena manintona ny bandy kokoa e!????

21. cutie ( 03/08/2006 10:18)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 03-08-2006 03:03:38
Lohateny : Re : Iza ary no tena manintona ny bandy kokoa e!????
cutie :

in io :oops::-D
22. majakely ( 03/08/2006 11:51)
vaika:D
23. Herimiafina ( 03/08/2006 12:24)
fasaly:

Misy foana ny sipa bonaika , maotina , mangatsiaka be tsy dia hay hoe ahoana no handraisana azy
misy indray anefa ny sipa tena "vivante" ny fiantsoana azy, pelika, tia miresaka be, mpandrehitra mihintsy aza, raha ianareo bandy no mifidy sipa hiarahana dia toa iza no akaiky kokoa ny safidinao sy akaiky ny feeling???????:roll:


Ireny toetra ireny miovaova ohatry ny akanjo arakaraky ny contexte.

Ny ahy rehefa sipa de mety amiko daholo afatsy izay sipa mitady ho bandy ihany, satsai zah tsy pelaka, renjekaky oo :{:{
24. fasaly ( 03/08/2006 13:26)
:-D:-D:-D:-D ahy kou tsary tia anreny miseho ho bandy reny ka!:{:{:{:{ lay miseho interessante be kou tsy de tiko, lay lasa ridikil be am farany:-D:-D
25. fasaly ( 03/08/2006 13:27)
:oops::oops:oajayyyyy hay mou zà tsy bandy klé:^)
26. Herimiafina ( 03/08/2006 13:30)
Renjekaky oo :{:{
Otsan'ny hiova hevitsa tampoka teo zah zany raha izao! hehehehe:-D
27. robby ( 03/08/2006 14:03)
manao ahoana daholo!
ny ahy ny sipa natioraly amin'ny toetrany no reveko,
somary tiko kokoa izy raha vivante, pelika , tia sangy, mpandrehitra......mifanaraka amiko tsara:wink:
28. fijo ( 03/08/2006 19:20)
le pelika matetika lasa sangy ko.le "mody" bonaika anie ka zavatra fanafenana paika fotsiny iny e.fa vao raikitra ny resaka dia lasa koa ny tohiny.
29. soanja ( 04/08/2006 13:06)
Ndrazo alo anontaniako ny ato an-trano.
30. Herimiafina ( 05/08/2006 14:40)
Ny ahy ny tena tiako dai izy rehetra ireo saingy miovaova isaky izay tiana hiova. :-D
31. fameusecousine ( 06/08/2006 20:05)
:oops::oops::oops:Fa maninona no de mivaky loha @ izay tian'ny bandy ..fa rehefa tys tia anao telle que tu es izy de atsipazo any fa tys ilaina hehhehhe ,,,isika sipa koa anie mahay mifidy tsara annn,,,ny bandy koa naie tsssssssssssssssssss:oops::oops::oops::oops:
32. vale ( 06/08/2006 21:18)
raha ny lhl gasy ny ankamarony ny vhv maontina no tiany kokoa! fa raha bonaika no mbola mangatsiaka be koa nefa de in no mba zvt mety ho tsra azo avy @!:roll:

:-D,hihi! ilaina ny fahasarikàna, tsy midika velively izany hoe fille facile ilay sipa! ka asa!!:wink:
33. naughtyboy ( 07/08/2006 17:54)
sali daoly,miankina @ antony irevena le sipa ve no mahatonga isafidy hoe iza? misy ko mantsy le eo anelanelany sady pelika nefa bonaika any anatiny any fa ra za manokana reviko foana refa tsara ivelany ary misy ventiny ao anatiny de mirary an'io ko ho any vhv ze mbola mitady laaaaaaafatra be..
34. fijo ( 08/08/2006 17:46)
raha sipa any amin'ny bal klo,aleoko le avy dia maika e.fa tsy hoe mbola hiaona radem,de amin'ny herinandro hiaraka handany kiraro,de avy eo mbola hisaina tsara,de mbola hanadiady sssssssss.
35. fasaly ( 08/08/2006 19:37)
:-D:{:-D:-Dizany hoe raha azoko tsara de ny sipa hita any am bal tsy de tsara fa de hoe une histoire sans lendamin zany:wink:
36. kally ( 09/08/2006 10:06)
soanja:

Ndrazo alo anontaniako ny ato an-trano.



Izaho koa aza mba nanontany tato an-trano hoe iza no tianareo lehilahy ilay pelika sa ilay bonaika dia hoy ny navaliny hoe : Ianao.:roll::?:
37. soanja ( 09/08/2006 13:47)
Mitovy amin'io koa ny azoko ry Kally. :D:D
38. fasaly ( 09/08/2006 14:29)
kally, soanja: fa manao ahoana aza nareo roa e!:wink: ny ahy kou mantsy hoe enao fa zà sarokeanantsa beuhhhhh! fa manàla beuh no somary mitpitipitika:-D:-D
39. kally ( 10/08/2006 05:41)
fasaly> Izaho aloha azoazon-dry an-tsaina amin'ny resako eto sy ny sariko ao e!
Soanja koa hitakitako kely ihany na dia tsy fantatro aza:lol:
40. fasaly ( 10/08/2006 13:42)
hummmm azoko antsaina mitsy aky kally a! am le ouiiiiii! be mitsy ka:wink::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0901