Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i travy, milahatra araka ny daty
travy ( 04/08/2006 05:01)
fitiavana tsy fantatra hoe ahoana
izaho de lhl,ka manontany anareo rehetra aho hoe "NY TIA VE TSY MAINTSY MAHANDRY IZAY HATONGAVAN'NY TIANA NA RAHOVIANA NA RAHOVIANA" "METY HO ZAKAN'NY SAINA VE NY ZVT METY MISY NEFA NEFA TSY HI... tohiny
novalian'i stayer ny 06/09/2006 18:52
travy ( 04/08/2006 04:54)
Ny toetran'ny lhl manoloana ny vhv
Izaho de lhl,hoanareo vehivavy ve rehefa tsy misotro taoka ,tsy mifoka sigara ny lhl de tsy maitsy mampirafy na hampirafy ahoana ny hevitrareo manoloana izany na eto antoerana na any ivelany... tohiny
novalian'i papala ny 26/10/2006 13:33
travy ( 02/08/2006 10:37)
misy olona nofisina de mety hanofy ve izy
izaho de lahy ,ary manofy olona niaraka tamiko efa ela be za 1996 no niarahanay,ary 2ans ny niarahanay.Tsy mifankahita taminy mihitsy aho,ary tsy mahalala ny misy azy,nefa de manofy azy matetika ko... tohiny
novalian'i arson ny 07/08/2006 12:52
travy ( 02/08/2006 06:33)
Ny vhv ve no tena mankafy ny firaisana ara-nofo sa ny lhl
izaho efa manambady ka izao hoatran'ny za foana notena tia azy io fa ny vadiko hoatran'ny tsy tia izany.Moa izaho ve no tena tia azy io sa ny ahy ve 1ère pas fotsiny.... tohiny
novalian'i ratanana ny 19/09/2006 07:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071