Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
maina ( 09/08/2006 18:31)
voyage a rome 2006
De part de Ferrari, Pour les organisateurs du voyage a Rome, Je suis bien arrivee a Paris et merci encore pour votre accueil, l'organisation et les animateurs y compris les differents guides. ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:48
soanja ( 09/08/2006 13:55)
24 hours
Efa nisy taminareo ve manaraka ilay episodes "24 hours" an'i Keiffer Sutherland? Mahavarina dia mahavariana.... tohiny
novalian'i soanja ny 26/09/2006 16:55
boubounezy ( 09/08/2006 13:49)
jaojoby dans le comat
accidenté ony jaojoby fa voany accident de voiture! iza ny malala ny toiny???... tohiny
bobone ( 09/08/2006 12:49)
Fa de maninona loatra!
:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny! ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ... tohiny
novalian'i bobone ny 30/08/2006 05:12
boubounezy ( 09/08/2006 12:47)
mpamoron-kira
mitady hira variété gasy ho vidina. zany wé; hira vô noforonina maro2 ho vidina fa tsy hiran'oull efa mpanana akory, tena tsisy fotona amoronana mintsy mantsy ny tenanay e! ra misy kou nefa mpamor... tohiny
novalian'i fiderana ny 12/09/2006 09:08
rafety ( 09/08/2006 11:43)
inona moa ny vehivavy teo amin'ny malagasy
ny hevitry ny malagasy momban'ny vehivavy;ny fandraisany azy:fanaka malemy fotsiny ve?sa fototry ny aina sy ny fahefana?... tohiny
novalian'i andry08 ny 26/08/2006 20:08
xxx ( 09/08/2006 10:42)
Aza tia raha
mba omeo le tonon'ny aza tia raha an'i Vaiavy Chila... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2006 04:31
fani ( 09/08/2006 09:23)
mitady pneus par 15 tsy dia lafo: vaovao na bonne occasion
Salut daholo e, Mba miantso vonjy aminareo namana aho sao dia mba mahita pneus bonne occas na vaovao tsy dia lafo : par 15 réf 185 50 (2) réf 195 55 (2) réf 180 55 (4) Misaotr... tohiny
novalian'i AndryGTI ny 14/11/2006 07:40
hery ( 09/08/2006 07:59)
Filazana fahazoana hafatra
Nisy tamintsika efa zatra nandray ilay filazana amin'ny alalan'ny imailaka rehefa mahazo hafatra avy ao amin'ny namana.serasera.org Amin'izao ary dia naverina napetraka ao amin'ny mombamomba anao r... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 11:24
laracroft ( 09/08/2006 07:43)
Mba mila fanampiana (informatika), misaotra!!
Ahoana kay ny tokony ataoko fa nampiasa "spybot-search & destroy" zà omaly de avy eo le izy tsy nety fermer-na ntsony, na ny ordinateur koa dia lasa tsy mety fermer-na ka de voatery navela hisokatra ... tohiny
boubounezy ( 09/08/2006 07:14)
poisson farcie
ny fanaésorana lé tolana, alaivo ny antsy maranitra be dé didio manaraka lé tolana ambadika sy ny ambadika! esory mora2 ny tolala dé séséfo farce @zay. ny farce légumes carotte, togolo maintso... tohiny
Fiffi ( 09/08/2006 07:08)
15 ans de travaux forcés .
Voaheloka hanao asa an-terivozona 15 taona i Pierrot Rajaonarivelo. Nilatsaka indray, nanampy ny sazy telo taona teo aloha, ny fanamelohana an'i Pierrot Rajaonarivelo tao amin'ny Fitsarana heloka... tohiny
novalian'i prime ny 20/10/2006 08:23
Fiffi ( 09/08/2006 05:45)
Porofo
Hono hoa ry zareo : mila porofohina ve hoe tena tia an'olona 1 ianao ? Lasa manko ny heritreritro hoe : raha tena tia , raha tena nisy marina ilay fitiavana , nahoana no hangatahana porofo ? na le... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 10:43
lila ( 09/08/2006 05:35)
aretimbavony
miarahaba, sao mba misy manana torohevitra mba hialana am aretimbavony (ulcère gastrique) fa tena leo be za le mitsindrona fa sady marary be no miverina foana le izy fa tsy tena sitrana tanteraka: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/10/2006 10:01
naritsimba ( 09/08/2006 05:00)
SOSO-KEVITRA
Faly miarahaba antsika namana rehetra! Ity mba misy soso-kevitra arosoko momba ny fanomanana fety sy fihaonana ary fitsangatsanganana. Mba ahafahan\'ny rehetra miomana tahaka io fandehanana any To... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2006 21:34
soanja ( 09/08/2006 03:25)
Ary maninona?
Mahavariana ahy fa tena vitsy be ny hevitra ato an? Tena tsy misy fika mihitsy ve?... tohiny
novalian'i dailynews ny 20/09/2006 23:57
LazaDaddy ( 09/08/2006 03:09)
Majesty
isaky ny mahita an'i "majesty" eto @ serasera aho dia tonga ato an-tsaiko foana ilay hiran'ny Hillsong (sa delirious moa?). Mangidihidy te andray gitara ndray ny tanako zany marina! hahaha! Here I ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 14/09/2006 09:45
zandikely ( 09/08/2006 00:00)
À 44 ans, il a 44 enfants avec ses 4 femmes
Il padre dei record 37 figli da 4 mogli Cleto Ruiz Diaz, argentino, 44 anni e 37 figli. Quattro mogli diverse, anni di poligamia sotto il tetto della sua casa di Corrientes. Una storia che ha dell'i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/09/2006 16:44
xxx ( 08/08/2006 22:26)
MBA MITADY OLONA
SAO RE DE MBA FANTATRAREO I RAJANSON NAMBININA ZANAKA MEDSSINSPECTEUR EFA AVY NIPETRAKA TANY MAROANTSETRA IZY TALO,MANANA RAHAVAVY ATAO HOE TAHINA sy SOSO ARY ANADAHY ANDY IZAY... tohiny
novalian'i prime ny 03/11/2006 09:33
dailynews ( 08/08/2006 22:20)
trano aorina sa lotissemnt
iza no tsara trano aorin' ny tena manokana sa ny any amin ny lotissement no hahazoana kokoa ao tana ? ... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 12:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.0259