rafozana sy vinanto

1. kelly13 ( 03/08/2006 09:21)
Asa aloha raha efa nisy io lohahevitra io tato ka miala tsiny! ka inona loatra no tena tsy mampifanaraka ny vinanto sy ny rafozana? indrindra fa ny rafozambavy sy ny vinanto vavy! asa ianareo raha nanaraka ilay emission "strip tease" sur la 3 rehefa alahady alina vers 23h, i Modestine, veuve malagasy izy ary tena manana olana miaraka @ ireo rafozany!
Ndao hoe mba hifanakalo hevitra eto, alors tous a vos .... tsy stylos fa claviers, hihihihi!!
:-P:°):wink::D:) (tiko mintsy reto smileys reto ka)
novalian'i ninih ny 11/09/2006 11:16
2. Fiffi ( 03/08/2006 09:35)
ié ! efa nisy dinika momba an'io tokoa teto .
Tsy aiko aloha hoe maninona no misy olana lava zany an! tsy misy tolérance mihintsy tsinona le fiainana angamba!
3. xxx ( 03/08/2006 09:59)
[quote=kelly13]
Asa aloha raha efa nisy io lohahevitra io tato ka miala tsiny! ka inona loatra no tena tsy mampifanaraka ny vinanto sy ny rafozana? indrindra fa ny rafozambavy sy ny vinanto vavy! asa ianareo raha nanaraka ilay emission "strip tease" sur la 3 rehefa alahady alina vers 23h, i Modestine, veuve malagasy izy ary tena manana olana miaraka @ ireo rafozany!
Ndao hoe mba hifanakalo hevitra eto, alors tous a vos .... tsy stylos fa claviers, hihihihi!!


ny tsy mampifandray ny rafozana sy ny vinanto de izao, ny rafozana tsy mitondra an' ilay vinanto mba tahaka ny zanany mintsy,tsy ny rafozana rehetra anefa an, vinanto aho no miteny , rehefa manao ny tsy mety ny zanany lahy ka mba tenenina @ izay de izy indray no tezitra fa fa ilay zanany ihany no makarary azy de ohatrany hoe ny zanany foana no marina,raha mba misy zavatra tinao indray ka mba halainao @ de izao no avaliny,i an.... (zanany io ) aza tsy nomeko anio ko homeko andry ,hitanao teny maharary foana mazana no azo de izany no tsy mampifanaraka e, misy koa aloha vinanto misy toetra e,fa ny mahagaga koa anie de rehefa mandefitra ny iray de mitroatra ny iray ,ohatrany tsy mety tafaraka izany hafa tsy kirairay fotsiny,
fa ny zavadehibe de ny mandefitra de tsy miara mipetraka e, izay ihany ny fanafodiny


