rafozana sy vinanto

21. Fiffi ( 04/08/2006 12:15)
arson: tena marina aloha zany an!
22. arson ( 07/08/2006 12:48)
tena marina tokoa zany ry fiffi a!sady midoka kely ny tenako ihany za aminio an!:-D:-D:-D:-D
nefa samy manana ny mariny io e!amiko aloha de marina be zany.
23. kelly13 ( 12/08/2006 18:57)
fa na izany aza matetika ny vinanto mandefitra e, araka ny tenin'ny ntaolo hoe "raha ny vady no tiana ny rafozana no tsinjovi-mande". ou un truc de ce genre (lol). za klou mbola ho ela vao ho lasa rafozana e (et d'ailleurs je ne suis pas pressée de l'etre) ms mino aho fa tsy ho lasa rafozandoza. enfin, hiezaka mba tsy ho lasa rafozandoza e! hihihi!! nakaiza nareo rafozana ooo???? mba ilazao ny hevitrareo zay :)
24. xxx ( 27/08/2006 14:56)
za lo so hiany fa ny rafozako otrany reniko mihintsy eh!
zay tsy miady fa miray saina tsara !fa ny tsy tiko aminy fotsiny le mangataka zafikely !fa lainga lainga kosa fa izy tsara toetra eh !fa na izany aza mitandrina ihany eh ! de fifandeferana no zava-dehibe ngambany ,de mifanaja ko !fa misy ihany ny rafozana no tsara toetra!
25. tywa68 ( 28/08/2006 08:29)
tsy nahita ilay Modestine t@ télé aho fa internet (extraits) dia mi-comprendre azy miady ho azy aho, fa misy fomba fitenenana sy fampisehoana izany koa @ilay rafozana. Arakarak'ilay toetranao miditra koa io (ny olon-dehibe ve no antenainao hiova ?) sarotra ihany !
Misy marimaritra iraisana foana raha tena tia ny zanany enao :wink:
26. pili ( 02/09/2006 13:14)
matoa ny rafozana sy nyvinanto ts d mifanaraka lotra d tsotra sy mora ny antony,na le rafozana ny saropiaro am zanany lahy(zany oe ts tiany hisy hiaraka am'le zanany mints) na le vinanto no miseho manambonimbony tena eo imason'ny rafozany(nefany ny tena le vao hiditra)d normale ra ts d misy ny entente,ra ny ahy manokana lony d milamina tsara ts misy ninoninona mints ah,za tian'izy ireo,izy kou tiany aty aminay,k d courage ho anireo manana olana ny amizany ary é:miam:
27. iriko ( 04/09/2006 15:53)
ny mahatonga io tady mifanenjana io eo @vinato sy rafozam-bavy dia tsotra ihany, indrindra anie ka manambady ny faralahany, na ny lahitokany anh! anh!
ny fon'ny reny dia @ zanaka lahy ka ny reny dia manana fitiavana efa voajanahary ao aminy ho an'ny zanany lahy ka raha misy olona mitovy sex aminy(vavy)miarka amin'ny zanany dia tsy ekeny loatra ka mahatonga fahasosorana ho azy, dia ny entiny hanalana azy dia ny miteny foana fa tsara raha izao no ataonao @zanko iny, dia manoro hevitra eo, dia hoatran'izay foana, dia tezitra ramatoakely satria manjary mitsabaka @ tokatranony ramtoa be dia raikitra ny ady.
28. Fomena ( 06/09/2006 09:35)
ie marina n voalazanareo fa zà sy ny rafozako aloh d met tsar ny fifandraisanay e(l)
29. ninih ( 06/09/2006 15:55)
tsisy otran' ny fifanajana no fototra e!
30. Fomena ( 07/09/2006 14:30)
fa mis koa vinanto te hi'impôze an...
31. booboo ( 07/09/2006 14:33)
ahoana koa zany ?
32. ninih ( 11/09/2006 11:16)
:-w :-w :-?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1549