voyage a rome 2006

81. ferrari ( 14/08/2006 09:47)
cutie:

fa i ferrari vaza sa gasy?:roll:


Bonjour Cutie et Fiffi

Gasy izaha fa teraka en France dia tsy miteny couramment. Des fois je suis sur le chaten genral ny alina vers 21h fa faly ni mianatra teny gasy
Bye
82. fijo ( 15/08/2006 20:28)
hay ve ferrarie sipa e,kay le voafitaka indray ny akama.
ary aiz ale sary rehetra eeeeeeeeeeeeee
83. mbaliana ( 16/08/2006 07:01)
fiffi mianjy porofo eeee
fijo risoriso sisa eeee raha resaka sary
84. fijo ( 16/08/2006 21:35)
ao fa homeko ambany fandriana ndry fa mba handefaso aho e.sa ambany latabatra moa le fiteny?
85. Angie ( 17/08/2006 08:23)

Za alou dia malahelo tsy hanatrika lay @ 19 any @ Maina fa dia makafy mijery sary ny fihaoana taty sisa atao. Ny anay mba elaela kou sady mba varie be ny zavatra natao, ho hita eo ny anareo hihihi. Ho avy any ny solotenanay an envoyé spécial :D.

Bizz be Ferrari, tsara fa tohizo lay miditra forum @ zay njy mba mihamahay tenigasy tsara. Refa miverina aty @ manaraka dia miteny gasy foana fa avelao any reny malala (la france io fa sao tsy hay fa tsy i maman akory an :D)

86. mbaliana ( 17/08/2006 09:10)
fijo hihiiihihi lalana ambanin'ny tany no fiteny raa tsy diso aho...:-D:-D
87. ferrari ( 17/08/2006 19:33)
Angie:


Za alou dia malahelo tsy hanatrika lay @ 19 any @ Maina fa dia makafy mijery sary ny fihaoana taty sisa atao. Ny anay mba elaela kou sady mba varie be ny zavatra natao, ho hita eo ny anareo hihihi. Ho avy any ny solotenanay an envoyé spécial :D.

Bizz be Ferrari, tsara fa tohizo lay miditra forum @ zay njy mba mihamahay tenigasy tsara. Refa miverina aty @ manaraka dia miteny gasy foana fa avelao any reny malala (la france io fa sao tsy hay fa tsy i maman akory an :D)

Bonjour

Aloko ny forum fa le chat mandeha haingana loatra rehefa manoratra ny olona dia farany reraka ny lohako no manao traduction dia degoute.
Ho ani le 19 aout dia aka sary ary i filme de toute facon miandry ny envoye special aviaminy Italie.
a PLUS



88. fijo ( 17/08/2006 19:57)
ferrari an,aza degoute izany fa ataovy goute a goute de mandeha io.hi ihi
kay kondry hoany amin'i maina?????
iza no hoany ry angie?
89. Angie ( 18/08/2006 05:58)

Fijo> suprise kah mandehana toi de hahita e @ zay kou zahay mba mahita sari-na virja hihihi

Ferrari> teneno daholo akia reo namana manodidina anjy reo we teneno teny gasy foana za @ zay njy tena mora mahay. ry zareo mantsy no mety mivadika frantsay foana fa tsy njy zay efa miezaka. :-*

Dia manaova fety milay daholo zany e zahay miandry sary sy tatitra hihihi
:D
90. colar ( 18/08/2006 10:29)
ampenariko manokana i ferrari ra mazoto, tongava aty fona,manao week end ohatra,ento ko i .....,he he
91. mbaliana ( 18/08/2006 18:06)
fijo
ferrari an,aza degoute izany fa ataovy goute a goute de mandeha io.hi ihi
kay kondry hoany amin'i maina?????


izy efa abbonnée ao kouuu
92. fijo ( 18/08/2006 22:18)
abonnée aiza io?le maina ve?
93. mbaliana ( 19/08/2006 06:41)
ao amin'i maina izy no abbonée dia tsy maintsy ao izy amin'ny fety ...:lol::lol:
94. fijo ( 22/08/2006 20:32)
mbaliana ,izay vao harako le abonée kle,voandry indray aho tamin'iny an
95. mbaliana ( 23/08/2006 06:52)
fijo hhiihihii mieux vaut tard ke jamé
96. fijo ( 23/08/2006 21:18)
kay le,hay izy tena abonée be mihintsy ao.
97. mbaliana ( 24/08/2006 07:34)
tsisy fika aaaaa.. :-D:-D
98. fijo ( 24/08/2006 20:22)
tery be ny lalana.
99. cathy ( 03/09/2006 20:54)
mila savasavana zany kanoa:-D:-D:-D:-D:-D
100. mbaliana ( 04/09/2006 11:03)
tsy aleo ve miova lalana ee.. sao potsitra any ...:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7024