4. mamzelkely ( 03/08/2006 10:05)
ka le rafozana njainjay ts manaiky hoe efa mbô lebe anie io zanany io ka tokony ho ari-elatra amizay fa couvé-na ao fôna de refa mbô miteny le vinanto de le rafozanan injay no aviavy beuu :twisted: :-D
5. arson ( 03/08/2006 12:22)
mahatonga anireo tsy de mifankahazo matetika de noho izy vhv aloha satria mantsy ny vhv matetika de manana fomba tia mifampitsikera izay ka noho izany de mifandona ao ny hevitra roa ka manjary tsy mifankahazo @ izay.eo ihany koa le samy manana ny metiny sy ny tsarany.
Ity no tena zava mitranga matetika le rafozambavy de saropiaro @ zanany lahy satria izy mihevitra fa na manambady aza io zanany lahy io de tokony ho azy foana.
na ny vola miditra @ilay zanany lahy aza de tetehiny ho azy fa tsy mitsinjo ilay vadinjanany izy.
ka eo matetika no tena hitranganilay olana ka manjary fifamaliana eo @ samy mpianaka.
zay aloha no hitako fa tena mahatonga ilay izy e!
6. TWINCAM ( 03/08/2006 12:31)
Marina ts misy kianina io zavatra lazainy arson io e, matetika ny vinanto lahy accepté foana any @ razazavavy fa ny vinatovavy mijaly refa aty @ ankilany , mampalaelo ihany le iz nefa ts misy solution mits afa tsy ny hoe mipetraka lavitra ireo ray amandreny angamba, ny zanakol anefa manaraka anao any @ g alehanao any d tokony hotrzay foana no hitiavanao azy
7. tsoupou ( 03/08/2006 13:18)
Zao lesy ny fahitako azy a :
1- Ny vinanto vavy dia nomen'ny ray amandreniny (RAD) hafatra bedébe alohan'ny hiaingana hiditra amlé fiainana tokantrano
2- Ny lehilahy indray dé manao izay saim-pantany eo iany
3- Ny renin-dralehilahy dia malahelo ny zanany sao tsy karakarain-dRavinanto vavy tsara, sady matahotra sao dia tsy ho karakarain'ilay vinanto vavy tsara ny zanany
4- Ireo rehetra ireo (amiko io an) dia efa lasa oatran'ny fil miboridana ka raha vao sendra mifampikasoka dia tonga dé court-circuit be mitsy
5- Ny vinanto vavy koa vao misy blem dia lasa mitantara @ RAD-ny
6- Izay fomba zay anefa efa hain'ilay rafozam-bavy koa satria izy efa teo ihany koa
7- Résultat : court-circuit isak'izay mihaona, misy iany anefa ny exception dé izay mahay mamono am barnadère anlé fil miboridana iny, na ravinanto vavy na lé rafozambavy :D
8. mamzelkely ( 03/08/2006 13:19)
marina mits io lazain arson ary tena :evil: be le izy satri tia tena lôtra le rafozana njainjay tena mampite hanao ratsy lou na de efa miafy aza enao ts miteny de izy mitady ny petite bete fôna de tena mandreraka b enfinnn :evil::evil: :lol:
9. tsoupou ( 03/08/2006 13:38)
Arson:
Ity no tena zava mitranga matetika le rafozambavy de saropiaro @ zanany lahy satria izy mihevitra fa na manambady aza io zanany lahy io de tokony ho azy foana.
na ny vola miditra @ilay zanany lahy aza de tetehiny ho azy fa tsy mitsinjo ilay vadinjanany izy.
ka eo matetika no tena hitranganilay olana ka manjary fifamaliana eo @ samy mpianaka.
zay aloha no hitako fa tena mahatonga ilay izy e!
Valable koa io ho an'ny vinanto vavy sy ny reniny ka :D
10. vahatra22 ( 03/08/2006 14:08)
misy marina daoly ny voalazanareo kanefa aoka ko ho fantatrareo fa tsy ny rafozana foana no diso! za mahita b d b le vinanto vavy no misy toetra, saro-tiavina, indraindray ary ngamba manararaotra ny fahatsoran' ilay rafozana mintsy, fa be ny rafozana no tsara fanahy tena mitondra otran' ny zanaka!:D:o:):lol:
11. tsoupou ( 03/08/2006 14:16)
Vahatra22:
misy marina daoly ny voalazanareo kanefa aoka ko ho fantatrareo fa tsy ny rafozana foana no diso! za mahita b d b le vinanto vavy no misy toetra, saro-tiavina, indraindray ary ngamba manararaotra ny fahatsoran' ilay rafozana mintsy, fa be ny rafozana no tsara fanahy tena mitondra otran' ny zanaka!
Tena marina mitsy zany, ary io ary no tena cas betsaka ka refa tsy maharaka ny sitrapony instony ny rafozany dia ilany gafigafy amzay.
12. Herimiafina ( 03/08/2006 15:05)
Tonga dia asaian manao duel be ny fanao ireny dai rehefa leo dia mifankatia ahoa azy, saingy mila fotoana izany.

