voyage a rome 2006

1. maina ( 09/08/2006 18:31)
De part de Ferrari,

Pour les organisateurs du voyage a Rome,

Je suis bien arrivee a Paris et merci encore pour votre accueil, l'organisation et les animateurs y compris les differents guides.

J'espere qu il y aura un Rome n°2 .

Misaotra betsaka ho anareo ho Rome:):D:D:D:D:D

Ferrari
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:48
2. LazaDaddy ( 09/08/2006 18:41)
De la part de citroen 2CV:)

Tsy nisy faly be ve tany satria sady nisy "roma" no nisy "maina"? hahaha
3. Fiffi ( 09/08/2006 19:43)
:-D
4. hery ( 09/08/2006 19:44)
Ferrari> contacte-moi avec un pseudo valide enregistré sur le site de serasera pour que je puisse te donner l'accès aux photos.
5. Fiffi ( 09/08/2006 19:45)
sa nisy "romaine" ? salady io an! :-D:-D:-D
maina: nga hono tsy afaka nandefa an'le dinika izy de mba mitantara mizara ho an'ny namana eto koh ny hafaliany sy ny fahafaham-pony ? :wink:
6. mbaliana ( 10/08/2006 06:33)
tena tsy kopy mihitsy za zany .. iza le citroen 2CV... dia inn le roma di inona le maina e? mba azavao moa ry LazaDaddy
7. pippo ( 10/08/2006 08:19)
ilparait que c'était super
8. fasaly ( 10/08/2006 09:24)
plus ke super pippo:wink::°):°):°)
9. xxx ( 10/08/2006 09:40)
mbaliana:

tena tsy kopy mihitsy za zany .. iza le citroen 2CV... dia inn le roma di inona le maina e? mba azavao moa ry LazaDaddy
de oe inona le roma de inona la maina ??????=))=))=))=))de tena tsy kopy ve enao ary le bibite (miala tsiny a an fa io zavatra hitako resahanareo tany de mba ko oe io ry mbaliana)


10. mbaliana ( 10/08/2006 10:25)

Tsy nisy faly be ve tany satria sady nisy "roma" no nisy "maina"? hahaha

dia inn le roma di inona le maina e

maina aloha tsy hitako taty Roma italy ...Ferrari no hitako taty...

bibite: inn no nieritreretanao an'io ry xxx?
za aloha mahalala ny tena dikany ee fa ianao no tsy haiko sa ny sainao no efa lasa lalina loatra...
11. Fanja1 ( 10/08/2006 11:18)
xxx mba ianaro ihany ny teny vahiny fa mety ahasoa fa tena mahamenatra fa vao mahita ilay soratra nareo de tonga de zvt hafa foana ny ao antsaina
bibite = boissons dikany any italie
12. mbaliana ( 10/08/2006 12:26)
merci Fanja1 :* :*
13. fasaly ( 10/08/2006 13:40)
lalina njay ny dikanteny zany an!:-D:{:-D:-D:-Dhay ve zany no dikany e! miteniteny foana reo italiana reo ka!:-D:-D:-D de we ati misy boisson zany lay soratra notondroiko iny:roll::roll::roll::-D
14. Fanja1 ( 10/08/2006 13:47)
dr mbaliana:-*
fasaly voalazanjy :)
15. dd ( 10/08/2006 14:09)
hery> soa hany ah fa afaka mi by sy kileta, fa tongako lé etsy akakiko k! d efa hitako ny milay rehetra ka!

ho an'ny rehetra> asa raha tadidinareo ilay fihaonana voalohany tato @ serasera, teo Soarano, na dia tsy tonga tany aza aho, dia mba hevitro iny fihaonana voalohany iny, ary izao dia tena faly aho mandre fa misy fihaonana foana ao @ namana na aiza na aiza ... na officiel na tsy officiel, na olona 50 na olona 2 ... :-D :-D

tohizo fa mahafinaritra e ...


16. Fanja1 ( 10/08/2006 14:23)
Dia misotra betsaka anao zany Andriamatoa dd.. soa fa nisy anao nanome iny hevitra iny de hirarina hatrany ny hitohizany:)
17. fijo ( 10/08/2006 16:18)
soa ny fiarahantsika e hoy ilay rano mandroatra
18. cutie ( 10/08/2006 16:52)
fanja nga mahay teny italiana:roll::P
19. fijo ( 10/08/2006 17:01)
tiamo kosa ve retsy dia tsy hoainy an,na koa pizza
20. cutie ( 10/08/2006 17:01)
hihihihihi
hay moa:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6724