Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bmw307 ( 08/08/2006 22:08)
MANAO AHOANA NY FOMBA ATAO RA MITIA
EFA ELA IZAY NO NAHAFANTARAKO IZANY ATAO HOE FITIA IZANY NEFA HATRAMIN'IZAO AHO MBOLA TSY MBOLA NAHITA TSIRONY IZANY ATAO HOE FITIAVANA IZANY NEFA AHO MBA TEHITIA OLONA (VAVY)... tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 09:29
fijo ( 08/08/2006 20:50)
fahaiza miaina
mba mianara ihany ry zareo fomba,fa misy tena ahitana resaka anie e. misy zavatra hitako ity,tsy vazivazy fa tena lmarina ,ary vao tsy ela kaory izay. nisy olona akaiky ahy maty reny.dia natao tao a... tohiny
novalian'i papala ny 10/10/2006 12:56
soanja ( 08/08/2006 14:41)
Ny nifidiana'Andriamanitra ny vahoaka Israely (Jiosy)
Tamin'ny andron'ny Abrahama dia nahatsapa Andriamanitra fa I Abrama irery ihany no nino fa Iray izy ary Izy no mpanjaka ny universe. Nahita izany Andriamanitra dia niteny tamin'i Abrahama hoe: [b](... tohiny
novalian'i prime ny 01/09/2006 09:48
hery ( 08/08/2006 14:14)
Miezaha mandeha ihany
Torohevitra fotsiny hoe misimisy ihany ny fihaonan'ny namana amin'ity vakansy ity koa raha afaka dia miezaha mandeha ihany fa tsy hanenenana. Araka ny nolazain'i ds tamin'ny fihaonana taty Italia hoe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:43
Andriambelo ( 08/08/2006 10:57)
Voambolana
Nanokatra ny takelaka aho. Eo amin'ny hoe "dinika mandeha" dia misy resaka hoe "misy namako izay nympho". Dia lasa ny saiko hoe ahoana moa izany no azo ilazana ny hoe "nympho" amin'ny teny malagasy ma... tohiny
wanted6 ( 08/08/2006 10:23)
wanted
salut mba ampio ry reto za fa mafy ty mahazo a! tsy izany mantsy fa t@ le soirée dj rodman sy dj lova iny dia nandeha tany za ary nahita olona iray zay tena tiako tokoa vao nifampijery izahay dia hi... tohiny
bobone ( 08/08/2006 05:29)
ahoana no ahafantarana fa tena tia anao ny namanao
8)8)fa hono oah! ry reto an! ahoana no hahafantaranao fa tena tia anao ny namanao! na lehilahy na vehivavy! eo @ fiteny ve ! sa eo @ fitsiky ve ! sa eo @ fiainany manontolo ve!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 08:13
jimna ( 08/08/2006 03:44)
inona no atao hoe kristiana?
be dia be mihintsy no milaza azy ho Kristiana,mbola betsaka anefa no tsy dia mahalala ny atao hoe kristiana! mba mangataka hevitra avy aminareo!!... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 08:16
Aino ( 07/08/2006 20:08)
hihihihi
mba nande nijery ny lisitra any anarana natao hoe Fanja aho izany dia variana fa ny mombamomba any FanjaTiana de hafa kely mihintsy. (fasaly nakaiza marina anky i FanjaTiana? izany hoe Fanja eo ihany... tohiny
novalian'i prime ny 11/08/2006 11:56
minoum ( 07/08/2006 19:17)
io fitia io
:DTena raisiko ho tombotsoa ho ahy ny ahazoako zao alalana ny hiresaka ity fitiavana ity aminareo namana rehetra .Ny fitiavana tokoa no lehibe indrindra eo amin'izao fiainana sisa hiainan-tsika izao ,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 08:16
lalab ( 07/08/2006 16:40)
tia
misy namako izay tena nympho. fa tsy azoko hoe inona no mahatonga izany... tohiny
novalian'i booboo ny 29/08/2006 12:14
diamondra27 ( 07/08/2006 13:20)
aiza izy izay
ohatran'ny tsara be le hira io @ le nouvelle version ataon'ny mada groove, tianareo ve?... tohiny
tisera ( 07/08/2006 12:21)
Thrombose veineuse na phlébite na embolie pulmonaire
Sao dia mba misy efa voan'io ianareo na nahalala olona voan'io ? Misy olona akaiky ahy mantsy niditra hopitaly noho io aretina io ka mba tiako ho fantatra ny mombamomba ilay aretina sy ny tokony hatao... tohiny
novalian'i cathy ny 07/10/2006 19:35
rinman ( 07/08/2006 05:43)
tononkira
Salut! Afaka mba tononkira an'i Do Rajonhson ve azafady sy izay mpihira izay malaza @ izao fotoana izao,tsy d aisiana hira rap fa tsy amateur de rap akory.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 03:45
Aino ( 06/08/2006 22:24)
manaova izay mahafapo any tena eh!!
de mirary fialan-tsasatra sambatra sy tsara ho antsika rehetra dol indray aloha!! de bonne be dol!! eh, mihaona eto ihany fa tsy misy misitaka eo. kiss any rehetra.:-*:*:-*... tohiny
novalian'i sarobidy ny 22/08/2006 11:00
Aino ( 06/08/2006 21:56)
ho any boubou
kiss anky zoky malala dia miarahaba andry manonkana ny tenako ah!! joyex anniversaire anky manjakely de manaova fety sambatra sy andro finaritra ah!! ny aty tsy manadino na dia tsy de manoratra firy ... tohiny
novalian'i robot ny 20/09/2006 12:13
Rossignol ( 06/08/2006 21:41)
Ankizy kely 3 ans.... mahazotoa mihaino!!!!
http://tsenagasy.mandrian.net/sound/mp3/tiazaza.mp3... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 14:15
lemenakely ( 06/08/2006 17:07)
STRIPTEASE miaraka @ MODESTINE anio ny farany!
Anio alina ny tohiny sady farany ao @ FR3 à 23h ! à ne pas manquer.... tohiny
novalian'i nanoukely ny 09/08/2006 09:44
vale ( 06/08/2006 14:16)
nankaiza koa,? hihi!
Ary mba nankaiza hoà i Lapino izay elaela tsy hita:°), i Mandrindra koa?:wink:... tohiny
Herimiafina ( 06/08/2006 13:56)
Ny olona rehefa mitantara!
Ny olona sasany fantatro hoa rehefa mitantara ny momba ny vadiny na ny olona akaiky azy ka miady aminy, dia somary manitatra kely maka ny fon'ilay olona tantarainy (fosainy) e! Tsy neutre izany ilay ... tohiny
novalian'i fiderana ny 20/09/2006 06:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5096