Izao e! Misy ny antsoina hoe capacité d'acceptation du changement! Hianarana mihintsy io gestion des changement io.

Raha ny cours fianarana an'anio no jerena dia milaza mihintsy fa "indikatera tena tsara ny fimenomenomana eo anatrehan'ny zavatra vaovao mitranga iray".

Ny antony hono dai satria mahatsapa fa concerné amin,ilay olana ilay olona ary te handray anjara, fa raha kosa izy indifférent na tsy miraharaha dai tsy dia tsara izay.

raha ho avy ny vinanto, dai matahotra fiovana ny rafozana, dai toy izany koa ny vinanto, raha hifanena amin,ny rafozana dai matahotra fiovana.

Ny vaha-olana dia ny adaptation amin'ilay olona, "vivre avec" fa tsy "fuir na ignorer" na "faire semblant".

http://www.f-d.org/coffa/

13. pissoa ( 03/08/2006 15:39)
Ny fahitako azy, izaho tsy mbola manambady fa ny resaka eto amin'ny serasera ho hitako, dia ny vinanto vavy tsy manaiky diso mihitsy fa ny rafozana ihany no lazainy fa diso sy :evil: lava ...
Lazainy amin'ny olona rehetra fa saro-piaro amin-janany na ny volan-janany e, mbola te handidy e, tsy mihevitra ny zanany ho lehibe e, sns.

Asa raha misy olona efa rafozana eto :roll:
14. Herimiafina ( 03/08/2006 15:56)
Alao njay ary ny rafozana no henoina, ny kilonga izao mbola kely sady tsy manana na sipa aza ka tsy afaka ny hanao rafozana zah klou! :-D
15. pissoa ( 03/08/2006 16:05)
Zah koa mianjy ny version'izay efa rafozana fa raha izao no mitohy ho kamo hanambady ny ankizy kely otsan'ah :-D:-D:-D
16. arson ( 04/08/2006 05:43)
marina ihany aloha le hoe misy rafozana tsotra fa raha atao ny porsantazy de eo @ 10% eo ihany angamba ny vinanto sy rafozana tsy miady zany.fa tsy maintsy ao fona matetika ilay lonilony kely madinidinika

pissoa
17. Fiffi ( 04/08/2006 07:42)
pissoa:
Zah koa mianjy ny version'izay efa rafozana fa raha izao no mitohy ho kamo hanambady ny ankizy kely otsan'ah :-D:-D:-D
mbola tsy rafozana aloha ka de tsy mahita lazaina an! :-D:-D:-D


18. mamzelkely ( 04/08/2006 11:25)
arson:

marina ihany aloha le hoe misy rafozana tsotra fa raha atao ny porsantazy de eo @ 10% eo ihany angamba ny vinanto sy rafozana tsy miady zany.fa tsy maintsy ao fona matetika ilay lonilony kely madinidinika



akanvitsina mits io rafozana ts manin io fa ny akamarony de mody tsotra fa le zanany de aporisihina ambadika ka na ts miteny ko le vinanto de manararaotra le rafozana
19. arson ( 04/08/2006 11:32)
zay mihitsy;nefa matetika le anabavinilay lhlh mihitsy no mamporisika anilay rafozana, ka zay vo maika maparombo be azy.tsy maintsy ao fona zany le vavan'ny mpitatirakena e!
fa ny tena hitako fa tsara aloha de zao e:aleo isika ry kofy refa manambady mba tonga de itokantrano manokana ary somary mifanalavitra mihitsy raha azo atao,fa tsy adala anie
20. arson ( 04/08/2006 11:34)
(tohiny le eo ambony)fa tsy adala anie akory ny Ntaolo nanao ilay ohabolana hoe:"NY HAVAN-TIANA TSY HIARAHA-MONINA" tena mifono hevitra faranizay ngeza tokoa io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1284