voyage a rome 2006

61. mbaliana ( 12/08/2006 17:50)
cutie efa mahay an
62. cutie ( 12/08/2006 17:59)
efa mpihinana koa:-D
63. fasaly ( 12/08/2006 20:26)
mpihinana inona gilasy tsy italiana veuh:roll::roll::roll::roll:
64. cutie ( 12/08/2006 20:28)
gelato:P
65. Fanja1 ( 13/08/2006 05:16)
mbaliana ka ny ampalaza an'i sera² anie no tanjona e... we mahay teny vahiny bdb ny mpianatry sera² :P sa ahoana cutie?
66. mbaliana ( 13/08/2006 05:27)
fanja1 aleo rangah hijanona hoan'ny sera2 ihany ny an'ny sera2... efa misy masoivoho eran'izao tontolo izao izy rah aresaka langue /hatrany Japon ka hatrany Afrique du sud ...fa raha isika retra no indray hanao masoivoho amin'ny langue adinontsika ny teny gasintsika fa lasa manao revisio eto foana isika ...:/:/:/
67. cutie ( 13/08/2006 10:32)
Mpandefa : Fanja1 [ Valio ] 13-08-2006 10:16:33
Lohateny : Re : voyage a rome 2006
mbaliana ka ny ampalaza an'i sera² anie no tanjona e... we mahay teny vahiny bdb ny mpianatry sera² sa ahoana cutie?
Miverina ery ambony

ie :-D:-D:-D:-D:-D:-D
68. Fiffi ( 13/08/2006 15:28)
hay ve i ferrari sipa eh ? :-D noheveriko ho bandy satria anarana fiara milay be io koh ! hihihih
69. Ralay ( 13/08/2006 16:16)
Fiffi: sipa milay be io sady sympa koa fa domazy njy tsy nandeha de nahita sy nihaona taminy :lol:
70. ferrari ( 13/08/2006 18:26)
Fiffi:

ferrari:
ianao nanao defile dia iazahy minana glace samy manao ny plaisir fa
ianareo ko akaiki fa aminy manaraka dia anao defile isika
=D=D=D=D de tohizo foana le fanoratana teny gasy fa tsy ho ela enao de hahazo 20/20 :D




misaotra fa mafy no manoratra ary miteny gasy. Fa ny voyage hoe rome dia niesaka teny gasy meme s il y a des fautes. tsy nisy critiques

71. Fiffi ( 13/08/2006 18:42)
ferrari: tsy mahazo mi-critiqué olona tsy mahay miteny gasy zany an! fa tongava enao eto foana de mamaly forum de mamaly koh izahay de ho hitanao fa tena ho aingana be enao de hahay teny gasy :)
72. cutie ( 13/08/2006 18:55)
fa i ferrari vaza sa gasy?:roll:
73. ferrari ( 13/08/2006 18:58)
Ralay:

Fiffi: sipa milay be io sady sympa koa fa domazy njy tsy nandeha de nahita sy nihaona taminy :lol:



Salut

Merci j espere que nous aurons l occasion de nous revoir meme sur une autre sortie
74. Fiffi ( 13/08/2006 19:10)
Ralay: mbola be no sisa akia an!
ferrari: ok ! partante kosa aloha zah @ manaraka an! :)
75. cutie ( 13/08/2006 21:43)
Mpandefa : ferrari [ Valio ] 14-08-2006 20:47:14
Lohateny : Re : voyage a rome 2006
Hoy i cutie:

fa i ferrari vaza sa gasy?



Bonjour Cutie et Fiffi

Gasy izaha fa teraka en France dia tsy miteny couramment. Des fois je suis sur le chaten genral ny alina vers 21h fa faly ni mianatra teny gasy
Bye

efa hitako tao o :lol:
76. mbaliana ( 14/08/2006 04:57)
ferrari njy manja... za anga maka namana ratsy zany :-D:* tsy mi-exagerer aho io an...:-*:-*
amin'ny manraka njay akia miaraka mande fiesta fa aza matahotsa a, misy foana io refa été aty .. enga anie...:D:D:D
fiffi an aza dia mapifilafilaina akia le kofa (ralay)fa tena hitako mihitsy refa misy occasion tsy mi-rater mihitsy lery mi-inviter anjy... za aloha hanao vavolombelona refa raikitsa ny raikitsa aaaa , tanjemo adino : :-D:-D :-*:-*
77. Fiffi ( 14/08/2006 05:27)
eny tokoa hoa ?:roll:
78. Fiffi ( 14/08/2006 05:41)
mbaliana:

fiffi an aza dia mapifilafilaina akia le kofa (ralay)fa tena hitako mihitsy refa misy occasion tsy mi-rater mihitsy lery mi-inviter anjy... za aloha hanao vavolombelona refa raikitsa ny raikitsa aaaa , tanjemo adino : :-D:-D :-*:-*
mbaliana: andray kosa akia an! zah kosa ve de nampifilafila azy ?
Ralay: lazao an'i mbaliana fa tsy mampifilafila andry akia zah an! andao ary hiaraka any @ fihaonana any @ maina isika de omentsika an'i mbaliana ny porofo :):-*


79. mbaliana ( 14/08/2006 05:44)
gasy akia i ferrari ry cutie ... sady sipa manja be... hitanjy tsy nisy sari-na sipa vaza mihitsy tao
80. ferrari ( 14/08/2006 09:44)
mbaliana:

gasy akia i ferrari ry cutie ... sady sipa manja be... hitanjy tsy nisy sari-na sipa vaza mihitsy tao


Salut mbaliana

Aza miexagerer fa tsy sipa manja be fa sipa< fotsiny isika fa tena faly no nafantatranao ia. Vao hitako daholo ny sary hoe Rome dia rehefa jerena dia hita fa nisy ambiance. Nandeha fety le dimanche alina fa tsara be fa nalahelo fa tsy niaraka nande daoholo Aminy manaraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3685